fitiavana miha -mangatsiaka
1. felicia
(
07/08/2005 21:58)
ho an'ireo namana efa mitoka-trano...ho anareo ve normal ilay fitavana miha-mangatsiaka raha vao miray trano elaela?sa ve ilay but n'ny tsirairay no miova dia mampiova olona?
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:58
2. maditra
(
08/08/2005 00:02)
Zah tsy efa mitonkan-trano fa nisy matiere nianaranay mikasika izany ary milaza fa cycle tsy maintsy andehanan'ny fiarahana rehetra io na mpinamana na mpivady. Izany hoe, lasa anjaran'ny tsirairay fotsiny manapa-kevitra na hotapahina ilay fiarahana na hohatsaraina dia izay foana.
3. jajaf401
(
08/08/2005 03:50)
Hoatry ny zava-drehetra io izany hoe misy ny phase d'apparition, developpement , appogée et regression même disparution raha ohatra ka tsy mahay mikolokolo.
lojika zany eh! fa jerevo ny point fort isaky ny ambaratongany dia ho hainao ny mandanjalanja ny tsy hampangatsiaka azy tampoka.
lojika zany eh! fa jerevo ny point fort isaky ny ambaratongany dia ho hainao ny mandanjalanja ny tsy hampangatsiaka azy tampoka.
4. fasaly
(
08/08/2005 04:30)
mba tsy hampangatsiaka ilay fitiavana indrindra rehefa olona mitonkan-trano dia ny fahaizana mikolokolo azy ihany, izay takiana avy amin'ny andaniny sy ny ankilany, dia tsy ho faty io, fa matetika koa noho ny fiainana dia zara vita ny mariage de iray trano ao de lasa adino lay mikolokolo azy, kanefa hono raha ny monotonie sy ny rituelle no miforona mitoetra eo amin'ny mpivady dia mora lefy lay fitiavana dia mivahvaha ny fifandraisana, izay no mba fantako.
5. majesty
(
08/08/2005 05:12)
Tsy haiko na mitombona ity na tsia fa ny mpivady hono refa tsy misaraka ao anatin'ny 5 taona dia mety haharitra ny tokan-trano.Fa ny azo inoana dia hoe tahaka ny @ resaka varotra ihany io "marketing" misy ny phase de lancement,maturité,déclin...
6. lilbon
(
08/08/2005 08:29)
mbola tsy manana tokan-trano le kof klou am zao !
fa refa manana izy de tsy maintsy hafana foana ao ka !:*:)
fa refa manana izy de tsy maintsy hafana foana ao ka !:*:)
7. marengarenga
(
08/08/2005 08:36)
ity frage nareo ity dia manambara fa mifindrafindra fitiavana ianareo porofoiko????????
8. marengarenga
(
08/08/2005 08:36)
ity frage nareo ity dia manambara fa mifindrafindra fitiavana ianareo porofoiko????????
9. fasaly
(
08/08/2005 08:58)
majesty:
ny henoko ndray de hoe amy 7eme année ny mariage hono no tena misy fitsapàna lehibe ka amin'iny lay fanambadiana hoe "ça passe ou ça casse" ka raha tsy simba amin'iny de mety tsy simba tsony, ary matetika eo foana ny couple no miady ritra de hoe hisaraka zao foana... azafady amaly teny faran'ny tsy hay an!

10. pika
(
08/08/2005 09:20)
tsy hainareo angaha ilay hoe zaza 7 tsy mahafe trano ry majesty
mateti-pitranga izany satria matetika rehefa tonga ny zaza dia toy ny fahazarana sisa, samy variana @ asa, na zaza, hany ka toa ny trano sisa no iraisana
tsy voakolokolo intsony ilay fitiavana hany ka lasa mangatsihika
raha tiana ny hatezany dia mitaky andraikitra @ la na vavy ny fikolokoloina azy
aza atao mandeha routine fotsiny e

11. booboo
(
08/08/2005 09:38)
ié normal. Ndraindray tsy misy idiran'ilay couple mitsy ny antony fa noho ny zavatra any ivelany matetika (tototry ny asa beeeee loatra, miasa saina beeee lôtra @ raha iraika...). Dé lasa mbaka ny fiainan-tokan-trano no mikorontana satria tsy voafehin'ilay iraika tsony ny raha hafa. Dé lasa miha-mangatsiaka lé fitiavana.
