inona no ataoko fa manana olon- tiana alavitra aho
21. VOAHARY
(
09/08/2005 12:22)
ny mitady vaovao mora foana fa ny manandino no sarotra eh, mahaiza manana saina mafy eh, tsy miora ny fitiavana eh, lanjalanjao rehefa @ manaraka
22. keviin
(
09/08/2005 12:41)
kiii zah kouh aza mba mitovy @njy kle nefa zah kofa :cry: fa ny ahy ary mba nitohy ela² de avy tsy heno tsony
Rock> hihihi de hitoto koba kouh ve zah kle

23. fijo
(
09/08/2005 19:39)
vivi an,ny zavatra hadinondry dia vokansy izao,ka miala voly ny olona,ndry tsy mba mahay mialavoly,fa avy dia maka ampo be,dia manjary voa toa io.tandremo ny manaraka,fa mila cool amin'ny fiainana,fa tsy serieusy foana,fa manjary ampijalian'ny olona.
efa vita iny fa hadinoy,ary tandremo ny manaraka

24. keviin
(
10/08/2005 07:24)
kah ndray ndray anieh tsy vofehy le sentiment kle , na miezaka ny hanohitra aza dia tafalatsaka ihany, fa marina tokoa ve fa raha lavitra le olon'tiana de impossible le fiatavana kle?
25. princesse
(
10/08/2005 10:09)
mitovy evitra @fijo!
Keviin : arakarakénao iany io ra mazaka ny sainao,fa lé izy tsy impossible zany!misy ftoana ary lé alavitra no tsara2 kokoa

26. diamondra27
(
10/08/2005 11:31)
de niaraka be nareo zany t@ vacances, impiry isanandro?
tsara ho fantatra zany satri raha matetika de tena nanala azy fotsiny lery fa ra mba hoe niaraka indrepa de hoe mbola misy espoir ihany kanefa ataovy ihany lou ny test MST sao de nanana aretina le izy? tsy misoratra any @ handriny akory zany.
De nisy resaka ve nefa fa hoe hifampiantso nareo sy hifanoratra sa ahoana? sao de tsy manana forfait kou nge izy e de miala pas, de tsy haiko koa hoe naninona ary nomeny ny N° tel ny
de ndry ve nefa ra ok izy de inou ny solution fa ny visa zao sarotra be na de oe vita mariazy any dago aza nareo de refa tonga aty france mbola blème raha hisoratra any @ la mairie

27. booboo
(
10/08/2005 11:48)
kay lé ! tonga ve dé any @ mariage sahady no eritreretina nefa vô herinandro niarahan-dreo !
28. vivi
(
10/08/2005 17:15)
an, an za anie aty andafy aho no mipetraka e,ary zahay koa tsy nanao isanandro , izy tena gentil be sady mahalala fomba reny e na de nisy aza ilay zvt tsy napiova ny fiarahanay mihitsy fa za nody avy nanao vacance no nahatonga anio resaka io,en plus anie olona namany rahavaviko izy io anie , tsy possible tsy manana forfait izy fa izy mihitsy no te hisaraka tsotra izao, na te hiaraka @ aho tsy afamanotra fa de hitandrina @ manaraka,ny mahakamo ahy fotsiny koa anie tokony mba nampiseho ny tsy fitiavana izy tany fa tsy efa aty aho vao omeny ny bomba e!, satria raha ny olona nahita anay no tataraina anizany de ohatra ny mandainga aho hoe nisaraka , angamba noho izy be asa be angaha de manelingelina anazy ny fisiako , nefa izy tsy manana sipa , tsy micomprendre mihitsy aho , ny hitako fotsiny aloha ,olona tsy manaiky baikon'ny sentiment izy ka sao de matahotra ny anafika ahy izy ,misaotra betsaka aminareo zay namaly
29. Veloo
(
10/08/2005 18:43)
vivi a soa ary dia lasa PD ny anjy? raha ny fiten-njy tsy hitako mihitsy izay tsy hiarahany anjy??? marina tokoa rehefa oe tsy tia izy dia tokony milaza, to chicken ko zay bandy zany kle? :twisted::twisted:
30. diamondra27
(
11/08/2005 07:29)
tsy PD zany io fa ra PD izy tsy niray t@ vivi
le vrai PD ny lhl ihany no tiany, fa ra te hanao sous forme fotsiny izy de flirt @ vhv izy fa tsy manao mba hitrompé ny olona fa izy ihany no malala ao antsainy ao oe mila lhl fa tsy vhv, pdt l'ados izy no manao an'io fa refa ela ny ela de asehony @zay ny maha PD azy
mbola misy zvt mampiasa saina azy zany fa aleo ndry manontany ny ravavindry hoe manao ahona izy any, sahirana ve etc...
ra tsy zany de tel izy hoe za tsy hiandry anao hoe fa teneno ahy ny valinteninao farany na ho tohizana na tsia , de @zay ndry manadino azy tanteraka ra tsy ok izy. Tena décision -nao marina ve oe sa coup de tête

31. diamondra27
(
11/08/2005 07:32)

33. diamondra27
(
11/08/2005 07:35)

34. vivi
(
11/08/2005 09:16)
dia tsy fantako ry diamondra fa mety pd marina izy angamba ka,manontany any ilay rahavaviko aho de hoy izy hoe be asa be aloha izy fa hatraminizay be asa foana mme za mbola tany fa tsy manakana anazy tsy ho any aminay , taminizany izy atoandro izy tsy maintsy misakafo miaraka amiko , @ 5 hariva izy eo tsy mody izy raha tsy @12alina @ 1 maraina , indraindray aza moa tsy mody mihitsy nefa @zany zahay tsy miaraka matory fa miezaka manao present foana izy, fisarahanay farany moa de izy aza nalahelo kokoa noho izaho , nampiseho fihetsika hoe amoureux e, fa ahy izy ity mise en scéne daholo, nefa raha 1andro de afaka manao cinema fa 9jour toa sarotra ihany, nanaraka ny tenindry aho hoe hatsona izy de repondeur ny voaraiko de nametraka hafatra za hoe efa ela tsy naheno vvao ka mba niantso de najanoko ny tel de hatraminizao tsy misy suite ilay tatanra
35. booboo
(
11/08/2005 09:26)
Fitia tsy mifamaly zany fa mety kokoa ny mamadika ny pejy. ianao no marary fo fotsiny fa izy any mety tsy mihontsina akory na kely aza !
36. zefalah
(
11/08/2005 18:32)
booboo>> marina zany.
kanefa kos aryiii iza mo?? i ~vivi an!!
za mandrisika anao hiezaka anao zay farany evitrao iarahanareo ndray.
aza manao an'le hoe. maty vao ramalala.
deny mbola zao dia ataovy zay mety mba iarahanareo ndray...8)

37. zefalah
(
11/08/2005 18:35)

38. zefalah
(
11/08/2005 18:38)

40. keviin
(
12/08/2005 06:07)
Ary raha toa kah donga elefanao ao @ repondeur oe vita zany ny @ tsika de raha mbola tsy taitra izy de mety efa tsy misy fanatenana tsony zany.
Ny miteny hoe manolo no mety anieh azo atao am-bava fa ny manatanteraka no saotra eh :D