bandy nofanofa dia sipa manjakely sa sipa nofafofa dia bandy

21. lilbon ( 25/07/2005 05:58)
ka io ange mety nofanofa refa ety ivelany fa mety
midoboka be ao anatiny e!
hoatran'le 2CV tuning reny!
ny akanjo 2cv fa izy 6 vitesse séquentielle kle .=))
22. mamzelkely ( 25/07/2005 09:51)
sonwin:

zah ts mijery ny olona miaraka hoe sahala amin'ny ahona klé..ny ahy ihany no hitako:)



de iza ary no nofanofa aminareo e!! enao sa izy???:-P:-D
23. ari.malala ( 25/07/2005 10:52)
ze tiany ihany io, fa samy manao ze mahafalifaly ny fony olo aby ô!

fa in alo no tena anton'le fanontaniana?
24. isrine ( 25/07/2005 14:02)
ari.malala: resaka toy ny resaka rehetra e. mety io no cas n'i nanourand de mba te-hahalal ny hevitsika izy.
25. lydie ( 25/07/2005 15:17)
nanourand:

inona no titinareo kokoa raha mahita olona roa miaraka eny andalana,

1- Bandy somary nofanofa dia miaraka @ sipa manjakely sy tsara paozy,

sa

2- Bandy varatra be sy mikata be miaraka @ sipa somary nofanofa kely?








nena alo aleko bandy nofanofa sy sipa manjakelie satry rany vevavy no nofanofa de afa afa ianie tsiako aloe fa amiko zay

26. Mija ( 25/07/2005 16:10)
zah manokana kosa alou de , ny miaraka @ sipa mlay no tiko satry ve za efa nofanofa araka ny voalaza kou,@ mba sarotra tsaraina , ok!!
27. poupounesana ( 25/07/2005 16:57)
:roll:
28. Lov ( 25/07/2005 19:25)
Amiko de aleo ho pass normale !
Fa ohatran'misavoritaka ny fitoeran-tsatrokay @ le resaka!
29. sonwin ( 26/07/2005 09:47)
mamzelkely:

sonwin:

zah ts mijery ny olona miaraka hoe sahala amin'ny ahona klé..ny ahy ihany no hitako:)



de iza ary no nofanofa aminareo e!! enao sa izy???:-P:-D



Za kofa nofa kely,fianana kely tsotsotra izay ny ahy, kapa kiranil sy short dia ok:)
30. fasaly ( 26/07/2005 11:12)
hihihi!
sonwin de ahoana lay otsan'ny kitay maina kely.....tadidinjy ve? ny zao skoubidou de le miaraka amiko kapa pneu fongotra nefa samy milay refa mandeha plage sa ahoana ry snwin???
31. isrine ( 26/07/2005 14:15)
hafa koa izay anareo izay.
32. fijo ( 26/07/2005 21:17)
azy iny ka izay tiany e.
33. ari.malala ( 28/07/2005 07:13)
za zao an, za tsotra kely refa miakanjo, zatra kapakapa... fa le nofa voalaza v le tsotra kely zatra kapakapa ireny sa nofa we misy rovitra ny akanjony sa aôna ê!
34. lilbon ( 28/07/2005 14:28)
kiii !
nena aloha refa tiko de zay ihany e!
de refa tia ko d'efa fitia mifamaly de lasa zao e!(l)(l)
35. fijo ( 28/07/2005 21:47)
le sipa be flirony koa anie mankaleo e
36. ari.malala ( 29/07/2005 06:46)
:)efa sendra nga levirja?(fanontaniana tsotra io fa sao misy mihevitra in eo ndray an! :)
37. mandrindra ( 29/07/2005 09:11)
fa inn no tokony ho heverina ry ari.malala ?:D
38. fasaly ( 29/07/2005 10:43)
ari-malala ny ahy tsy andriko koa zay haha-été ny andro hanaovaoko ny ny kapakapa ka! hafa ihany refa azon'ny rivotra ny ratsatongotra , mahazo aina ery!
fijo ka tsy ho ten-droky tsony zany ra virja iray ity fa izà be flirony, atao assortie foana ny kapa sy ny pince mbolo de ny mosoara ary ny slip!!!!
de aon zany???
39. mandrindra ( 29/07/2005 12:56)
ary ny soutiff ? sa tsy misy ?
40. booboo ( 29/07/2005 12:59)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082