Solon'ny vitamines sy calcium
243. fijo
(
20/05/2006 20:38)
cutie,tsy nisy nisava mihinsty.
wata ,ela manao izany ,fa rehefa misy olona tonga ato,tsy mba arosoko olona mihintsy ny ahy io.
wata ,ela manao izany ,fa rehefa misy olona tonga ato,tsy mba arosoko olona mihintsy ny ahy io.
244. Fiffi
(
21/05/2006 18:22)
hummmm! tandremo hiany ry zareo fa tena sarotiny be eny CDG @ zao fotoana izao fa taloha tsy mba nisava entana zany ry zareo , fa @ zao fotoan'izao hehehehe ! voasava daholo fa sao hono misy sakafo , indrindra fa ny vorona sy ny hena !fa ireny mofo gasy , menakely sns.. ireny tsy olana , n y taoka gasy indray aloha tsy dia aiko loatra!
246. watafon
(
23/05/2006 18:42)
zany v ry Fiffi? za nefa saika hitondra kitoza kle ! hihinanana le vary amin'anana d aôna zany ?:-D:-D:-D
247. Fiffi
(
24/05/2006 07:27)
wata: andraso fa misy rahavaviko ho avy @ 5 Juin zao de asaiko hitondra sakafo izy de lazaiko eto hiany hoe nanao ahoana !
251. Fiffi
(
30/05/2006 19:42)
:*:*:* hummm heu... :oops: hihihih io hiany ange no tsy hafozako andry eh ! :oops: hihihihihi