Ny Politika

1. LazaRandri ( 14/06/2006 04:27)
Ny politika dia maloto...ary natao ho an'ny olona "mendrika" azy.
:arrow: tsy mahagaga raha mifandrombaka ny mpanao politika. hahaha!
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:22
2. Fiffi ( 14/06/2006 05:14)
LazaRandri:

Ny politika dia maloto...ary natao ho an'ny olona "mendrika" azy.
:arrow: tsy mahagaga raha mifandrombaka ny mpanao politika. hahaha!
heu....fa nahoana kosa no hoe maloto ? tsy d'akoro @ nao indray aloha zah an! satria raha jerena fotsiny ity hoe "Ceux qui n'aiment pas la politique , font de la politique" de aiza ny toeran'ny maloto @ zany ?
Ary raha maloto ary , nahoana no manao an'io ny olona ?


3. LazaRandri ( 14/06/2006 05:18)
Fiffi:
Ary raha maloto ary , nahoana no manao an'io ny olona ?
io ilay nataoko hoe tsy mahagaga raha mifandrombaka ny mpanao politika. hahaha!


4. Fiffi ( 14/06/2006 05:20)
fa tsy maloto!
5. LazaRandri ( 14/06/2006 05:22)
tsy maloto ahoana indray e? aleo aza atao hoe misolitika e! hahaha
6. Rainikarabo ( 14/06/2006 07:52)
LazaRandri>
ka iza no hitondra ny tany sy ny fanjakana raha hiandry anareo "madio"? Ianao "madio" be io zao ry LazaRandri tsy afaka mivezivezy amin'ny avion etsy sy eroa raha tsy misy ny fitondram-panjakana mitantana sy mandamina.
Ny passeport-nao, mpanao politika no mpiandraikitra voalohany
Ny Visa anananao, mpanao politika no tompon'andraikitra
Ny securité social anananao, mpanao politika no namolavola azy...
maro ny ohatra azo raisina.

'nareo madio io zany ilay oe "miambo tsy tia vary mohaka nefa mahalany masiso iray vilany".
7. patrick2002 ( 14/06/2006 12:42)
rainikarabo: tsy manohana ny hevitrao kosa izaho resaka fitatanana ,service public ,service administratif ,tsy misy hidiran'ny politika amin'izany ny cadre no mety hiovaova , arema ,undd , tiko boys ,fa ny fandaminana sy ny fitantanana ,tsy miova mihintsy: ohatra halohan'ny manome kara-panondro olona iray dia tsy maintsy manana copie-nahaterahana ny olona iray, tsy misy mihintsy mpanao politika ka hanao hoe ,ny ahy ny gasy rehetra homeko kara-panondro daholo.
lazanRandry : inona moa no hanaovanao azy hoe maloto,
moa tsy politika no nampisanmdratra an'i japon ,coree du sud ,Amerique ,france ,singapoore sy ny firenena mandroso rehetra ,ary mbola politika hiany koa no tsy mahalasa an'i afrika ,madagasikara ,amerique latine....
8. Rainikarabo ( 14/06/2006 13:04)
Patrick> Misy idiran'ny politika foana io na ankolaka na mivantana. Na service public io na service admnistratif, ny olona hitanao maso dia mpanatanteraka ihany.Nefa mety ho marina koa ny anao fa ny fampitana ilay tena tiako lazaina no tsy tafavoaka tsara.
9. Fiffi ( 14/06/2006 14:04)
Ny passeport-nao, mpanao politika no mpiandraikitra voalohany
Ny Visa anananao, mpanao politika no tompon'andraikitra
Ny securité social anananao, mpanao politika no namolavola azy...
maro ny ohatra azo raisina.
ka zay indrindra manko an! ary zah zao manao politika de maloto zany zah ? heu....nefa raha tsy eo ireo olona mpanao politika ireo heu...inona re no mba zava-bita eh ?
10. cutie ( 14/06/2006 14:40)
in no atao we "politika":roll:
11. Fiffi ( 14/06/2006 19:13)
cutie: :-D:-D mijereva mondial :-*:-*:-*:-*laingako zany akia an ! mba vazi2 ny ahy iny an! :):-*:-*:-*
12. cutie ( 14/06/2006 20:51)
fiffi, za tsy hijery, njy ihany no tia bol eo koa:-D
13. Herimiafina ( 15/06/2006 11:27)
Maloto mihintsy ny politika politisiana kah!
Aza afangaro ny politika fampandrosoana fotsiny fa tsy mitovy ny dikany mantsy, ny iray politika politika, moa ny iray politika drafitr'asa e!
14. cutie ( 15/06/2006 12:22)
eny wa ry HM :-D
15. soanja ( 15/06/2006 15:03)
LazaRandri:

Ny politika dia maloto...ary natao ho an'ny olona "mendrika" azy.
:arrow: tsy mahagaga raha mifandrombaka ny mpanao politika. hahaha!


Zah taloha dia nihevitra fa ny resaka propagande sy ny fomba fihevitra hitondrana firenena ary ny tsikombakomba itambaran'olona no hany politika, satria io no nomena ahy tany andakilasy.
Izao aho vao mahatsapa fa na za izao dia manao politika satria activist zany hoe rehefa misy hevitra tiako voizina na fomba hanovana na lalana amin'ny firenena io na fitondrana eran-tany ka mirotsaka amin'ny fanatontosana izany aho dia efa mpanao politika. Raha izay anefa no isan'ny politika dia tsy maloto mihitsy ny zavatra hitako fa misy karazany.


16. cutie ( 15/06/2006 15:17)
merci soanja:lol:
17. marozevo ( 15/06/2006 22:53)
Io lazain'i patrick io dia tena marina ara-poto-kevitra fa lainga ara-panatanterahana. Ankehitriny tsy haiko loatra, fa teo ho eo izay, lahoana ianao vao mahazo passeport sy visa raha tsy Arema....

Ny ahy roa taona vao vita satria izahay dia fahavalon'ny Arema hatrany am-boalohany.
18. Solitikabe ( 19/06/2006 05:09)
Izay rehetra maloto ka manao politika dia madio toy ny nosasana tamin'ny ranon-javela. Ahahahaha
19. marozevo ( 24/06/2006 08:52)
Ka tsy ndao hanao politika daholo raha izany. Iza no hiseho ho madio eto
20. fetrakens ( 25/06/2006 13:13)
Ny politika lazainao eto dia tsy mazava tsara satria "maloto" hoy ianao.Tsaratsara kokoa angamba ianao mba miditra ao @ sehatra politika de ho hita eo raha mba madio 'zany politikanao izany!!!
Ok!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0201