Solon'ny vitamines sy calcium

221. watafon ( 16/05/2006 18:50)
k le ranom-pary tiako ho lzaina eto anie le toaka gasy reny e! hihihi!:-D:-D:-D tonga d vidina ftsn !
222. cutie ( 16/05/2006 19:06)
Mpandefa : mimich [ Valio ] 16-05-2006 12:30:57
Lohateny : Re : Solon'ny vitamines sy calcium
curie> ka tsy ilaina ndray zany!!

ka za koa anie tsy nitady e :-D
223. LazaRandri ( 16/05/2006 23:39)
watafon:

k le ranom-pary tiako ho lzaina eto anie le ...

mila ranondranony indray an! hahaha

224. cutie ( 16/05/2006 23:54)
tsara ve ny toaka gasy :-D:-D:-D
225. LazaRandri ( 17/05/2006 00:42)
fijo:
cutie an raha mila vainy izy dia homeo fary e,iny be vaniny.
vanin-taolana no ilaiko e! hahaha.


226. watafon ( 17/05/2006 04:18)
cutie: njy ngah mbola tsy nanandrana ?
227. mimich ( 17/05/2006 07:19)
cutie> tsara hono ho an'ny mpakafy azy.ilay fofony aloha dia mahery eeee!!!
laza randria> vanintaola hihihi , taolana kely sataolana lhb sa fohy sa lava
228. watafon ( 17/05/2006 11:05)
cutie: za aloha tsy tia e!
229. mimich ( 17/05/2006 11:43)
wata> fa maninn , sady toa mora mahamamo eeee!!!
230. watafon ( 17/05/2006 16:41)
mimich: izany eo ihany fa le composition ny mihitsy no tsy d mety amiko loatra k !
231. cutie ( 17/05/2006 19:54)
ok:P
232. fijo ( 17/05/2006 20:21)
za manokana aloha ry zareo dia mahita fa tsara ny toaka gasy an.rehefa avy misotro an'io enao,raha le tsy mitampoka io an,tsy mba mararay loha izany ny ampitso;
nefa misy visiky sasany izany ,ny ampitso tena tsy zaka ny loha.
sady ny pigasy asiana voasary makirana sy tantely tena mahasalama tsara an.
233. Fiffi ( 18/05/2006 07:58)
zah tsy mbola nanandrana ! manana anga fijo ao ? sa ve le "mangoustan" zany eh ?
234. mimich ( 18/05/2006 09:59)
fiffi> zay manana kely ao n-trano fa njy lvtsa b
fa any aminay mantsy ny foiben'ny fanaovana azy reny.
wata> inn am le composition no tsy azoazo nao aminy. ilay izy tsy aram_pahasalamana ve!! ny laro am-piasaina sy ilay alkola ao anatiny tsy voalanjalanja
235. cutie ( 18/05/2006 11:29)
in le ananan'i mimich?
236. watafon ( 18/05/2006 12:02)
mimich:mahery loatra le izy no tena marina e! tsy zakako !
237. cutie ( 18/05/2006 12:04)
le toaka gasy ve zany :roll:
238. watafon ( 18/05/2006 12:11)
ie! fa inn neritreretindry?
239. cutie ( 18/05/2006 12:13)
ka i mimich manana toaka gasy ve? nga reny tsy voarara n'ny lalana:roll:
240. fijo ( 19/05/2006 20:30)
cutie an,na voarara aza io dia mielipatrana be.any antsohihy izao dia tena maro azy tokoa.
za manana aty frantsa ary dia tsy nisy mpisava izany niditra teny ivato.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3705