ny fitiavana

1. bbn ( 02/08/2005 11:36)
ny tena fitiavana anie, hono, mantsy dia mandrakizay
voafatotra tady tsy tapaky ny antsy ny fo mifandray
ny nofy ampitain'ny fo te hiray toa heno kokoa
raha toa ka fitiavana mandrakizay no mameno ny fo
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:03
2. radriana ( 02/08/2005 11:59)
^:^misaotra tompokô
3. cocorie ( 02/08/2005 13:25)
Ntsô miady rima tsara izy zany
4. fasaly ( 02/08/2005 17:21)
ny fitiavana aloha amiko dia tsy voatery voafetra ho mandrakizay e!
5. tianah1 ( 03/08/2005 06:54)
Tô marina ny anao,nefa aona raha toa k'efa samy manana vao maita hoe ty le tena fitiavana ho doria moa sa mandrakizay?:?:
6. sipagasy ( 03/08/2005 07:33)
mmhhh tsara ny fitiavana ho mandrakizay nefa dia mahaiza mikolokolo azy, raha tsy izany dia aleo ho maromaro fitiavana e!!! hihihiihaleo ilay CDD aloha e!!!! ilay CDI ho lasa tsy misy tsirony intsony hihihih oupppsss sao bedy eo injay za fa be sira ny lôka hihih:-D
7. lilbon ( 03/08/2005 11:40)
ny fitiavana mandrakizay ve ,(l)(l)
de fitiavana mety hilay:)
fa ilay fo izay ao anaty (l)
indraindray de mitapitapy:}

le fitiavana tena matotra :)
tiako anefa mamatotra8-)
tsy azo eritreretina ho lova:?:
fa matetika de efa miova=((

fitiavana maharitra no tena iriko:P
rah ts'iss solony tsy mba hariako:roll:
hoentiko am-piangonana ,ataoko voady:*:*
de tsy sarahako raha toa ka tsy miady:evil:
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. fasaly ( 03/08/2005 14:09)
libon:
ho tanteraka anie izany.....
9. fijo ( 03/08/2005 21:24)
sipagasy,tena marina io.sady ny fitiavana anie eo ny fo miray,fa ao koa ny FO....miray e.ka raha io farany io no tsy ao tsara .....aleo mivadika kely.
10. lilbon ( 04/08/2005 04:15)
fasaly>
ameeeeeeeeeeen!
:lol::lol::lol:
11. fijo ( 04/08/2005 04:40)
hivavaka indray kay le
12. loloniary ( 04/08/2005 05:32)
eny ho an e! matoa misy my fitiavana de misy fifamatorana ao, eo le tia @ fo, ny bika aman'endrika, ny harena, ny hena-maso, ny sendra ny fitia noterena, sns tsy voatanisa
de samy maniry ny azy mba haharitra daholo avy eo fa matetika tsy reciproque
13. ari.malala ( 04/08/2005 08:46)
ny fitia mifamaly no tena tsara ê!
14. fijo ( 04/08/2005 22:25)
fa raha tsy mifamaly io dia lasa toa ny rijonjandary.
15. lilbon ( 05/08/2005 10:13)
ka henjana be anie in11 le fatotra de sao de mangeja e!
8O8O8O
16. fasaly ( 05/08/2005 15:48)
fijo ka ny olona mbola tsy vita vavaka kou! ny anjy efa FO à! FO..........
17. fasaly ( 05/08/2005 15:51)
loloniary:
eny wa! ny reciprok no tena base n'ny fitiavana fa raha mitia irery na manoime fitiavana irery vetivety de levona lay fitiavana e! asiana piment matetika de miredareda foana sa ahaoan????
18. Veloo ( 05/08/2005 16:31)
betsaka mihitsy ny oul tsy tena mahalala ny atao oe fitiavana ko zany no mampisy fisarahana betsaka... Mila miverina an-tsekoly ny mariazy mihitsy.:!::!::!:
19. fijo ( 09/08/2005 19:51)
fasaly,ka le FO tsy hafaka miandry ko
20. cocorie ( 18/08/2005 07:43)
Fitia mifamaly mahatsara fihavanana. andao hifankatia daholo ry reto a! vavy sy lahy sô de bandy sy bandy eo ndray an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6977