Solon'ny vitamines sy calcium

201. cutie ( 11/05/2006 22:27)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 12-05-2006 02:55:32
Lohateny : Re : Solon'ny vitamines sy calcium
watafon: io ange kofiboay be fa mody femme fotsiny e. hahaha!
:twisted::twisted::twisted::twisted:
202. LazaRandri ( 11/05/2006 22:34)
self explanatory indray an! hahaha!
203. cutie ( 11/05/2006 22:40)
mila vaniny foana wa izy :twisted::twisted::twisted:
204. Fiffi ( 12/05/2006 09:34)
205. Fiffi ( 12/05/2006 09:35)
vitamine re no tadianiny eh! :wink:
206. mimich ( 12/05/2006 11:07)
cutie> hihihi tannjemo very vitamines sy calcium am zany filam-baniny zny
207. cutie ( 12/05/2006 18:02)
tsy ampy tsikitsikim-bhv ngamba :-D:-D:-D:-D
208. Fiffi ( 12/05/2006 19:11)
hummmm
209. watafon ( 13/05/2006 04:56)
Fiffi: :* elaela zany an !:-D
210. Fiffi ( 13/05/2006 13:49)
wata::*:* ka ndry no tsy hita koh! heveriko hoe lasa naka vitamine tany ho any :-D:-D:-D:-D:-D
211. watafon ( 13/05/2006 17:29)
hafa ihany le avy aty amindry k ! hummm :*:*:*
212. fijo ( 13/05/2006 20:48)
cutie an raha mila vainy izy dia homeo fary e,iny be vaniny.
213. Fiffi ( 14/05/2006 12:31)
wata: :*:* hummm :-D:-D
fijo: ountssss ny fary anie ka mamy be eh! :miam:
214. cutie ( 14/05/2006 20:19)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-05-2006 01:48:53
Lohateny : Re : Solon'ny vitamines sy calcium
cutie an raha mila vainy izy dia homeo fary e,iny be vaniny.

:-D:-D:-D:-D
215. Fiffi ( 15/05/2006 04:52)
cutie: ao akia mba omeo kosa izy eh! ndry koooo an! mamy be anie io eh! sady be vitamine :-D
216. mimich ( 15/05/2006 07:44)
fary mamy fa misy faikany de aona njay. tsy maintsy hitohy ihany ny filam-baniny
217. watafon ( 15/05/2006 08:38)
d le ranom-pary ireny zany omena azy kou !:-D:-D:-D
218. mimich ( 15/05/2006 10:08)
wata>:lol::lol:mbola asa b ny ahazoana ilay ranom-pary!!!anasorana ny faikany sy itsihana ny ranony kooo
219. cutie ( 15/05/2006 18:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
izy aza tsy taitra koa
220. mimich ( 16/05/2006 07:30)
curie> ka tsy ilaina ndray zany!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4147