Ny fanafodiny : mandefitra, mihaino, mampiseho fitiavana fôna, mandeha mivoaka kely miova cadre sy miova rivotra (week-end na vacances kely mitsy),....
Ny fanafodiny : mandefitra, mihaino, mampiseho fitiavana fôna, mandeha mivoaka kely miova cadre sy miova rivotra (week-end na vacances kely mitsy),....
12. lolabe
(
08/08/2005 09:47)
io an'i booboo io no tena marina, matetika tsy dia tena ny ao antrano no mampangatsiaka sy mampiady ny mpivady fa eo @ ilay asa, satria mety miasa alina sy mirava alina foana ohatra le lehilahy de manomboka tsy mahatoky azy tsikelikely ramatoa, indrindra mo amin'ilay fotoana zay eritreretan'ilay vehivavy hoe tokony mijanonaao antrano le lehilahy nefa mbola mande ihany de manomboka eo ny adiady matetika de manomboka tsy mifampatoky intsony de lasa saropiaro diso tafaoatra le vehivavy, de manomboka tsy mifampiteny intsony de mangatsiaka amin'izay le tokantrano
13. vahiny2004
(
08/08/2005 12:28)
Mety koa natakalon-drafotsy ny ankizy ramose dia manirery : variana mitaiza zaza izany rafotsy dia hadinony hoe mila tezaina sy tambatambazana koa le dadany e :-)
15. eh
(
08/08/2005 13:53)
fa tsy maintsy tambatambazana ve vao mety mampiseo fitiavana? sarotra ilay izy fa mandeha araka ny zava misy eo!
16. fasaly
(
08/08/2005 15:37)
mifanambitamby re a! de velona ho azy ny fitiavana aky a!
mifanaja sns... tsy ny iray ihany fa mitaky ny roa tonnta.
mifanaja sns... tsy ny iray ihany fa mitaky ny roa tonnta.
17. sumo
(
08/08/2005 15:44)
rehefa tena mifankatia tsy mitranga izany ilay hoe mangatsiaka fa mandalo fotoana fohy ihany rehefa misy, fa rehefa misy fitiavantena @ anankiray fotsiny dia tsy maintsy mitranga io.Tsy misy ohatry ny mahay mifandamina, fa izay ihany no alaolana. Ra misy mahasorena anao ny ataon'ny vadinao ohatra, dia adala ihany izay miavonavona mandritry ny taona na volana maromaro ra mbola tsy hisaraka mihintsiny, satria mifampila vanininy eo foana kanefa hiaraka ihany. Ka rehefa hiaraka ihany hafanao tsara izy io e! fa raha tsy izany misaraha fa marary fo eo fotsiny. Sambatra izay mahay manafana ny tokantranony an!
18. stephane197
(
08/08/2005 15:55)
mangatsika foana io rehefa tsy misy mpanafana e! Raha samy mangatsika izy 2 no tena blème b.Mahaiza mifampaka hafanana e! sarotra b io raha tsy izany!
19. niko
(
08/08/2005 16:56)
amiko dia tsy misy fetrany loatra hoe dimy na fito taona any dia misy ny hoe hisaraka fa na 1 mois aza efa tsy misy ny fifampiresahana dia ady no iafarany ,resena ny atsana sy ny sakana samy hafa fa @ couple dia misy foana ny ady e fa vady @ voalohany dia asorina ny v izay mety ho vola ;lasa ny sasany na vody tsy maha"karakara na froid" dia mangalapinana dia lasa ADY ilay vADY=D