Solon'ny vitamines sy calcium

21. pitchou ( 20/04/2006 17:00)
fa ngah moa tsy refa hoe mitsiky vao mifoha iny ny vhv d koropaka haingana ramose mividy croissants sy pain au chocolat d manatitra chocolat chaud any am-pandriana ho an'i madama?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. Fiffi ( 20/04/2006 17:04)
pitchou: hummmmmmm ahazo vitamine be eo ko ndry an! :-D:-D:-D:-D
23. watafon ( 21/04/2006 09:44)
adidy: efa mahay tsara an !:wink::-*
pitchou: hafa ihany toi e! tsy ngôzangôza fôna amzao njy ty k ! =))=))=))=))
Fiffi: tsy efa b loatra v zay vitamines nomeko anjy zay ? :-D:-D:-D:-D
24. Fiffi ( 21/04/2006 10:31)
wata: fa anga akia azo ferana ny fahazahoana ny vitamine ? sa ve hoe efa matanjaka tsara t@ fahazahoana an'ireo dia aok'izay ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
soa dia be loatra tokoa an! :-D:-D:-D:-D
25. ari.malala ( 21/04/2006 10:31)
pitchou a, hay mou zany izy io? :-D

wata, :-*:-*:-*
26. Fiffi ( 21/04/2006 10:39)
vitamine C zao no nohaniko anikeo maraina ! :-D
27. Herimiafina ( 21/04/2006 20:11)
Tsara ny tsikitsiky kah, fa zah aza itsikitsikiana fa tonga de kotiako klé. hehehehe:-D
28. fijo ( 21/04/2006 21:43)
hafa marina izany ry pitchou an?raha toa izany,dia aleo ihany samy amin'izao kle
29. Fiffi ( 22/04/2006 06:44)
io ary fijo fa tsy te-hikoropaka andeha hividy croissant an! :-D:-D
Herimiafina: ny anao indray aloha dia afa-kely mihintsy an! aiza ve de izay mitsiky anao de ho kotinao daholo ? :wink:
30. toubib ( 22/04/2006 06:48)
Fiffi>tsiky dia ampy sady mampisy tahirin'angovo noho ny vinitra:lol::lol:. Raha mihomehy koa vao mainka tena mampitombo io angovo io! saingy rehefa mihomehy na mitsiky dia ataovy am fo fa tsy teriterena.
31. Fiffi ( 22/04/2006 07:04)
toubib: fa nga azo hatao koa zany mitsiky terena zany ? nga tsy ny fo no mibaiko ny tsiky ? satria faly ianao dia mitsiky , de @ fo tanteraka zany no hitsikina sa ........... ?
32. watafon ( 22/04/2006 14:57)
Fiffi: misy tokoa k ! ny sourire marketing ohatra ! na tsy te hitsiky aza d tsy maintsy ! :-D:-D:-*:-*
33. Fiffi ( 22/04/2006 15:22)
wata: ntssssss :-D:-D:-D:-D aiza kosa zany eh! wadrayyyy !! nefa toa miheritreritra hiany zah eto fa toa misy tokoa an! ireny olona manao demonstration eny @ magazay ireny mba hividiananao ny entany , nefa dia mitsangana tontolon'ny andro eo de vizana nefa tsy maintsy mitsiky foana raha tsy izany .... zay moa ? :*:*
34. fijo ( 23/04/2006 03:00)
azo atao izany fiffi an,za ohatra rehefa tezitra mia mitsiky.fa tsy faly
35. Fiffi ( 23/04/2006 05:15)
fijo: de mitsiky ahoana ko zany ? tsy mahatsiaro ridicule kely ve hoe mitsiky nefa tsy faly ? noheveriko fa rehefa faly hiany no mahatonga ny fitsikina koh! io zah zao fa mitsiky ery mamaly anao eto :):)
36. ari.malala ( 24/04/2006 06:48)
hihihi, de manararaotra mitsiky ery toko i Fiffi marina moa ;) :):):)

Herimiafina, io ary enao fa itsikiako e :)
37. Fiffi ( 24/04/2006 07:17)
ari.malala: io zah zao fa :):) be , de midika zany fa faly zah koh! :):-*:-*:-*
38. cutie ( 24/04/2006 19:05)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 20-04-2006 04:26:22
Lohateny : Solon'ny vitamines sy calcium
ny tsikitsikim-behivavy vao maraina hahaha

mampime koa le sujet ato, heveriko fa zavatra hafa:-D:-D:-D
39. Fiffi ( 25/04/2006 04:07)
zah ko zany te-hanao ohatran'i fijo , rehefa tezitra dia hitsiky , handramako indray aloha io.
40. watafon ( 25/04/2006 11:14)
cutie, ato ndray anie mampme fôna e!
Fiffi:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0571