bandy nofanofa dia sipa manjakely sa sipa nofafofa dia bandy

41. chipie1 ( 29/07/2005 13:01)
tsss
42. ari.malala ( 29/07/2005 13:30)
nga koa i mandrindra mitsikilo anzany e!
za ndray aki ry fasaly na zao aza ka afaka manao kapakapa d efa lasa izao â! zay no mahazatra ana ko!
43. mandrindra ( 29/07/2005 13:43)
za tsy mitsikilo fa izy mitantara dia noheveriko fa fizarana voalohany fotsiny io, dia mba mametraka fanontaniana ahoahafahany manoratra ny toko faharoa !!
44. ari.malala ( 29/07/2005 13:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dary raha tsy assorti le izy d aôna ozy enao?
45. mandrindra ( 29/07/2005 14:05)
izaho anie mpihaino fotsiny fa tsy mpitsikera e.
Ary raha hanao komentaera aho tsy ny fonony mihitsy no jereko.
46. fasaly ( 29/07/2005 14:08)
ari-malala:
ka zao anie e! any madà na hanao kapa foana tsy koi! e! milay foana ny andro fa ny aty refe hiver de tena geler ny ratsatongotra amin'iny -5° à -10° iny de hihitsana mivongana kely eny iretsy izy kou! mahanena ndray raha tsy rakofana tsara.
mandrindra:
ny toko faharoa de ny soutiff assortie amy poketra sy ny ban-kiraro ary ny kavine ka! milay sa tsy milay???8)
47. mandrindra ( 29/07/2005 14:20)
za hoa tsy manao komantera ny fonony :P
48. fasaly ( 29/07/2005 14:31)
hay va ryii!
toko fahatelo ndray iny zany!!!!:roll::roll:
49. ari.malala ( 29/07/2005 14:50)
=))=))=))reto tena tsss!
50. mandrindra ( 29/07/2005 15:18)
dia mihaino anao no sady liana
51. nanourand ( 29/07/2005 23:54)
ft
héhéhéhé!! inn no tsara marina nanou.. za lé miaraka @nao sa lé enao miaraka @ko?? mdrrrrrrrrrr!!


dé zah veu lé nauf nauf ? :°)
zah mou nofanofa oooo!

:-$
52. nanourand ( 30/07/2005 00:14)
(l):°)
53. nanourand ( 30/07/2005 00:17)
54. anja2000 ( 30/07/2005 05:00)
Ny ahy samy tsy tiako fa aleo mitovy:^):^):^)
55. nanourand ( 02/08/2005 01:22)
zay tiana hono mitombo tarehy,

tsara raha mitovitovy no miaraka : na bika na endrika na toetra na faripahaizana na fiaviana na farim-pananana. Mba isian'i fifandanjana hono "équilibre".

mety ho marina mba tsy ilazako hoe tena marina, nefa mba isian'ny fivaoran'i taranaka tsy aleo mba mifangaro?


56. mandrindra ( 02/08/2005 09:16)
fasaly a, miandry ny toko fahatelo e :D
57. fijo ( 03/08/2005 21:49)
ari malal,virja ve hosendrany ,fa mba efa nahita e.
58. fasaly ( 04/08/2005 19:57)
mandrindra:
ny toko fahatelo, inona ny couleur tian'i toi aza e!?
misy izy café au lait, misy izy marron misy izy, jaune sns;...
59. fijo ( 04/08/2005 22:29)
kay ,misy resaka loko indray kay
60. mandrindra ( 05/08/2005 13:04)
aleo café au lait, ny kafe manaitaitra dia hifarana amin'ny ronono ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.098