"Izaho dia gay ary mitady olon-tiana lehilahy" ??? dixit nal
23. gernico
(
23/07/2005 10:10)
nanourand:
"Izaho dia gay ary mitady olon-tiana lehilahy aho.Olona tsy manavaka aho ary tia mihira.
Olon-tsotra aho................ :oops:" mombamomba an'i nalison1000 mialatsiny r'isé manonona ny solon'anaran'isé a!
Tena izy ve io sa somongamonga? io no mombamomba ilay ranamana teo @ sary notsongaina anio 22 jolay
page d'acceuil namana.serasera.org
efa mivoatra isika malagasy, raha izany tokoa no marina!
valiny :
mety hitovy ny faniriantsika fa alefaso aloha ny fifandraisana dia ho hita eo ny tohiny
izaho koa maniry namana toa an'ialahy
ny mombamomba sns.. mba omeo ahy raha azon'ialahy atao
matotra be
O K ! hoy nico....
24. fijo
(
25/07/2005 21:55)
cocrie sy felicia,fa ngaha kosa tsy atao hoe fitiavana raha tsy mitovy amin'ny fitiavan tsika?
raa atao hoe sitrapo izany,dia izay no safidiny,ka tokony ekena sy hajaina.
ary raha atao hoe aretina dia tsy fidiny azy ihany koa ka tsy misy fahadisoany mihintsy.
teneno ahy hoe aiza ny fahadisoan'ireo olona ireo raha tioa ka misy.sa ny fampisehoany azy eto iamsombahoaka.
ratsy ve ary ny fitiavan ka mila afenina?

25. mandrindra
(
29/07/2005 13:04)
marina izany zoky e !
fa iza no nilaza hoe aretina io, dia lasa aretimpitia izany!

27. marengarenga
(
22/08/2005 15:26)
mandehana any @ boaty ireny de mahita betsaka ianao fa aza manadala ny tsy adalam-pitia ato
29. fafa
(
23/08/2005 06:55)
Samby manana ny tiany e! aleo hande @zany ko! olombelona dôly reny ry reto a!
32. Papoose
(
08/09/2005 05:40)
afaka miova lahy aho raha te hiala @ TALOHA voalohany, ny manaraka, raha mahatsara zvt le hiovako lahy dia afaka miaraka aminao aho! efa lahy aho @ zay onn!!! hehehe
Efa mbo mahatsiaro sivilizEE ihany aho ka afaka mifanampy isika!!
valio haingana BAYE BAYE!!!

40. boubounezy
(
27/09/2005 20:36)
za tsy gay na lesbienne alou fa ny oul otrany zany dé tsy itako mintsy ny mahasamy hafa azy @ hétéro satry samy manana ny filling ny oul sy ny naturany ka @ko tsy misy maharatsy anizany @ zao 21e siècle zao!!! tsy énao rery ny otranizany fa betsaka erantany samy manana ny tandrifiny zay doly ny oul!!!
aza kivy tsy maintsy mahita lélah énao zay tia anao eny fa na dé hoe hétéro aza mety ho itanao na kou hoe bi sa???????
quote=nanourand]
"Izaho dia gay ary mitady olon-tiana lehilahy aho.Olona tsy manavaka aho ary tia mihira.
Olon-tsotra aho................ :oops:" mombamomba an'i nalison1000 mialatsiny r'isé manonona ny solon'anaran'isé a!
Tena izy ve io sa somongamonga? io no mombamomba ilay ranamana teo @ sary notsongaina anio 22 jolay
page d'acceuil namana.serasera.org
efa mivoatra isika malagasy, raha izany tokoa no marina!
[/quote]