Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i namanadago, milahatra araka ny daty
namanadago
(
03/08/2005 13:42)
Fisoratana anarana
Araka ny efa nolazaina tamintsika dia efa misoratra ny fisoratana anarana hidirana ho mpikambana ao @ Namana eto Madagasikara.
Alefanao ao @ mailaka namanadago@yahoo.fr io fisoratana anarana io na ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:33
namanadago
(
05/07/2005 14:26)
Dia an-tongotra mankeny Ivato
Raikitra ary fa hatao ny Asabotsy 16 Jolay ny fiarahana mandeha tongotra miendrika fitsangatsanganana.
Hiainga @ [b]8ora maraina[/b] eo @ 67ha manoloana ny "[b]NY HAVANA[/b]" ka hiazo ny "[b]Bout d...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 21:10
namanadago
(
28/06/2005 09:19)
Mitondra mankaiza ity fety sy fihaonana ity e?
Faly miarahaba antsika namana rehetra tratry ny Fetim-pirenena.
Faly ihany ko manambara amintsika fa ity solon\'anarana [b][i]namanadago[/i][/b] ity no ho entin\'ny mpiandraikitra sy ny mpandrindra...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 13/07/2005 12:26
