Solon'ny vitamines sy calcium

61. watafon ( 27/04/2006 03:39)
cutie, heveriko fa za irery ange no malahelo an'i veloo ato e!
62. mimich ( 27/04/2006 07:49)
pitchou, wata> slt!!!! niletika kely aloha mba ho kely2 fa bota ny fimehezana eto am forum ee
de zao efa kely de mitsidika tsindray2 , tsy afaka atao mùatetika so bota be njay lol!!
63. cutie ( 27/04/2006 09:18)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 27-04-2006 08:39:21
Lohateny : Re : Solon'ny vitamines sy calcium
cutie, heveriko fa za irery ange no malahelo an'i veloo ato e!

:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
64. ravakamalala ( 27/04/2006 12:11)
oay , fa nankaiza marina i veloo???8O
65. Fiffi ( 27/04/2006 12:16)
efa hiverina hono izy zao an!
Herimiafina: efa hoe tsy
66. cutie ( 27/04/2006 12:17)
fiffi tsy hiverina tsony akia izy a :(
67. Fiffi ( 27/04/2006 12:18)
cutie: why ? :(:(
68. ravakamalala ( 27/04/2006 12:20)
fa awn klé?????????
69. Fiffi ( 27/04/2006 12:23)
ravakamalala: elaela indray enao no tsy hita an! tongasoa aloha an! fa dia izao :( zao maheno an'izao eh!
70. cutie ( 27/04/2006 12:25)
tsy nahazo vitamines sy calcium :-D :-D :-D tsinona
71. ravakamalala ( 27/04/2006 12:27)
meeccciii fiffi, kely be adidy akia a! fa mamaky anareo foana aho ka!

cutie> asaivo mankaty izy fa za manao promo na calcium sy vitamine
72. Fiffi ( 27/04/2006 12:28)
cutie: :-D:-D:-D:-D
73. cutie ( 27/04/2006 12:35)
laingako reto zany a
aleo izy fa antsoiko :)
74. Fiffi ( 27/04/2006 13:23)
:roll: :(:(:(
75. ravakamalala ( 27/04/2006 13:33)
cutie > masaka ndry an!
76. mamzelkely ( 27/04/2006 13:36)
ouay eeeee ary zah kay zany vitamine sy calcum mandende aa 8)
77. cutie ( 27/04/2006 13:37)
Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 27-04-2006 18:33:03
Lohateny : Re : Solon'ny vitamines sy calcium
cutie > masaka ndry an!

de ho sahin-jy ve :cry:
78. ravakamalala ( 27/04/2006 14:03)
masaka ndry fa ho voatoraky ny ba kely :wink: :-*
79. cutie ( 27/04/2006 14:04)
hay ve e :-*
80. Fiffi ( 27/04/2006 15:03)
de aiza ny valiny ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4712