"Izaho dia gay ary mitady olon-tiana lehilahy" ??? dixit nal

1. nanourand ( 21/07/2005 23:36)
"Izaho dia gay ary mitady olon-tiana lehilahy aho.Olona tsy manavaka aho ary tia mihira.
Olon-tsotra aho................ :oops:" mombamomba an'i nalison1000 mialatsiny r'isé manonona ny solon'anaran'isé a!

Tena izy ve io sa somongamonga? io no mombamomba ilay ranamana teo @ sary notsongaina anio 22 jolay
page d'acceuil namana.serasera.org

efa mivoatra isika malagasy, raha izany tokoa no marina!

2. felicia ( 21/07/2005 23:41)
EFA NISY HATRAMIN'NY FOTOANAN'Y EMPIRE ROMAIN IO FA IZAO VAO CONSIDERE HOE LIBRE...TSY HITAKO HOE AIZA LE BLEME...OHATRY NY ANNONCE DU COEUR IHANY IO KA...
3. ft ( 22/07/2005 00:04)
nanourand > aza mapivadi-po lesy é!! taitsa be zààà!! hihihihi
4. nanourand ( 22/07/2005 00:07)
Chui po homophobe, loin de l'être mais, je demande tout simplement si c vraiment la personne nanao an'ilay izy, fa ny anotaniko sao dia olona misandoka fotsiny nahita sary tany ho any no napetrany eo, asa raha azonao ny "BLEM" comme tu dis.
5. ft ( 22/07/2005 00:11)
dé raha tsy misandoka izy dé ahona?? :x
ôka lesy fa mahafaty tampoka zany an!!
6. nanourand ( 22/07/2005 00:12)
ft> efa haiko mitsss lollll inona akia ataon'nji eto alina beuu a?
7. ft ( 22/07/2005 00:14)
hihihihi otsan'ny ataonlà kou!!
8. nanourand ( 22/07/2005 00:17)
zah maninnn oooo :p?
9. nanourand ( 22/07/2005 00:17)
zah azany mametraka recette sakafo ary @ forum sakafo ary kouuuuuu
10. ft ( 22/07/2005 00:21)
:lol: :wink:
fa valio klou oà zà alohan'ny atoriko !! raha tsy misandoka izy dé ahona oààààà??
11. nanourand ( 22/07/2005 00:26)
dé euuuuuu, milay beuuuuuu
fa zah kouklou tsy kandidà euuuu
mdr zah mboula virja mdrrrr
12. ft ( 22/07/2005 00:31)
ary kay tsika tena mitovy an!! hihihihi
13. nanourand ( 22/07/2005 00:32)
samy tsy homo ve mdrrrrrrrrrrrrrrr!
14. nanourand ( 22/07/2005 00:33)
samy tsy homo ve mdrrrrrrrrrrrrrrr!
15. nanourand ( 22/07/2005 00:35)
Chuuut
16. ft ( 22/07/2005 00:36)
hihihihihi!! izy wa tssss!! za saiky fa nisy ny sampona!! mdrrrrrrrrr
17. nanourand ( 22/07/2005 00:42)
nisy anah ve?
=))
18. fijo ( 22/07/2005 04:36)
faly aho rehefa misy sahy miseo toa io .tsy misy tokony hiafenana koa ka dia manakahery aho e.na tsy izy aza ny tenanay dia tsy mankahala koa ary manohana ireo namana ireo.
19. fasaly ( 22/07/2005 07:57)
ok fijo zà koa torak'izay, fitiavana toy ny rehetra ihany tsy misy vato misakana
20. sasa ( 22/07/2005 10:13)
aleo izy mba hitia e, tsy sakanana izany kan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7279