Inona no mahamenatra ?
1. mandrindra
(
02/08/2005 15:31)
Nisy lohahevitra iray nanombolka io resaka io atsy ambadika atsy ka mba tiako ho tohizana kely. Samia hoe milaza izay mahamenatra azy amin'ny tenany ka tsy tiany ho hitan'ny olona. Inona ny antony? Aoka tsy ho izay eritreretinao mahamenatra amin'ny akapobeny no ataonao valiny fa ny anao manokana mihitsy.
novalian'i deghany ny 12/09/2005 10:34
5. LazaRandri
(
02/08/2005 23:48)
Ny hitako hoe mahamenatra ny Kristianina ankehitriny dia ny finoany an'i Kristy ao aminy. Mody hoe "tsy misehoseho" kanefa menatra olona noho ny amin'i Kristy. Indraindray koa aloha ilay izy tsy henatra fa "tahotra".
Any Zamerika avy ankehitriny dia tsy azo atao ny mihira hira noely any an-tsekoly rehefa krismasy, kanefa ny hira ankoatr'izay tsy voarara.
Any Zamerika avy ankehitriny dia tsy azo atao ny mihira hira noely any an-tsekoly rehefa krismasy, kanefa ny hira ankoatr'izay tsy voarara.
6. ari.malala
(
03/08/2005 05:54)
LazaRandri> tsia avy hatrany no avaliko anao, za tsy menatra ny maha Kristianina ahy mihintsy!!!
Mandrindra, efa zavatra mahamenatra izany v r'ise efa hoe afenina ny olona d mbola hotantaraina ihany!!
Mandrindra, efa zavatra mahamenatra izany v r'ise efa hoe afenina ny olona d mbola hotantaraina ihany!!
7. vonimboasary
(
03/08/2005 08:59)
Za koa ange mba gaga e! efa hoe afenina tsy hitan'olona ve dia mbola asehoko eto @ ity forum ity
ihany e!
Amiko tsy dia tena mazava tsara ilay izy raha izany
ihany e!
Amiko tsy dia tena mazava tsara ilay izy raha izany
10. Veloo
(
03/08/2005 16:26)
fasaly =))=))=))=)) alavao fotsiny lesy ny honao de zay a tsisy olana intsony :{:{
11. fasaly
(
03/08/2005 16:48)
veloo:
ka tsy mety lava mintsy kou kakeriko foana anie e!
de mondry kely, rehefa variana de kakitra be manadala kou!8-)8-)
ka tsy mety lava mintsy kou kakeriko foana anie e!
de mondry kely, rehefa variana de kakitra be manadala kou!8-)8-)
13. mandrindra
(
05/08/2005 10:30)
Ô ry zareo, ny mahamenatra tsy tiana ho hita anie no resahiko e. Dia raha soratanareo eto dia iza no ahita izany eto, sa ianareo manana matos spécial mamadika ny soratra virtoaly ho realy ?
fasaly, mitadiava zavatra hafa kekerina dia mihalava ny hohonao !!
fasaly, mitadiava zavatra hafa kekerina dia mihalava ny hohonao !!
15. mandrindra
(
05/08/2005 14:35)
izaho izao bekibo dia afeniko ao anaty akanjo malalaka foana, anao indray izao !
16. vesta
(
05/08/2005 15:16)
mandrindra> ny olona tsy manana izay mahamenatra azy no antsoiana hoe Adala.
K'aza tantaraina eto ry namana zay mahamenatra anao sao de ??????????????????
17. vesta
(
05/08/2005 15:17)
mandrindra> ny olona tsy manana izay mahamenatra azy no antsoiana hoe Adala.
K'aza tantaraina eto ry namana zay mahamenatra anao sao de ??????????????????
18. vesta
(
05/08/2005 15:20)
mandrindra> ny olona tsy manana izay mahamenatra azy no antsoiana hoe Adala.
K'aza tantaraina eto ry namana zay mahamenatra anao sao de ??????????????????
19. fasaly
(
05/08/2005 16:58)
fijo:
akleo samy manakitsa ny hohony ka!
mandrindra:
ka tsy mety anie e! sa iza indray no kekeriko eo!
vesta: poika misy olona efa tsy klany henatra fa aoka itsy an!
akleo samy manakitsa ny hohony ka!
mandrindra:
ka tsy mety anie e! sa iza indray no kekeriko eo!
vesta: poika misy olona efa tsy klany henatra fa aoka itsy an!
20. fasaly
(
06/08/2005 10:20)
mandrindra:
ny koibo koa ve de mahamenatra e!
coussin d'amour be ne izany e! ny vehivavy anie tia miondakondana e! mba tsy hampitoimbo azy loatra tsony de aza misotro beks be loatra tsony
ny koibo koa ve de mahamenatra e!
coussin d'amour be ne izany e! ny vehivavy anie tia miondakondana e! mba tsy hampitoimbo azy loatra tsony de aza misotro beks be loatra tsony