aiza i ANDREAS

1. bbn ( 08/08/2005 17:30)
Za ry zareo de nanana copine zay tsy mety hadinoko hatramizao ary lasa izy faona no ato anatiko ka zay olona rohotra miaraka amiko de tiako ho toa azy daholo na fihetsika na fiteny de lasa tsy mahay mitia olona tsony za.Efa ho efatra taona za zao no tsy nanana copine intsony ka raha mba azo atao ampio za hitady azy .Ity ny mail perso azonareo hanoratana amiko
josiarno@voila.fr
De misaotra anareo namana afaka manampy rehetra.
novalian'i fijo ny 22/08/2005 20:28
2. Veloo ( 08/08/2005 17:36)
bbn a tano ny azo fa sarotra ny mila... Tsara zany raha sendra nahazo namana tsara njy... tadiavo mihitsy ka...:wink:
3. xxx ( 08/08/2005 19:23)
Hitako io ankizivavy io satria niaraka nilalao baskety foana zahay letia. Ao Andraisoro Tsarahonenana izy no mipetraka ary ny ankizy tena namany dia i Tafita . Be mpahalala izy fa raha vao anontaniana hoe aiza i Tafita na i Andreas dia maro ny olona no mahalala azy ao Tsarahonenana .
Soa fa hitako ny taratasinao e
4. ainaheri ( 08/08/2005 20:09)
hihi ra xxxx tssssss
5. fijo ( 08/08/2005 20:20)
sao lanin'ny kary izany kle
6. xxx ( 08/08/2005 21:46)
bbn:

i ANDREA ve ? lanin ny vitsika letsy à ,fa nandalo taty @ nay izy omaly . de velom












Za ry zareo de nanana copine zay tsy mety hadinoko hatramizao ary lasa izy faona no ato anatiko ka zay olona rohotra miaraka amiko de tiako ho toa azy daholo na fihetsika na fiteny de lasa tsy mahay mitia olona tsony za.Efa ho efatra taona za zao no tsy nanana copine intsony ka raha mba azo atao ampio za hitady azy .Ity ny mail perso azonareo hanoratana amiko
josiarno@voila.fr
De misaotra anareo namana afaka manampy rehetra.



7. ainaheri ( 09/08/2005 06:36)
asio sary ry bbn fa haiko ra asinao f
8. ainaheri ( 09/08/2005 06:41)
Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 09-08-2005 08:36:57
Lohateny : Re : aiza i ANDREAS
asio sary ry bbn fa haiko ra asinao f

Azafady fa tsy tonga volana lay izy!!!!
Asio sary ry bbn fa haiko ra ataonao eo ny
sariny fa za nianatra momban'io :-w
9. Tenio ( 09/08/2005 07:30)
Misy valisoa ve ho an'izay mahita azy?
10. rananou91 ( 09/08/2005 08:42)
vao nifanena ahy omaly ary aty amiko ny numero prtblny
11. fijo ( 09/08/2005 20:49)
amidy ve le N° eto le
12. xxx ( 10/08/2005 08:25)
iza indray io maano risoriso io ?
13. Veloo ( 10/08/2005 18:14)
izay mahita azy dia omeko bonbon pecto be dia be :-D:-D:-D:-D
14. jajaf401 ( 10/08/2005 18:26)
Raha olona manana io anarana io ve tsy mahasolo azy??:-@=)):-@
15. fijo ( 10/08/2005 19:47)
rehefa manana izay ananany dia ok hono e
16. Veloo ( 10/08/2005 20:52)
jajaf inn oe e?
17. fijo ( 10/08/2005 21:52)
iza indray io jajaf io e
18. Veloo ( 11/08/2005 15:04)
fijo ko lava lotra ny anarany dia mba hafoheziko retsy a :twisted::twisted:
19. fasaly ( 11/08/2005 15:10)
diso kely enao fa nifanena tamiko andreas tany saint tropez, mody fanina be fa miaraka my solomaso be...
20. Veloo ( 11/08/2005 16:49)
fasaly a mba manrina ve zany ? :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4034