Inona no mahamenatra ?
21. fijo
(
08/08/2005 21:49)
fasaly,ka ndry tia manaikitra nefa tsy manana akikerina intsony ko;
mandrindra,ny be kibo tsy mahamenatra,fa marika fa tsy mijaly sakafo ny tena
mandrindra,ny be kibo tsy mahamenatra,fa marika fa tsy mijaly sakafo ny tena
22. chipie1
(
09/08/2005 16:51)
fijo > :lol:
ny ana ndray raha vao misy tapaka ny hoho ko (tanana )anakiray zany oe tsy mitovy ny halavany dia mamenatra ana ny mampiseho azy ...:-P:-P
ny ana ndray raha vao misy tapaka ny hoho ko (tanana )anakiray zany oe tsy mitovy ny halavany dia mamenatra ana ny mampiseho azy ...:-P:-P
23. fasaly
(
09/08/2005 17:27)
hihihi!mitovitovy aretina ihany anie zany tsika e! ary izany angamba no mbola maha virja antsika e!
25. cocorie
(
17/08/2005 13:48)
ny hoho fohy sy lava ve no maha virja akia? hafa koa ity marina. ny ahy izao ny maha manjakely ahy no mahamenatra ahy sa ahoana ry fijo
26. fijo
(
17/08/2005 20:24)
aza menatra amin'izay ananana e.ndry tokoa aloha dia tena manjakely e,sady mahay manondraka.
31. mandrindra
(
08/09/2005 10:04)
fa ahoana no menatra rehefa misligany fotsiny, sa fisika be ilay sligany ?
36. deghany
(
12/09/2005 10:34)
ka le vay nga eo @ le raviny? eo @ fe fa avy ao aoriana fotsiny:!! hehehehhe