Fialana amin'ny solika lafo!

1. LazaRandri ( 28/04/2006 02:37)
Rehefa lafo be ny solitany ry zalahy dia ny vehivavy indray asiana mandoa ny vidiny a! hahaha.
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:34
2. Fiffi ( 28/04/2006 03:56)
:roll:de aiza hono no hahitan'ny vehivavy vola ? :roll:
3. rurik ( 28/04/2006 06:03)
tssssssssssss resaka mandany jiro ko izy zany :-D:-D:-D:-D
4. zandrikely ( 01/05/2006 07:58)
tsy misy atao marina , mandany courant
5. AndryGTI ( 13/11/2006 10:34)
Fiffi taiza no nisy vehivavy tsy nanam-bola less ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2736