Solon'ny vitamines sy calcium

81. cutie ( 27/04/2006 15:32)
valiny in zany ry fiffi?:roll:
82. watafon ( 27/04/2006 16:43)
waouh! lasa naresaka b ato an !
mamzel: b mpitsiriritra zany ndry io zao e? :-D:-D
ravaka, elaela an !:-*
Fiffi;:*
83. Fiffi ( 27/04/2006 16:46)
laingako reto zany a
aleo izy fa antsoiko
cutie: aiza ny valin'io akia ? :( :-*:*:-*
wata: :*:* taiza indray no tara train ?
84. watafon ( 27/04/2006 16:56)
teo ihany fa tsy tara zany k ! :*:*
85. pitchou ( 27/04/2006 17:09)
wata tsy nahateny mintsy vô nahita sipa b d b naresaka tato kou!
86. watafon ( 27/04/2006 17:33)
za kou aza mbo gaga kou ! :roll::-*
87. Fiffi ( 27/04/2006 17:42)
pitchou: andraso aloha omena vitamine kely wata de mahateny @ zay.:*:*:* :-D:-D:-D:-D
88. cutie ( 27/04/2006 17:45)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 27-04-2006 21:46:06
Lohateny : Re : Solon'ny vitamines sy calcium
Voalaza teo :
laingako reto zany a
aleo izy fa antsoiko
cutie: aiza ny valin'io akia ?
wata: taiza indray no tara train ?

mbola eo am-piantsoana azy za zao :P
89. watafon ( 27/04/2006 18:01)
Fiffi: hafa ihany wa enao e! tonga d nisokatra ny masom-panahiko marina an !:-D:-D:-D
90. Herimiafina ( 27/04/2006 18:25)
Anjekaky oo :{:{
tsy nanidy trano ndray wata sy Fiffi de tartrako foana! hehehehehe=))=))
91. watafon ( 27/04/2006 18:35)
HM : elà an ! :-D:-D
io ndray mivoha foana k ! :wink:
92. Herimiafina ( 27/04/2006 18:38)
Tsy koi leisy io fa zah koa mila mahita fa mila inspiraka kely ampihariko amin'i rafotsiko! hehehe:-D
93. LazaRandri ( 28/04/2006 02:27)
ary lasa adihevitra be kay izy tato? hahaha
94. fijo ( 28/04/2006 03:24)
ny ahy tsy hay intsony izay tena maha ngeda,na ny hanina na ny tsiky.
95. mimich ( 28/04/2006 05:22)
:-D:-D:-D
96. pitchou ( 28/04/2006 10:11)
fijo>tsss! sô d labiera?
97. mimich ( 28/04/2006 13:21)
pitchou> zay njay no tsitko!!! marina mintsy zany ee
98. watafon ( 28/04/2006 17:13)
HM::wink:
pitchou,mimich :-D:-D:-D
99. Fiffi ( 28/04/2006 19:12)
misy inona hono ato zany ? toa resaka hoa inona no mankatavy ? labiera sa inona ? vitamine de ampy eh! ary tsy misy vitamine tsara noho ity :*:*:* sa tsy zany ry wata ? mila ve aloha enao ? (mbola miandry ny valiny aloha an!) zay vao manome :-D:-D:-D
Herimiafina: mila lesona ? :-D:-D:-D ao fa hampenariko gratos ! :-D:-D:-D:-D:-D
100. Fiffi ( 28/04/2006 19:12)
de i fijo indray mody resaka labiera no hataony nefa hita fa mila vitamine :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1069