Ny Politika
21. marozevo
(
26/06/2006 15:02)
Inona marina aloha no atao hoe manao politika eh..
Tsy maintsy hoe mpitondra na olom-boafidy ve no manao politika?
Tsy maintsy hoe resaka fifamonoana an-kolaka na mivantana ve ?
Tsy maintsy hoe fanodinkodinana ve ?
Ity ohatra iray : Manao projet politika ny raim-pianakaviana iray. Ny tanjony dia mba hanana ny maha izy azy ny fianakaviany. Hany ka miasa tsara izy, miasa amin'ny feon'ny fieritreretany. Mahazo ny vokatra tsaran'ny asany izy... Inona no maloto amin'izany ?

22. cutie
(
29/06/2006 12:03)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 26-06-2006 20:02:13
Lohateny : Re : Ny Politika
Inona marina aloha no atao hoe manao politika eh
efa napetrako koa io fanontaniana io :P
23. prime
(
29/06/2006 12:45)
Politika maloto? politika madio? ny an'ny HM sy Rainikarabo no tsotra... dia mazava...