Solon'ny vitamines sy calcium
1. LazaRandri
(
19/04/2006 23:26)
ny tsikitsikim-behivavy vao maraina :) hahaha
répondu par Fiffi le 30/05/2006 19:42
2. Herimiafina
(
19/04/2006 23:38)
Vao maika aza iny mandany vitamines sy Calcium sy energie knou!
Hitsikiany de manao ny tsy fanao de hypocalcemie klé, hehehehehe:-D
Hitsikiany de manao ny tsy fanao de hypocalcemie klé, hehehehehe:-D
6. toubib
(
20/04/2006 06:14)
Marina io ka!Misy fomba fiteny izay hoe "rehefa mitsiky ianao dia nofo 4 amin'ny tarehy fotsiny no ahetsikao' fa rehefa mitrerona sy vinitra ianao dia ny 198 mahery amin'ny nofo amin'ny tarehy no mihetsika daholo, noho izany nahoana ianao no mamiza-tena?" Raha diso miasa loatra mantsy ny nofo amin'ny tsy antony dia sady mahabe ny kalsiôma lany no mampanao asidôzy laktika iany koa.
19. Fiffi
(
20/04/2006 13:04)
mahay midongy ohatran'ireny zazakely ireny ve ? :-D:-D io ary fa nahazo vitamine de :):*:*:*:*:*
20. adidy
(
20/04/2006 15:18)
Izay ange no mahatonga ny vehivavy sasany lazain'ny olona hoe "tsy ampy daozy" angamba iny! Hay tena calcium sy vitamine mihintsy zany!=))=))=))