Solon'ny vitamines sy calcium

1. LazaRandri ( 19/04/2006 23:26)
ny tsikitsikim-behivavy vao maraina :) hahaha
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:42
2. Herimiafina ( 19/04/2006 23:38)
Vao maika aza iny mandany vitamines sy Calcium sy energie knou!
Hitsikiany de manao ny tsy fanao de hypocalcemie klé, hehehehehe:-D
3. LazaRandri ( 20/04/2006 04:16)
fa angaha tsy hoe mampanao accident eny an-dalana? hahaha!
4. watafon ( 20/04/2006 04:36)
k tsy aleo v izy mitsiky e !:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 20/04/2006 05:36)
fa in le tsy fanao ry Herimiafina?
6. toubib ( 20/04/2006 06:14)
Marina io ka!Misy fomba fiteny izay hoe "rehefa mitsiky ianao dia nofo 4 amin'ny tarehy fotsiny no ahetsikao' fa rehefa mitrerona sy vinitra ianao dia ny 198 mahery amin'ny nofo amin'ny tarehy no mihetsika daholo, noho izany nahoana ianao no mamiza-tena?" Raha diso miasa loatra mantsy ny nofo amin'ny tsy antony dia sady mahabe ny kalsiôma lany no mampanao asidôzy laktika iany koa.
7. Fiffi ( 20/04/2006 06:33)
de tsy hitsikitsiky foana intsony ve zany ?
8. kiali ( 20/04/2006 09:21)
tsiky de ampy zany!!
9. Fiffi ( 20/04/2006 09:28)
kiali: aiza ko ? toa tsy mitsiky akory enao ? :)
10. watafon ( 20/04/2006 11:37)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::-D:-D:-D
11. ari.malala ( 20/04/2006 11:39)
ny ani' wata ndray vanitika vôo ampy anazy ;)
12. Fiffi ( 20/04/2006 12:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. watafon ( 20/04/2006 12:52)
ari.:-*:-*:-D:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 20/04/2006 12:54)
ari.malala: ka tsy aleokosa ve akia mivanitika ? :-D
15. watafon ( 20/04/2006 12:57)
hita wa akia ry Fiffi !:-*:-*:-*
16. Fiffi ( 20/04/2006 12:58)
17. Fiffi ( 20/04/2006 12:59)
tsy nahazo vitamine de manao an'io endrika io an! :(
18. watafon ( 20/04/2006 13:02)
Fiffi: iny ary e ::*:*:*:*
19. Fiffi ( 20/04/2006 13:04)
mahay midongy ohatran'ireny zazakely ireny ve ? :-D:-D io ary fa nahazo vitamine de :):*:*:*:*:*
20. adidy ( 20/04/2006 15:18)
Izay ange no mahatonga ny vehivavy sasany lazain'ny olona hoe "tsy ampy daozy" angamba iny! Hay tena calcium sy vitamine mihintsy zany!=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4623