aiza i ANDREAS
22. jajaf401
(
11/08/2005 20:14)
Nanova anarana aloha izy any, ny tarehiny koa efa tsy afantarana azy intsony. Ka raha mety de declaration mitsy eny @ lakatso ka izy indray no mampandre raha ohatra ka misy olo fanahaka (na tena izy na mahasolo azy).:-D:-D:-@
24. cocorie
(
19/08/2005 12:05)
Toa hoe efa nanambady izy de niteraka 14 de tsy te hahita sy haheno ny anaran'ise intsony hony izy fa ampy azy ny ankohononany. tsy aleo manova mitady hafa indray!:?::wink:
