Solon'ny vitamines sy calcium

181. watafon ( 07/05/2006 16:36)
:roll: :roll: :-D
182. Fiffi ( 07/05/2006 19:03)
mody gaga wata!:-D:-D:-D:-D
183. watafon ( 08/05/2006 03:27)
tena gaga fa tsy mody akia an !!:-D:-D
184. Fiffi ( 08/05/2006 05:25)
wata: inona anefa ity mahagaga ? enao gaga , i fijo mody fanina , hummmmm ! tsy ampy vitamine zany ! :-D
185. mamzelkely ( 08/05/2006 10:05)
tô lasa resaka gaga njay ny ato nefa bex no nialako tato farany :roll::-D:-D:-D
186. Fiffi ( 08/05/2006 13:51)
mamz: lasa fitadiavana vitamine kah! :-D:-D:-D
187. watafon ( 08/05/2006 16:18)
mamz: tairo vitamines kely any marina alou e :*! le resaka beks mitsy anie no nahagaga anay tato e! :-D
188. Fiffi ( 09/05/2006 07:13)
wata: fa le mag2 ve akia azo hafangaro @ vitamine c ny fihinanana azy ?
189. cutie ( 09/05/2006 20:26)
beks koa azo atao vitamines ka:-D:-D:-D:-D
190. mimich ( 10/05/2006 07:36)
very za zany marina!!!!, tsy haiko tsony ny tena izy , vitamines, calcium, hehy, beks, kibo, gaga , n'inn no tena resaka de aiza le we mampangeza ee!!lol
191. watafon ( 10/05/2006 18:55)
Fiffi: tsy maninn k!
mimich: izy daolo reo k ! misy azo hakàna vtamines doly e!:-D:-*
192. LazaRandri ( 11/05/2006 00:36)
cutie:

beks koa azo atao vitamines ka:-D:-D:-D:-D
Misy female hormone hono ireny. hahaha!
Jereo ange ny bandy mamon-dabiera raha tsy vavivavy toetra zany daholo e? hahaha


193. cutie ( 11/05/2006 00:40)
:-D:-D:-D:-D:-D
mbola tsy nahita za alou
194. cutie ( 11/05/2006 00:43)
LazaRandri

vavy toetra koa zany:-D:-D:-D:-D
195. LazaRandri ( 11/05/2006 01:47)
cutie nge zao efa sarim-bavy eto am serasera e! hahaha!
196. cutie ( 11/05/2006 02:43)
toi we fa rsy za:-D:-D:-D
197. Fiffi ( 11/05/2006 11:26)
mimich:

very za zany marina!!!!, tsy haiko tsony ny tena izy , vitamines, calcium, hehy, beks, kibo, gaga , n'inn no tena resaka de aiza le we mampangeza ee!!lol
:-D:-D:-D:-D:-D:-D


198. watafon ( 11/05/2006 18:51)
cutie: :-D:-D:-D
199. cutie ( 11/05/2006 19:03)
in no mapime ry watafon:-D:-D:-D
200. LazaRandri ( 11/05/2006 21:55)
watafon: io ange kofiboay be fa mody femme fotsiny e. hahaha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7453