fitiavana miha -mangatsiaka
21. Veloo
(
08/08/2005 18:22)
niko a ie marina zany oe misy fetra ny taona izany io mi-dependre ny pivady.. ny sasany apres 15 ans vo manondrana:( miha mangatsika marina ny fitiavana raha voa tsy mihara-miresaka momban'ny olana ao an-tokatrano ny pivady, ny fahanana ny finoana, sy fanajana ny vady ary ny firesahana mnadrakariva ireo no itako fa mampitazona ny fitiavana. bien sur fanampianaa avy any Andriamanitra no tena zava-dehibe. Andriamanitra no atao eo alohan'ny pivady rehetra mba hitondra ny fiainana...:wink:
22. jajaf401
(
08/08/2005 20:01)
Ny taona sy ny volana aloha amiko tsy kritera ndesina @ fitiavana eh! Amin'ny voa-1 ange ny fitiavana ateraky ny endrika ety ivelany eh ( tavy sy ny volo no miasa eto :-D:-D); fa @ afara ny experience indray no manosika ilay fitiavana hitombo mandrakariva. Ka any @ faha-7 taona zany efa be ny traik'efa amizay ka tsy tokony hangatsiaka intsony ny fitiavana.^:^^:^
23. vaovao
(
09/08/2005 09:41)
ary mahay dhl nareo a! ny ahy aloha ny ertrertro d mitovy an'le tao aloha tao hoe samy sahirana @ asa d tsy misy fifanampiana intsony d mangatsiaka e!na koa le sipa mazoto mipetraka antrano hanao ny raharahany fa le bandy le mivoaka ihany o tiny d lasa mangatsiaka fa tsy mitovy intsony e!
24. VOAHARY
(
09/08/2005 12:19)
miankina @ tsi1/1 ary samy tokony ho samy tonga saina ny roa tonta rehefa tonga @ io stade io lay izy fa manajary mifamitaka raha samy tsy miteny
25. keviin
(
09/08/2005 12:49)
tohizo klouh fa zay vao hiditra @le tokatrano kle =D
sao tonga any tokoa vao handrana
sao tonga any tokoa vao handrana
26. cocorie
(
09/08/2005 15:25)
Marina daholo zany e! efa samy manana traikefa daholo an! tsy hitako ntsony ze anampiana fa samy manafana ny tokatrano e! :* ataovy otsan'izao fôna raha vao mseho mangatsiaka de lasa mifanafana vatana de mafana ho azy eo
27. fijo
(
09/08/2005 19:31)
ka izay anie no hilana le mba mihodina kely e.satria manjary leo le ao dia mangitsy ny raha,fa raha mihodina kely nareo,dia ahatsiaro foana le vovo ary an trano,ka hafana lava ny any.
28. booboo
(
09/08/2005 21:34)
Kônzelé à mort ndray ny raha zany, aminà klou e, fa tsy vitan'ny mangatsiaka fotsiny kouh !
29. zefalah
(
09/08/2005 23:15)
ny fitiavana dia toiny café!
raha mbola voalohany dia mafana..fa refa maharitra ela ela dia me mangatsiaka..ka anjaranareo sipa mihintsy no manafana azy..afanao ny fitiavana..ary ny fomba amananao azy dia @lafiny maro.tsy voatery afanainao eo ambony farafara fotsiny..ok
ny fitiavana dia toiny café.
ze misotso café de mahay fitiavana tsara..otrana zao.
itanao reny olona mifankatia be reny..aty aorina ry zareo lasa mpifahavalo..satria nifampiandry..andriamanitra nandefa zavatra ho asika tsy feno ka anjara sika no mameno azy..fenoy fenoy.
any a paradisa vao misy fitiavana tsy mangasiaka zany
fitiavana mandrak'izay..otrany ny hitiavako an'lay raika zay:D

31. vaovao
(
10/08/2005 09:27)
=)):-w:-wfa iza loatra zany sipa zany ry zefa a! sao mba mety fantatry ny tary na ny toerana misy azy na ny aminy klé, ary sao d mba efa manambady koa ary le izy d nangatsiaka ny tany antranony tany d nankany @ lah izy d refa avy eo nafana tampoka ny tany d namitsaka ndray ny an'lah e!
32. cocorie
(
10/08/2005 15:01)
Miara manafana ry zefa fa tsy ny sipa zany fona kosa, izahay koa anie mba mila mandray fa tsy manome fona e! oay le! ampirevena fona kosa ve zany nareo, koa raha tsy elà no velomina koa.
33. fasaly
(
10/08/2005 17:32)
zefa:
fangah ny café ihany no mafàna amboalohany de mangatsika, ny vary ny laoka ny ronono sns, mafàna de afaka mangatsika.
fangah ny café ihany no mafàna amboalohany de mangatsika, ny vary ny laoka ny ronono sns, mafàna de afaka mangatsika.
37. vaovao
(
11/08/2005 04:04)
sady io tko nge ts misy an'zany miaramangatsiaka zany fa rehef mba mangatsika ny 1 d mba manafana haingana ny 1 e!ny an'zefa vao mangatsika ny ray d efa mandry koa izy!loza!
39. keviin
(
12/08/2005 06:16)
de rah izany de mila hafanina fona zany raha vao mitady mangatsika kle :D