bandy nofanofa dia sipa manjakely sa sipa nofafofa dia bandy

1. nanourand ( 23/07/2005 14:42)
inona no titinareo kokoa raha mahita olona roa miaraka eny andalana,

1- Bandy somary nofanofa dia miaraka @ sipa manjakely sy tsara paozy,

sa

2- Bandy varatra be sy mikata be miaraka @ sipa somary nofanofa kely?

novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:15
2. booboo ( 23/07/2005 15:07)
aôna lé nofanofa ?

Fa tokony aôna no izy ry nanourand no oe "titiana kokoa" ?
3. fasaly ( 23/07/2005 15:17)
samy tsara ireo amiko satria ny fitiavan'izy ireo miaraka no tena zaa dehibe.
4. nanourand ( 23/07/2005 16:03)
booboo
aôna lé nofanofa ?
Fa tokony aôna no izy ry nanourand no oe "titiana kokoa" ?


lé nofanofa akia booboo tsy arabatana a, fa ny paozy no tiko tenenina, tsy azo lavina anie fa itsika olombelona dia misy tsy dia mivaky loha ihany eo lafiny paozy e (zah anisany, tsy hoe isan'andro fa misy fotoany), amiko ilay izy nefa marika ny fanajana ilay olona miaraka aminao saingy, na izany aza manaitra ihany indray indray mahita olona roa miaraka tsy mifandanja (mbola haveriko ihany paozy). Manaitra indraindray mahafinaritra indraindray manohana! :)
5. maditra ( 23/07/2005 16:38)
Zah miaraka amin'joba manja be lesy no tsara fa inona indray. hihihi
6. fasaly ( 23/07/2005 16:41)
amiko mahafinaritra ny mijery ny lona mifankahita miaraka izay de efa manintona ny maso, fa ny paozy na lahy na vavy nofa miaraka amy bandy mihaingo be, rehefa mety amizareo le izy de izay no tena zava dehibe e!
marina fa ny fomba fitafy koa dia fomba entina hanajàna olona fa le nofa ve inona no tena fehiny e!
simple simple sa tena zefa be mintsy??????lay tsy mivaky kloha ireny fa raha izay kosa de tsy haiko...
7. nanourand ( 23/07/2005 17:20)
maditra
Zah miaraka amin'joba manja be lesy no tsara fa inona indray. hihihi
de zah kounkou

fasaly
simple simple sa tena zefa be mintsy??????lay tsy mivaky kloha ireny fa raha izay kosa de tsy haiko...
le moche moche reny akia a tsy dia mivaky loha.
8. sonwin ( 23/07/2005 17:48)
zah ts mijery ny olona miaraka hoe sahala amin'ny ahona klé..ny ahy ihany no hitako:)
9. booboo ( 23/07/2005 17:58)
Ka lé "moche moche" @ sasany mety tsy "moche moche" @ hafa. Samy manana ny "varatra sy kata be" ary "nofanofa" aminy ny tsi-1-1 araka ny hevitro. Zé mampety ny fiainany io e
10. Lov ( 23/07/2005 18:08)
< nofanofa> mivoaka stereo koa le izy, efa elaela koa za tsy naheno io term !
11. fasaly ( 23/07/2005 19:37)
ko zà zao le manao kapa pneu reny no tiko raha miaraka amiko toy i rabamangahazo zao de ahoana miaraka am malabar.
12. nanourand ( 23/07/2005 22:09)
Love
< nofanofa> mivoaka stereo koa le izy, efa elaela koa za tsy naheno io term !
Reveko bé lé hoe stéréo lollllllll.
13. ninou ( 24/07/2005 08:28)
aza mijery apparence ianao fa ny tsara hoy ianao jereo ireny nataon' i Tantely sa ny toa ireny no tianao ho tsiriritin' ny olona ,dia tsy mahatanty dia lasan'ny olona dia eo ianao sy kotokelinao bye fa lasaizy marary fo dia manaonao foana :?::!:(l)tsy ny hatsarantarehy no tokony ho jerenao marina fa vady jerijery fa kosa tsy ho ano irery fa ho an' izao tontolo izao raozy dia haigon' ny arabe
14. isrine ( 24/07/2005 08:57)
ny bandy somary nofanofa miaraka @ sipa manjakely sy tsara posy dia midika fa lehilahy mpanambony tena,
ny bandy varatra be sy mikata miaraka @ sipa nofanofa indray dia mpanetry tena,
fa raha izaho, ny titiko kokoa dia ny mahita olona tsotsotra, na koa mitovy2 posy e, zany hoe arakaraky ny zavatra vonjena ihany io.
15. ainaheri ( 24/07/2005 09:01)
Izay no nahatonga ny zanak'olombelona tsy natao mitovy fisainana,mba hisian'ny fijery samihafa
satria safidy daholo izany,ary zay tsy mety aminao
tsy voatery akory tsy mety aminy koa
16. britney ( 24/07/2005 11:12)
ny an'ny olona tsy mampaninona ahy izy raha misy iray na lahy io na vavy somary nofa nefa ny iray raitra be, azy ny azy refa zay ve no tiany, fa ny ahy manokana de tiko ny mitovitovy e! n'inona hanaovana, fa tsy tiko raha zà mihaingo de mihaingo nefa le miaraka amiko sanatria izany otran'ny mpiasa na ny contraire, fa lay sujet alony mino aho fa tsy possible ilay olona miaraka roa samy hafa pozy e!
17. booboo ( 24/07/2005 15:49)
mpiasa am-birao ve ?
18. ft ( 24/07/2005 18:44)
héhéhéhé!! inn no tsara marina nanou.. za lé miaraka @nao sa lé enao miaraka @ko?? mdrrrrrrrrrr!!
19. booboo ( 24/07/2005 20:17)
hihihihihi
20. isambilokely ( 24/07/2005 21:38)
Tsy aleo ve bandy nofanofa dia sipa nofanofa konko.

:lol: Youpiiiii
Mbilo Raika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5644