kandida favori

1. LazaRandri ( 16/05/2006 07:46)
Jesoa Kristy
novalian'i cutie ny 22/06/2006 15:25
2. lapino ( 16/05/2006 08:02)
3. hery ( 16/05/2006 08:39)
Omeo an'i Sezara izay an'i Sezara...
4. mandrindra ( 16/05/2006 08:52)
kandida amin'ny inona aloha ?
5. Fiffi ( 16/05/2006 09:08)
Jesoa Kristy kosa ve rangaha de hataonareo resaka politika ?
6. pika ( 16/05/2006 10:59)
kandida amin'ny inona aloha
:roll::roll:

izy no mpanjakan'ny mpanjaka ka tsy tokony hisy hoe kandida izany
sao mba any @ resaka hafa no tiana lazaina fa tsy resaka politika jesoa sa satana ve?

tadidio fa misy ny natokana ho an'ny sezara misy ny natokana ho an'Atra


7. Fiffi ( 16/05/2006 11:21)
pika: ka zay indrindra manko an!

8. mandrindra ( 16/05/2006 12:08)
mpanjakan'ny mpanjaka ahoana koa. efa andron'ny repoblika sy ny demokrasia izao fa tsy tamin'ny faha-mpanjaka intsony e.

fa hono hoa aloha e, iza aloha io ranamana io e? vavy sa lahy? dia avy aiza hono izy io?
9. Fiffi ( 16/05/2006 12:20)
mandrindra:
mpanjakan'ny mpanjaka ahoana koa. efa andron'ny repoblika sy ny demokrasia izao fa tsy tamin'ny faha-mpanjaka intsony e.

fa hono hoa aloha e, iza aloha io ranamana io e? vavy sa lahy? dia avy aiza hono izy io?
Tompo ô ! mamelà ny helokay fa tsy fantatray ny nataonay.


10. mandrindra ( 16/05/2006 12:54)
fiffi, iza aloha ilay hoe izahay ?
11. Fiffi ( 16/05/2006 15:08)
mandrindra: izay tsy manaja ny anaran'i Jesoa Kristy Tompontsika .
12. vale ( 16/05/2006 15:29)
:roll:
13. Fiffi ( 16/05/2006 15:51)
vale: ka ahoana kosa ary no hatao politika Jesoa Kristy ?
14. LazaRandri ( 16/05/2006 22:58)
Fantatrareo ve fa rehefa miverina Izy dia hanjaka mandritry ny arivo taona?
15. cutie ( 16/05/2006 23:11)
an3 lol
16. LazaRandri ( 16/05/2006 23:21)
efa mafantatra ndry zany zao. :)
17. cutie ( 16/05/2006 23:23)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 17-05-2006 03:58:51
Lohateny : Re : kandida favori
Fantatrareo ve fa rehefa miverina Izy dia hanjaka mandritry ny arivo taona?

omeo porofo sa honohono io lol
18. LazaRandri ( 16/05/2006 23:29)
vakio ny baiboly ra mila prorofo http://biblegateway.com/
19. cutie ( 16/05/2006 23:34)
i am not interested.:-D:-D:-D:-D
20. LazaRandri ( 16/05/2006 23:36)
u're interesting! hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092