Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i nanourand, milahatra araka ny daty
nanourand
(
01/08/2006 12:40)
miady akanina ny pazzapa klé!
=))=)):-@
- zah tsy minana kisou fa iza no ninana le pin-ô-sôkôlako teto
- lanin' vitsika
- zah ninana lé iz
- lany dôly ve le efatra???
^:^...
tohiny
novalian'i tsingy ny 21/09/2006 15:07
nanourand
(
25/10/2005 18:21)
Akamantatra
Nitsoraka tao anaty rano hono ny Karana dia lasa océan indien le rano
Dia nitsoraka tao anaty rano indray ny afrikana dia lasa mer noir
Dia notsoraka koa ny peau rouge dia lasa mer rouge
Dia nitso...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 16:42
nanourand
(
25/10/2005 16:54)
Aminareo iza no mety ho candidat potentiel hifaninana @ ra8?
Aminareo iza no mety ho candidat potentiel hifaninana @ ra8? sa ny sala-pahavitrihana no ho kandida ifanandrina aminy?
...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 01/11/2005 13:21
nanourand
(
13/09/2005 01:27)
Nouvel an
Deux informaticiens discutent vers le 2 janvier :
- Qu'est ce que tu as pris comme résolution cette année ?
- 1024 x 768, et toi ?
...
tohiny
novalian'i nanourand ny 14/09/2005 01:06
nanourand
(
13/09/2005 00:49)
Dikanteny maromaro fampiasa andavan'andro
Dikanteny maromaro fampiasa andavan'andro :
(indraindrindra hoan'i informatisiana)
" On t'a refait la tronche avec PhotoShop, ou quoi? " = " Quelle tête tu te payes, aujourd'hui! "
" A mon avis...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 17:37
nanourand
(
09/09/2005 01:06)
Tsy azoko mihitsy
[b]Sali dôly[/b]
I Lita kely mitsikilo eo @ lavakin'i fanalahidy :
- [i]Tsy azoko mihitsy!! ... i Neny no mitsetritra dia i dada no milaza fa tsara :-@[/i]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:32
nanourand
(
31/08/2005 20:35)
termometatra!
tany @ dokotera hono lé ramatoa ray nizaha tena, kah nony rehefa nojeren'i dokotera izy dia hoy ny dokotera,
- tsimaintsy tsapaina ny mari-pana nao ramatoa, fa aiza no asiko ny terimometatra?
dia ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:39
nanourand
(
23/08/2005 00:46)
Mpanao gazety malagasy
Filoha Ravalomanana:Botswana sy Zambia ary Zimbawe indray izao no filamatra
Omaly tolakandro ny filoha Ravalomanana no tafaverina an-tanindrazana, rehefa avy nandray anjara tamin’ny fivoriana an-ta...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/08/2005 18:37
nanourand
(
04/08/2005 00:57)
ampio katsaka!
efa kapila loaka saingy mampihomehy ihany :
niteraka 3 lahy i Rampanarivo, deban'i tanana, ary efa nanana taranaka daholo ny zanany roa afats'ilay faralahy ihany, efa nanambady efa ela nefa lery fa n...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/08/2005 18:41
nanourand
(
02/08/2005 01:24)
iza no tsy mahatadidy ny olontiany voalohany intsony?
Na koa hoe iza no mbola tsy mahala ampò, ny olona tiany voalohany indrindra? matetika hono mantsy dia tsy hadino mihtisy io!
Ny ahy tiko raha mifankahita amiko indray izy kah lasa ho namako, tena ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 19:52
nanourand
(
30/07/2005 00:20)
tiko ny vadiko fa raha toa izy misotro dia ahoana?
labièra ohatra....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:05
nanourand
(
23/07/2005 17:45)
Mais qu'est-ce qui fait courir Chirac vers Madagascar ?
Mais qu'est-ce qui fait courir Chirac vers Madagascar ? Deux voyages à la sauvette en moins d'un an, alors que les deux seules visites d'un chef d'Etat français en cent dix ans dans cette ancienne c...
tohiny
novalian'i Veloo ny 25/07/2005 19:14
nanourand
(
23/07/2005 14:42)
bandy nofanofa dia sipa manjakely sa sipa nofafofa dia bandy
inona no titinareo kokoa raha mahita olona roa miaraka eny andalana,
1- Bandy somary nofanofa dia miaraka @ sipa manjakely sy tsara paozy,
sa
2- Bandy varatra be sy mikata be miaraka @ sipa...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:15
nanourand
(
23/07/2005 01:43)
resety : kasoka
[b]resety kasoka![/b]
[u]zavatra ilaina: [/u]
- vilany avy nandrahoana laoka: [i](na henomby ritra na trondro, na hena endasina na sôsisy endasina)[/i].
- anjara varin'i tena 1 vilia [i](vary ma...
tohiny
novalian'i palince ny 21/09/2005 14:29
nanourand
(
22/07/2005 13:46)
Iza manana version beta Longhorn ?
normalement efa tokony nivoaka ny version beta ary efa nahita nandende aho hoan'ireo beta testeur?
sao dia mba misy beta testeur tsika gasy, na misy zanak'anabavin'i bibill gates?
mba anipazo ny b...
tohiny
nanourand
(
21/07/2005 23:36)
"Izaho dia gay ary mitady olon-tiana lehilahy" ??? dixit nal
"Izaho dia gay ary mitady olon-tiana lehilahy aho.Olona tsy manavaka aho ary tia mihira.
Olon-tsotra aho................ :oops:" mombamomba an'i nalison1000 mialatsiny r'isé manonona ny solon'anaran...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 27/09/2005 20:36
nanourand
(
18/07/2005 22:43)
Mbô mtady lé hiran'i Rémi "tsy mikely soroka" lol
Manahoana daholo e!
Mba mitady ilay hiran'i Rémi iny na tsy aiko hoe i Mami Basta ilay hoe "tsy mikely soroka aho mamonjy sekoly ...":D Iny re raha mba misy manana e.
Dia misaotra betsaka e!
...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 20:53
