kisoa
42. routa
(
24/08/2005 11:03)
ka zaho ndray aloha ny marina voasoratra hiany no haiko e!
ny baiboly ho nilaza an'io fa zaho mampita fotsiny tsy fihinana ny kisoa:D eny na matsiro araka ny ilazanareo azy aza.
ny baiboly ho nilaza an'io fa zaho mampita fotsiny tsy fihinana ny kisoa:D eny na matsiro araka ny ilazanareo azy aza.
44. zefalah
(
24/08/2005 18:00)
routa>> apenaro an'reo olona reo fa ny baibolyno nilaza an'zany.
mba mahagaga le gasy milaza ny tena hoe kristianina nefa na baiboly aza tsisy ao atranony.
mba mahagaga le gasy milaza ny tena hoe kristianina nefa na baiboly aza tsisy ao atranony.
48. palince
(
12/09/2005 07:42)
zefalah, tena marina ny anao fa ny gasy matin'ny kisoa fa ianao angamba dakoma:lol::lol:
49. veroniaina
(
22/03/2011 13:13)
(Asan'ny Apostoly 15 : 28- 29)
28 Fa sitraky ny Fanahy Masina sy izahay tsy hampitondra enta-mavesatra anareo afa-tsy izao zavatra tsy maintsy hotandremana izao ihany:
29 dia ny hifadianareo ny hena aterina amin'ny sampy sy ny rĂ sy ny zavatra kendaina ary ny fijangajangana; raha mahatandrin-tena hifady izany ianareo, dia ho soa. Veloma ianareo.
Ampy io ilazana fa azo hanina ny kisoa

50. aina15
(
11/01/2015 18:29)
Vakio ny hebreo 4 manontoln aloha de asan'ny apostoly10 mikasika ny @kornelio de vakio tsara ary diniho tsara fa ho hitanao ny fahamarinana de levitikosy 11koa
51. aina15
(
11/01/2015 18:30)
fasaly:
izahay koa tsy fafifady zany , ny henakisoa!!! fihinana, ka homana ihany e! fanontaniana kely iza ny afaka manazava fa tokony ho fadiana ny fihinana kisoa ara-pivavahana? dia inona no antony sy ny vokany??????
52. aina15
(
11/01/2015 18:38)
Tema tsy foanina ny kisna satria voararany baiboly vakio mihints ny levitikosy 11manontolo dia ho itanao izan sady tsy ny kisoa ihany fa betsaka ny voalaza ao d mazotoa mandinika ny fahamarinana lazain'Andriamanitra