Maloto eritreritra

1. jajaf401 ( 07/08/2005 19:45)
Raha nangataka ny hanaovan'ny ankizy rehetra izay sary tao an'eritreriny ity Mpampianatra teny @ kilasy 10รจ iray ity dia indro nahita ankizy iray nanao sarin'ny vehivavy tsy miankanjo (aza tsiny ah). Dia tezitra mafy ilay Mpampianatra sady nanadihady hoe ino ty ataonao????8O:(
Tsotra fotsiny ny valin-tenin'ilay zaza hoe "olo nde handro io Ramose de efa nasoriny doly ny lambany!".
Kay le Ramose no Tssssssssssssssssssss.:roll:
novalian'i jajaf401 ny 08/08/2005 19:17
2. fasaly ( 07/08/2005 19:53)
no tsssssssss nanina kay???
3. ainaheri ( 07/08/2005 21:10)
:?::roll:
4. booboo ( 08/08/2005 10:54)
tena tsssssssssssssssssss mitsy zany ramose zany
5. jajaf401 ( 08/08/2005 19:17)
Tsy nisy frein ilay ramose eh :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.55