Solon'ny vitamines sy calcium

101. watafon ( 29/04/2006 03:25)
Fiffi: mila mihitsy k ! :lol: :*:*:*
ary ny tsikin-dehilahy rehefa hariva angaha moa tsy mitovy @ vitamines e ?:-D:-D:-D
102. Fiffi ( 29/04/2006 04:42)
wata: :*:* wadrayy ! rehefa vitamine de motovy daholo hiany kosa kah! ny vitamine maraina zao de mba hanana tanjaka tsara ho an'ny tontolo andro , ny vitamine hariva indray , :-D:-D:-D toa io aza no tena ilaina fa io no tena tsara koh! :-D:-D:-D
103. watafon ( 29/04/2006 17:10)
:-D:-D:-D:-D
104. Fiffi ( 29/04/2006 19:10)
wata: wadrayyy !! to himehezanao fotsiny akia zah ? nefa anie tena marina io an! ny maraina moa de le vitamine C iny no hanina satria hono toa tsy mahazo ho hanina @ alina io fa tsy mampatory , nefa toa tsy ratsy le ho hanina alina eh ? :-D:-D:-D:-D:-D
105. pitchou ( 30/04/2006 12:49)
d refa tsy mahitatory aky @alina d mifoha manao fanatanjahantena an!:-D:-D:-D:-D:-D
106. fijo ( 30/04/2006 18:32)
fiffi an ,ka ny ahy bek's dia tena vitamine mety tsara amiko ka
107. Fiffi ( 30/04/2006 18:45)
fijo: inona aloha ity bek's ? hummm !! misy zavatra tsy mazava ao an! sa le hoe vitamine ho hanina @ alina de tsy mampatory de manao fanatanjahan-tena arak'io lazain'i pitchou io ?:wink:
108. fijo ( 30/04/2006 19:06)
hi hi hi bek's = labiera
109. Fiffi ( 01/05/2006 03:59)
:-D:-D:-D ntssssss io kosa ve akia de ho vitamine ? de tsy ahavita fanatanjahatena anie raha misotro an'io eh! sady mahabe kibo hono :-D:-D:-D
110. pitchou ( 01/05/2006 08:11)
fiffi> ny bek's aky pain liquide no isokajiana azy ah! :-D:-D:-D:-D:-D sady mahabotrabotra hono!:-D:-D:-D
111. Fiffi ( 01/05/2006 09:22)
pitchou: :-D:-D nga ko ndry mamely bek's zany ? :-D:-D
112. cutie ( 01/05/2006 14:06)
za mamely beks :-D:-D:-D
113. Fiffi ( 01/05/2006 16:21)
cutie: :roll: :-D:-D:-D zany ve akia ? :-D:-D
114. xxx ( 01/05/2006 17:19)
Ny beks mandany calcium be fadiranovana! :-D
115. Fiffi ( 01/05/2006 18:02)
cutie: fa tandremo akia fa toe hoe maha-be kibo io an!
116. pitchou ( 02/05/2006 16:21)
fiffi> tena bek's faribodin'ny vera zà d efa k.o. fin de l'epizaody!
117. cutie ( 02/05/2006 19:17)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 01-05-2006 23:02:59
Lohateny : Re : Solon'ny vitamines sy calcium
cutie: fa tandremo akia fa toe hoe maha-be kibo io an!

zany ve
tsy ny lhl ihany no voan'zany:-D
118. mimich ( 03/05/2006 04:58)
nivadika beks marina ny tantara lol!!!
ka zany zany no maha be kibo an fijo ko!!
119. cutie ( 03/05/2006 10:24)
mimich hiihhihi ngamba :-D
120. mamzelkely ( 03/05/2006 10:48)
k'efa we zah wa vitamine sy calcium mande nde tsisy mirarah mits :( :-D:-D:-D

cutie mitanjema am zany labiera zany fa mahabe kibo marina anie zany ee:-D:-D

fa angah ky ry mimich i fijo be kibo :roll::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1722