inona no ataoko fa manana olon- tiana alavitra aho

41. keviin ( 12/08/2005 06:10)
princesse> zah anieh mazaka ihany fa le olona no tsy maza ndray² eh
de inn no mety azo atao @ zany ?:?:
42. fijo ( 15/08/2005 21:46)
vivi an eto indray mitady e.
43. diamondra27 ( 16/08/2005 11:57)
zao ndray atao e!

naman'ny soeur-ndry le bandy de manin ra tenendry ny soeur-nao oe za kia nahita bandy vaovao any tena tia be ahy le izy sady mpiaramianatra na mpiaramiasa etc... de ataovy ze ahatongavan'iny any @ le bandy de jerena na taitra izy na tsia.De aza mi-tel any tsony

za lou nanana cas similairen'io t@ za tany @ université zany oe le bandy ndray no saropiaro be tamiko fa sady manao ambadika izy an! de farany nahita bandy2 milay noho izy za nefa zay tsy miaraka akory, de notantaraiko azy le resaka de nanaiky izy. De indray andro ary iny izy(bande1) nanao volley iny mitsy no nandalo bras dessous zay sy le bandy2 sy ni-scène zay de nijanona tampoka le volley de notohizanay ny dianay de , ny naman'ny bandy1 moa nahita daholo, de zay no nampisaraka anay tsy nanarahany ahy intsony.

De tadiavo ny point faible-ny fa ho hitanao fona ny solution
De teneno eto na ça marche ou pas
44. vivi ( 16/08/2005 14:07)
misaotra betsaka anareo namaly hvt,ka na handeha anao anizany lazainao izany anie za mbola miandry fotoana satria izy any @province, nefa tsy tiako ny tonga de andeha any @zao de zao satria tiako hoe misy aleha aho vao mankany satria wen be hoe anafika , fa misy fety @ fin septembre zay za vao mankany ,za aloha tsy hiantso fa miheno vvao any @ilay zokiko fotsiny, fa izy aloha toa 1fois/semaine mandalo any @zokinay,izy aloha hatraminizao tsy misy sipa fa ny point faible aloha toa ilay izy manana adversaire zay mihitsy araka ny filazany diamondra izay, or raha any toa mbola hitady olona ndray anovana mission, sady raha tonga any aho toa anao mody fanina be mihitsy sady hiseho cool be @ hoe mazaka fa tsy anaiky gisitra za,tsy aiko aloha na mety natsy mety aloha io hvtrio na sao vao maika wen?
45. booboo ( 16/08/2005 14:11)
tena mbola tia azy Vivi raha zao lé !
46. fijo ( 16/08/2005 21:52)
vivi tara be aminy ko.izay anie ny olana e
47. diamondra27 ( 20/08/2005 07:31)
efa nahita namana ho entina ve aloha enao e! ireto lhl @ serasera reto ve de tsy mba hisy hanampy anao fa sady bogoss daholo nge reo e! namana hoy aho fa tsy sipa an!

ampio ny namana mila vonjy
48. marengarenga ( 21/08/2005 12:55)
raha ny probl nao dia sarotra tsabona fa nefa manana
saina afaka mandinika tsara ianao ka raiso ny hevitra
ray avi @n'ireo namanao dia tanteraho
bye ho anao ary mahereza
49. hps ( 21/08/2005 19:02)
Tsotra sady mora,MAMPIASA SAVONY TSARA KARAZANA(raha leh.)MANAOVA SAKAFO TANANA(raha veh.)ok!Milay be an!de mazotoa ary eh!;-)
50. fijo ( 22/08/2005 22:00)
inona daholo ireo le
51. texam ( 01/09/2005 11:56)
ra mbola te hifandray aminy énao de aza hiresahana fitia aloha izy!andefaso sms fotsiny izy hoe "aleo ary hinamana fotsiny isika" vitanao io de tsy maintsy mamaly izy!de tazomy ny finamanana mandrapà!de lazaivo amiko ny tohiny!tadidio fa matoa izy niaraka taminao,na de oe nanala azy fotsiny aza, de tsy maintsy nisy fitiavana kely fôna tao!satria ra halany enao de ts niaraka taminao mintsy izy!
Nb:aza adino ny milaza amiko ny tohiny!
52. vivi ( 01/09/2005 13:00)
ka izao anie ry texam e! tsy sahy ny andefa sms any @ satria matahotra ny ho wen, fa ny hevitro ny andeha ho any @zokiko ny mi-octobre d eo za angamba no mody anao mpinamana @,satria rehefa face @ za d miresaka tsara mihitsy toa ireny tia ahy ireny izy ,fa rehefa anaty tel d miteny izy we amour impossible io, sady angamba rehefa samy tsy mifankahita kely 3 volana mety ampety zvt koa ,sa ahoana ny hevitrao ?, za aloha tsy hiantso azy, satria any koa anie izy mety mi-poser question we tia ahy ve iny sipa iny fa tsy ni-insiste akory izy , sa ahoana hoy ianao , mety sa tsy mety? misaotra mialoha e
53. fijo ( 01/09/2005 21:00)
fa vivi ve manan vady misy olana ,sa sipa mifanalavitra e?tsy haraka intsony le tena izy
54. vivi ( 02/09/2005 14:11)
tsy azoko koa ny tiany ty fijo tenenina ka!, mba manan pbl ilay olona d atao anizany , tsy mbola sendra tia mihitsy angamba ianao an !
55. hangaroo ( 03/09/2005 13:23)
Zao e fa nitovitovy cas tamiko vivi fa zao mato izy nanao toy izay efa misy dikany izay. raha ho any enao de mety mbola ho ataony toy ny t@ vacances ndray de vao mainka enao mitombo ny fijaliana . fa olona kanosa zany De mitotoa koba marina hatavy
56. xxx ( 12/09/2005 18:32)
amour impossible!!! sao kosa ary olona efa manambady io fa manafina na efa manana fofony:cry::cry:Dinidiniho ihany.
57. xxx ( 22/09/2005 12:33)
Mety manambady marina io olona io na manana fofony fa na dia 1 semaine ary ny fiarahanareo moa ve tsy efa fantany fa mandalo ianao .Mety te hanalazy fotsiny angamba izy .Ratsy be zany olona antsoinao tel avy lavitra zany de manda tsotra izao zany , misy olona natahorany teo ankaikiny t@ ianao niantso azy , fa andramo antsoina rehefa maraina @9 ka hatramin`ny 11h any mada ireny dia raha mbola manda mafy dia adabohy amizay fa tsy tiany ianao . Mbola ahita toi fa courage e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082