kandida favori

81. cutie ( 22/05/2006 19:53)
mifankatratra ka @ zay tsy misy tara:-D:-D:-D:-D
82. mandrindra ( 22/05/2006 19:58)
mety hoe samy tara koa dia mifankatratra ihany:-D:-D
83. marozevo ( 22/05/2006 20:03)
Ohatran'ny hoe miresaka amin'ny olona hafahafa izany ny miresaka aminareo ry mandrindra ah...
84. mandrindra ( 22/05/2006 20:05)
fa iza indray ary ny ray antsoinareo, sa nareo manadray marobe le ?
85. cutie ( 22/05/2006 20:07)
mandrindra de iza ndray no hiandry an;iza raha zany, na hanenjika :-D:-D:-D:-D
86. mandrindra ( 22/05/2006 20:10)
ataovy 27 de boka aloha dia ho hita eo izay hanenjika voalohany :-D:-D:-D
87. cutie ( 22/05/2006 20:12)
mandrindra boka:-D:-D:-D
88. mandrindra ( 22/05/2006 20:14)
za zany manenjika dia cutie miandry, dia vetivety dia tratrako:-D:-D:-D
89. cutie ( 22/05/2006 20:41)
fa nahona no vetivety :-D
90. xxx ( 22/05/2006 22:11)
Laingako kanjony zany fa za dia mbola eto anjanomanal foana fa tsy namkaiza akorony!
91. LazaRandri ( 23/05/2006 00:49)
marozevo:

Ohatran'ny hoe miresaka amin'ny olona hafahafa izany ny miresaka aminareo ry mandrindra ah...
mivavaha ho azy e! :)


92. mandrindra ( 23/05/2006 08:47)
cutie, ka za rapida be ka
93. tangalamaitso ( 23/05/2006 10:33)
i mandrindra izany no "candidat favori" ry reto a!
94. mandrindra ( 23/05/2006 10:57)
candidat favori amin'ny inn le ?
95. cutie ( 23/05/2006 19:48)
mandrindra rapida be nefa za androany tsy tratra:lol:
96. xxx ( 23/05/2006 22:31)
Candidat favori :H....o!
Iza ary?
97. cutie ( 24/05/2006 00:11)
za tsy mahafantatra:roll:
98. tangalamaitso ( 24/05/2006 05:07)
Inona indray ity ankamantatra be ataon'i xxx ity e! Rara raisina no fiandohana ilay "H" ka raisina ho fiafaràna ilay "o", dia i Hasina Andriamanjato no ato an-dohako. Marina ve izany ry xxx?
99. prime ( 24/05/2006 09:45)
Eny tokoa ho'ah mba omeo hoe ny valiny!!!!:lol:
100. marozevo ( 24/05/2006 14:17)
Herizo Razafimahaleo koa mety amin'io H...o io.

ka amiko sady tsy H....o no tsy H...o, fa M...a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2862