inona no ataoko fa manana olon- tiana alavitra aho

1. vivi ( 07/08/2005 15:04)
niaraka t@ aho nandritra ny herinandro , nahafinaritra ny fiarahana nandrita ny vacance fa tsy maintsy mody aho,rehefa tonga soamantsara taty antrano aho de niantso azy aho fa tena tia azy aho ,novaliany ny resaka hoe na dia tia anao aza aho aleoko miteny hoe tsy tia fa amour impossible ny antsika ,somary ni_insiste ihany aho t@ resakay fa tsy nanaiky izy sady notapahany ny telephone dia tsy niantso ahy intsony izy sady efa ho 3 herinandro sady niezaka ny tsy hiatso azy hintsony koa aho, nefa mbola tia aho, inona no tokony ataoko mba hiaraka indray zahay ?
novalian'i xxx ny 22/09/2005 12:33
2. RockyMaivia ( 07/08/2005 15:37)
Mandehana eny an-tsena dia manontania @ mpivarotra hoe manana vary ve ianareo. rha toa izy ka manao hoe "eny", dia mividiana! Dia mankanesa indray eny @ mpivarotra laona sy fanoto ka mividiana! Rehefa azonao ireo rehetra ireo dia ento mody! Vantany vao tonga ao an-trano ianao dia somary lomy @ rano mandritra ny alina ny vary (efa nofotsiana io fa tsy akotry akory sanatria)! Rehefa mifaha ainao ny ampitson'io dia tsihifo hiala ny rano mety ho nihoatra tamin'ireo fotsimbary! Rehefa vita izay dia alefaso ao anaty laona amin'izay ireo fotsim-bary avy nolomana! Raiso ny fanoto, dia mitotoa koba hatavy!
3. booboo ( 07/08/2005 15:44)
Rocky > :-D

vivi > izy ara tsy te-hiaraka aminao raha zany ny fandehany. Zany mi-racrocher au nez zany no porofo mibaribary fa tsy "amoureux" izy fa mba nanala azy fotsiny no niarahany taminao. Tsy aleo mitady aretim-pitia @ zany ?
4. booboo ( 07/08/2005 15:44)
oups tsy mitady aretim-pitia manko e
5. fasaly ( 07/08/2005 16:35)
ka nareo kosa tsy mi copr. mihintsy amilay hoe amoureuse e! sao mba tratra ihany indray androi any ka! zay vao mitady vonjy kou!
marina fa fitiavana tany amin'ny vacance lay izy mety hitohy mety tsy hitohy, fa tena mba ratsy toetra lay bandy raha izany, ni s'aventuré fotsiny izy fa rehefa tia anie adala e! jamba ny fitiavana lay sipa de tsy hita izany rehetra izany.
ka izao mba hanadionoina azy satria efa mpahazo io mahazo andry io dia mandehàna mandeha mandihy manàla azy miaraka amin'ny namana, dia mi s'amuse tsara
de ataovy toy ny rano latsaka lay ray e! tandremo ndray anefa mahita ao ampandihizana ao ka mitovy indray ilay cas de vao maika blem-pitiavana faharoa.
6. zefalah ( 07/08/2005 16:57)
miankina @ le zavatra ataonao io..na ko lay zavatra ataony any...raha itanao fa ho ela vao vita lay zavatra ataony any dia aleo misaraka.
satria enao vevavy mbola manana ny maha izy azy enao
na de tianao aza izy..firy firy reo mpifankatia be nefa tsy tafiaraka mandrak'izay..ary zany zavtra zany dia efa niseo teo @ fiainako..tiako be le sipa nefa tsy anjara ny aminay dia tsy miasista aho,
fa mbola ho avy nenao..ra itanao fa imposible nerahanareo dia mieza manadino azy ,fa tsy anjaranao izy..ra toa kosa ka itanao fa efa akaiky ny zavtra ataony any dia mandrisika anao aho iantso sy anampy azy @ zavatra rehetra ilaina..satria na anampy azy aza enao izy mbola ho ela any..ny fianana androany tsy hiainana apisto..de zay e..adinoy izy ra mbola ela..ra tsy ela kosa dia antsoy lalandava izy.
mety misy evitra afa koa a..fa ho avy ny namana sasany anome evitra afa anao.
7. vivi ( 07/08/2005 17:47)
misaotra betsaka aloha t@izay nanome hevitra t@ fo sy fahatsorana , fantako aloha fa nisy fahadisoko ilay izy satria efa fantako ihany probleme hoe elanelantany nefa niditra aho satria resim-pitiavana fa atao hanatra amin'ny sisa, niresaka t@ namako izy hoe manao ahoan izy any , de namany ilay namako hoe tsy maninona ka, de novaliany hoe za mbola tsy niantso azy efa ho 3 herinandro izay sady ny anay anay anie amour impossible e! ny tsy aziko koa anie maninona no haveriny foana io, ny ezaka ataoko aloha de ny tsy hiantso azy mihitsy na mafy aza ny fitiavana ;misaotra betsaka amin'izay namaly rehetra
8. aurora ( 07/08/2005 18:52)
fa hono hoah gasy sa vazaha ilay olona naha tara andry ,eny e! tsy omeko tsiny indry dfa lalampitiavana izany fa ny lehilahy dia tsoriko fa ils sont tousse cont ,kany aza voany fotsiny fa ry zareo lehilahy ireny nge no tena tsy mahatanty rehefa ampirafesina e! fa mba tiako ho fantatra fotsiny hoe gasy sa vazaha ilay nefa sur aho fa tsy maintsy gasy .aza manam be kia fa mitadiava hafa e! indry nge olona tsara tarehy io e!














