Assurance

1. LazaRandri ( 30/05/2006 22:25)
Misy assureurs vahiny manana solo-tena eto Madagasikara ve?
Ohatra hoe raha misy olona any ivelany any te andeha aty Madagasikara dia any izy no mandoa assurance maladie. Kanefa mitovy amin'ny any ihany ny "qualite de service" azony rehefa tonga aty an-toerana izy? (oh: helicopter, tsy mandoa vola mialoha, ...)
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:49
2. cutie ( 30/05/2006 22:56)
travelers assurance zany :P
3. LazaRandri ( 30/05/2006 23:03)
karazan'izay... ilay qualite de service no tena tiko hamafisina. So mantsy sanatria marary aty dia hoe alefa milahatra sy takiana risoriso any @ hopitaly tsy misy fanafody... hahaha
4. cutie ( 31/05/2006 00:01)
zay no tsy haiko fa efa henoko fotsiny io travelers assurance io :P
5. pitchou ( 31/05/2006 02:43)
ny travlers assurance misy saingy ngamba kosa tsy hitaky ny zavatra tsy misy eto an-toerana
6. Fiffi ( 31/05/2006 03:16)
heu... tonga de mangataka rapatriement raha sanatria ka misy olana koh!
Marina mihintsy io lazain'i pitchou io an! hitaky ny tsy misy ve ?
7. pitchou ( 31/05/2006 16:36)
manao rapatriement izy ka!
8. Fiffi ( 31/05/2006 18:04)
de zay no hatao zany koh!
9. tisera ( 01/06/2006 07:34)
raha olona handeha vacances na avy any dago na ho any dago dia mikarakara an'io ny europax . Ao @
http://www.europax.net/ no misy ny andinindininy ; fa raha ohatra koa ka naloha t@ carte CB misy ilay garantie assurance ny billet-n'ny avion dé tsy mandoa vola mihitsy raha sanatria misy loza mahazo any @ izay aleha .
10. Fiffi ( 01/06/2006 07:46)
tisera: marina ny andry an! tadidiko tà zah ho any dago farany iny , efa misy assurance comprise ao , indrindra fa ny momba ny fahasalamana.
11. fijo ( 01/06/2006 19:03)
amin'ny carte de credit anie dia efa manao an'io e
12. LazaRandri ( 01/06/2006 23:01)
fijo> le amin'ny carte de credit toa any amin'ny firenena mandroso ihany no miasa kanou!
13. milamina ( 01/06/2006 23:42)
ary hono hoa e, passengers firy moa ny miara-mandeha vao mahazo fihenambidy @ fiaramanidina? Sa arakaraky ilay kaompania mpitatitra?
14. LazaRandri ( 02/06/2006 00:22)
milamina:
ary hono hoa e, passengers firy moa ny miara-mandeha vao mahazo fihenambidy @ fiaramanidina? Sa arakaraky ilay kaompania mpitatitra?

Raha ny fahafantarako azy dia ny agence de voyage no mikarakara voyage organise. Asa raha mandeha par couple kou reny na ahoana? hahaha!

Fiffi:
tonga de mangataka rapatriement raha sanatria ka misy olana koh
ka io no mahatonga ahy manontany hoe mitovy ve ny qualite de service? Raha tsy misy helicopter ohatra ianao any Tranoroa dia tsimaintsy hiandry ny taxi brouse in-droa isan-kerinandro na fiaran'olonkafa vao tonga ao Toliary. Avy ao Toliary indray mbola hiandry ny vol AirMad vao tafakatra Tana, dia miandry vol exterieur indray...tsy efa malazo? hahaha!
15. Fiffi ( 02/06/2006 05:01)
LazaRandri: heu... de tsy aiko indray aloha satria mbola tsy nahita cas .
16. watafon ( 03/06/2006 18:18)
:roll::roll::roll:
17. Fiffi ( 04/06/2006 04:08)
18. tisera ( 07/06/2006 09:32)
Zà efa nahita olona voakaikitry ny biby tany anaty ranomasina ny tongony tany Ste Luce dia nalain'ny helicoptère -n'ny malagasy airlines ho tsaboina ao Tàna ( raha manaiky lé marary fa raha tsy manaiky angamba dia avy hatrany dia alefany any La Réunion na Frantsa)!
19. fijo ( 07/06/2006 20:13)
laza,mety io na any mada aza ka.
20. Fiffi ( 08/06/2006 05:29)
wata kohhh ! ka zah wa mbola tsy nahita an'le cas koh ! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.17