kandida favori

41. cutie ( 18/05/2006 12:16)
tsy haiko njay le spektakle an'lery fa anontanio an'i LR:-D:-D:-D
ndao aza tsy hijery spktakle hafa aza:-D:-D:-D:-D
42. mandrindra ( 18/05/2006 12:20)
iza no ankafihizanao e ?
43. cutie ( 18/05/2006 12:20)
rija zao ho avy aty aminay fa ndao aty 8)
44. mandrindra ( 18/05/2006 12:25)
tsy hanontaniako akory hoe rija iza fa icutie no jerako hoa an :-D:-D, dia rahoviana azany e
45. cutie ( 18/05/2006 12:26)
:-D:-D:-D
zao de zao 8)
46. mandrindra ( 18/05/2006 12:30)
iny fa lasa ary ny eritreritro :-D:-D
tsy efa hitanao io akaikinao io ve izy :-D:-D:-D
47. cutie ( 18/05/2006 12:30)
efa hitako tary:-D:-D:-D
48. mandrindra ( 18/05/2006 12:37)
ôtsan'ny inn ary ny pôziny ô ?:-D
49. cutie ( 18/05/2006 12:46)
ohtran'ty (l):-D:-D:-D:-D
50. mandrindra ( 18/05/2006 12:50)
:-D:-D:-D:oops::oops:
51. cutie ( 18/05/2006 12:52)
:-D:-D:-D
diso nga:oops::oops::oops::oops:
52. mandrindra ( 18/05/2006 12:54)
tsy diso fa kobo, dia mbô tratra e :D
53. cutie ( 18/05/2006 12:55)
:-D:-D:-D
ataovy ihany aza:P
54. mandrindra ( 18/05/2006 12:58)
ataoko foana ka, raha mbola ianao:-D:-D:-D
55. cutie ( 18/05/2006 12:59)
:-D:-D:-D:-D
za tsy mitsoaka:-D:-D:-D
56. marozevo ( 18/05/2006 20:30)
Fiffi:

mandrindra:
mpanjakan'ny mpanjaka ahoana koa. efa andron'ny repoblika sy ny demokrasia izao fa tsy tamin'ny faha-mpanjaka intsony e.

fa hono hoa aloha e, iza aloha io ranamana io e? vavy sa lahy? dia avy aiza hono izy io?
Tompo ô ! mamelà ny helokay fa tsy fantatray ny nataonay.






Dia amafisiko hoe "Ray oh, avelao ny helokay na fantatray aza izay ataonay".
57. fijo ( 18/05/2006 21:18)
de hozy aho hoe "ray ô,raha tena misy enao,homeo kaly ny vahoakanay"
58. cutie ( 18/05/2006 21:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
59. mandrindra ( 19/05/2006 10:39)
efa namaly anareo daholo ve ry zalahy zao baininareo antsoinareo izao a ?
cutie, io fa tratrako zany fa tsy nitsoaka. ary aza miala an !!:-D:-D
60. cutie ( 19/05/2006 18:32)
oups tsy tratranao za androany nefa za tsy nitsoaka:-:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.106