misaotra betsaka aloha t@izay nanome hevitra t@ fo sy fahatsorana , fantako aloha fa nisy fahadisoko ilay izy satria efa fantako ihany probleme hoe elanelantany nefa niditra aho satria resim-pitiavana fa atao hanatra amin'ny sisa, niresaka t@ namako izy hoe manao ahoan izy any , de namany ilay namako hoe tsy maninona ka, de novaliany hoe za mbola tsy niantso azy efa ho 3 herinandro izay sady ny anay anay anie amour impossible e! ny tsy aziko koa anie maninona no haveriny foana io, ny ezaka ataoko aloha de ny tsy hiantso azy mihitsy na mafy aza ny fitiavana ;misaotra betsaka amin'izay namaly rehetra
[/quote]


9. jajaf401 ( 07/08/2005 19:13)
Korazy foana nama ah! Fiainana io, toy ny kodiaran-tsarety. Ka tsy misy pb natao ho mandrakizay ary soa lavo hahay hamindra. Ka hisokatra ho anao amizay zany ny hoavy ka.F'aza mivarilavo amizay pb mandalo eh!:-D
10. vivi ( 07/08/2005 19:25)
misotra betsaka @ fankaherezana fa tena manana namana mihitsy , ilay izy aloha de gasy fa efa ela be nipetraka taty andafy fa mbola mifanersera @ gasy betsaka ihany na de izany
11. felicia ( 07/08/2005 21:52)
vivi an !za mio fa tanora indry...mafy ilay amoureuse fa na izny aza rehefa olona hitan-dry hoe tsy tia an-dry dia aza mandrera-kaina mitady azy na dia maharary aza...zava-mandalo fotsiny io, ho hitan-dry fa dans quelques temps haha-lasa saina an-dry fotsiny ilay épisode fa tsy haharary indry fotsiny...sady lehilahy bediabe ireo aky an...ho amoureuse indray indry rehefa avy eo,fa amin'ny manaraka mitandrema @amour de vacance...
12. chakkakkely ( 08/08/2005 06:02)
marina io lazain i felicia aky ry vivi a! sady ny mety tena tsy hafon zandry azy ange dia le fiharahana 1 semaine tena tsara be , aza mankarary fo azminy tsony eh! dia mahereza fa rehefa avy ono ny orana tsy maintsy miposaka foana ny masohandro , fa tsy ho avy foana !
13. cocorie ( 08/08/2005 06:04)
Fiainana daholo akia zany an! mba mis dos d'âne ihany indraindray fa tsy hoe milay be fona le lalana e! ny saina no atao ambony fa mbola ho avy le bogosy be sady mirevy be an-dry no reven-dry sady tsy hitsoaka fa hitondra an-dry eny ambony alitara mihitsy mirary an-dry an'izany akia za!
14. bichette ( 08/08/2005 06:40)
raha ny fahitako azy dia possible hoe efa manana olo tiany izy any amin'ny misy azy any ka mba flirt fotsiny no nataony tamin'ny vacances ary na ataoko hoe tia anjy aza izy dia"amour impossible" satria izy mety efa manana olona miandry azy. fantany koa fa herinandro dia ho laza indry ka na dia miaraka aza ianareo tsy ho hisy olana ny ampitso ... marary izany teny izany kanefa tsy maintsy realiste
15. manohisoa ( 08/08/2005 07:24)
Rock>=))=))=))Hay ve zay ny fanaovana koba e!!! ka raha mividy an'le kobaa efa vita renyv e de tsy mety???
16. ari.malala ( 08/08/2005 08:08)
rocky, mivantana tsara mintsy le fanoroana an! :-D:-D:-D

vivi, aza kivy ky â! dis toi que le meilleur reste à venir! aleo izy sy ny haratsiam-panahiny ho any fa tsy maintsy mbola hoavy ny anjara ê! :) courage!
17. vesta ( 08/08/2005 08:42)
Efa be ny sipa tratranio ry vivi, na ny kofy koa ane misy tratran'ny blème hotrizany.

Minjereva kofy hafa fa tsimaintsy misy fona ny tia anao ary tsimaintsy misy fona koa ny tinao.

Andefaso mailaka izy hoe veloma ary ameza merci izy de bissou de samby tahin'Andriamanitra hoe
18. Samoana ( 08/08/2005 13:19)
Manontany ny tokony atao mba hiaraka aminy indray ianao ? Miverena manao vôkansy any @ misy azy indray rehefa afaka. Tsy misy impossible izany indrindra raha fantatrao fa mbola selibany izy. Na ny diksionera aza mbola tsy mahazava tsara ny antsoina hoe"amour" !
19. Veloo ( 08/08/2005 18:29)
vivi a, amour ephemere ny azy... ny anao koa mety io satria mbola vo 3 herinandro fotsiny ny anareo.. ka aza kivy retsy hadonoy izy ... par contre amour impossible tsy mi-existe. Raha manana finiavana sy tena tia izy dia manao ny impossible mihtsy matoa izy tsy mivakiloha tsy tiany enao... tiany angamba fa legerement fotsiny fitiavana manidina retsy a..
Bonne chance a:-*
20. vaovao ( 09/08/2005 09:47)
mampalaelo ana koa i zefa an! tena ohatr ny kivy b zany, hatraty ve? zao e! mazàna ny fitiavn nandrtra ny vacance zany ts mateza fa d mahaiza tko manadino e! ny an'sasany aza efa ela mihitsy nefa rava vetivety kely mitsy!mahereza e!:snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1576