Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bbn, milahatra araka ny daty
bbn
(
08/08/2005 17:30)
aiza i ANDREAS
Za ry zareo de nanana copine zay tsy mety hadinoko hatramizao ary lasa izy faona no ato anatiko ka zay olona rohotra miaraka amiko de tiako ho toa azy daholo na fihetsika na fiteny de lasa tsy mahay m...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 20:28
bbn
(
08/08/2005 17:01)
omeo sopapa hoe.....
Mitaby ny mombamomban'ny tarika MIANTSA (ohatra hoe iza avy izy ireo, ny asany andavanandro, ny fialamboly ankafiziny, etsetra....)...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 20:29
bbn
(
02/08/2005 11:46)
amiko manokana
amiko manokana ny fitiavana dia maro loko ka ny fahaizanao mandrindra sy mandamina ny loko ihany no erany ka raha ataonao amin-ny fo ny fandrindrana,na ianao aza tsy ny sanganasanao.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:02
bbn
(
02/08/2005 11:36)
ny fitiavana
ny tena fitiavana anie, hono, mantsy dia mandrakizay
voafatotra tady tsy tapaky ny antsy ny fo mifandray
ny nofy ampitain'ny fo te hiray toa heno kokoa
raha toa ka fitiavana mandrakizay no mameno n...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:03
