kisoa

21. zefalah ( 08/08/2005 18:26)
bichette>hahahahahahamerci bichette a!!
aive enao philosohpie be otran'zany e..tsy napoiziko marina...hoe mihinana satria matsiroo...de aza mihinana koa satria misy kakana..
zao! za mila an'le profo afa mintsy..le any anaty baiboly no tiako enona aminareo.
hoe ny baiboly testameta vaovao milaza fa azo..fa ny taloa kosa milaza fa tsy mahazo..de aona zany?
za alo refa manambady de tsy ampinanako kisoa zany ny vadiko e..na mihinana aza izy fa tsy ao atranoko.
22. bichette ( 09/08/2005 13:46)
zefalah > tsy resaka phylozofia ka, fa inona ny finoanao no tsy avelanao hihinana kisoa ny vadinao ? enao zany tsy mihinana kisoa
23. xxx ( 09/08/2005 17:01)
any aminy tavaratra nga le zefa no monina ? sa any mali ? :-D:-D:b
24. zefalah ( 09/08/2005 23:03)
:-D XXX ela aza mandreraka ry matoatoa!!:-D maninona no manao fangalapery otran'io ela..apiseo eo ny psoude n'la jerena :-D
aleo valina iany le fantanina afa afa..
na any @ tatsimo aza za tsy hihinana 'lty e
na aiza misy ana na aiza...fady..tsy azo ato.
bichette..za tsy mihinana,fa ny fianakaviko mihinana satria za nifindra finoana.
le hoe vady: matoa le sipa tia ahy dia efa fady zay fady ahy..nefa..mahazo alalana malalaka izy mihinana
fa tsy ao atrano..na aiza na aiza izy mihinana,fa tsy mampiditra ao atrano fotsiny.
25. cutie ( 10/08/2005 00:06)
zefalah kay silamo :p
26. xxx ( 10/08/2005 12:02)
Zao ry zefalahy a! rehefa tsy te hihinana ianao dia aza mihinana fa aza ny olona no hadalaina ary aza ny fivavahana no omena tsiny. Satria taloha ianao efa nihinana ihany ka! ianao zany no tsy manampinoana matotra matoa mahavita miovaova finoana ohatran'io, ny ahy izao izay efa fivavahako hatrizay ihany no mbola hifikirako
27. fijo ( 10/08/2005 23:12)
za razefa tsy miraharaha izany andriamanitra izany an.amiko kaly tsara io ka dia homana aho.
28. vale ( 11/08/2005 11:54)
Izaho aloha dia tena mpakafy ny hena kisoa : jambon,paté, saucisson... ka toa ahatry ny sarotra amiko ny hifady kisoa !
29. mirabel ( 11/08/2005 16:23)
zefalah
efa nihinana ve ianao no niala sa tena tsy mbola nanandrana mihitsy ? Matetika mantsy ny olona tsy mihina-kisoa dia ny silamo, advantista ary ny mpanao ody gasy tsy midika akory izany hoe tsy maintsy ho ao anatin'ny iray @ ireo sokajy ireo ianao
30. zefalah ( 11/08/2005 18:18)
za aloa :) Kristianina...fa nifindra finoana de lasa silamo..de naita koa fa tohonkony tsy ho anina mihintsy le kisoa..na silamo na Kristianina.
ya !! @ lafiny fahasalama..@ lafiny finoana koa.
fa !! samy manana ny azy io..ary za ry xxx aza kianina..fa sika samy manana ny tiany..ny tiako tsy ho tian'ty velively ok!
mihinana anareo kisoa...arapao..
31. xxx ( 12/08/2005 06:00)
Za ndray aloha dia tsy maintsy manakiana refa tsy mba matotra amin'ny zavatra iray e! finoana avy ka ho hita ho ovaovaina, zay tsy maintsy mihinana e! sady toa ohatran'ny zavatra iray ihany no noraran'Andriamanitra tsy azo hoanina tao amin'ny saha edena e!
32. zefalah ( 12/08/2005 22:31)
xxxx>>> za tsy matotra @ zavatra anakiray ..marina zany..fa kosa miezaka atrany mikaroka ny marina? aiza ny marina de inona no tokony ho atao eo anatrehany marina? efa aiko tsara hoy aho mantsy anao ny Kristianina..ary ny havako dia mpino mafana-fo..nefa zany tsy nanakana ahy hifindra finoana,satria any no itako fa marina..ary ny fianakams tsy nanakiana otranao io.
ka nohon'izany dia tsotra no avaliko anao.
fatesa maty any anaty ranomasina any refa tsy faly.
arapao ny kisoa fa tsisy nanakana anao tsy hihinana kisoa teo..masostra tsss
33. zefalah ( 12/08/2005 22:48)

34. aliotsy ( 13/08/2005 06:30)
zefa tena zany ve lty ny crane nareo lé tsy mampité hivadika silamo mitsy zay minana ksoa fa tsy manao crane oatran'là sa zany noampianarina anati coran
35. LazaRandri ( 13/08/2005 07:02)
Ianareo jentilisa rehetra izay misisika ho ambanin'ny lalàna ireo ve mahatandrina ny lalàna rehetra nomena ny Zanak'Israely?

Izao ny hafatr'i Kristy nampitondrainy an'i Paoly, apostolin'ny Jentilisa, ho anareo:

"Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza mandray azy hitsaranareo ny eritreriny. Ny anankiray mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehetra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zavamaniry ihany. Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy." Romana 14:1-3
36. LazaRandri ( 13/08/2005 07:04)
Ianareo jentilisa rehetra izay misisika ho ambanin'ny lalana ireo ve mahatandrina ny lalana rehetra nomena ny Zanak'Israely?

Izao ny hafatr'i Kristy nampitondrainy an'i Paoly, apostolin'ny Jentilisa, ho anareo:

"Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza mandray azy hitsaranareo ny eritreriny. Ny anankiray mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehetra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zavamaniry ihany. Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy." Romana 14:1-3
37. fijo ( 15/08/2005 22:07)
mihinana razefa fa milay anie io e.atonoy raha leo handrahona elah.
38. majakely ( 17/08/2005 13:04)
Zah aloha dia isan'ny olona mandreraka ahy i Zefa nefa kosa ry namana dia aza de hasikana be loatra kosa i Zefalah e!!! mba manontany izy ko !!!Ary tsy i Zefa no nilaza hoe raha mijery tsara ny voasoratra eny ambony i Routa fa i Hery!!!
39. fijo ( 17/08/2005 21:19)
le masika aloha dia tsy mety e,aleo izy haneo ny heviny,zara aza misy azy hampiditra resaka eto.sady jereo ,fa ny resaka arosony anie mody adala izany ,fa tena mila ady hevitra tokoa e.
40. zefalah ( 20/08/2005 15:15)
manjakely>> mamela mba ho avela..fa zay mamela iany no avela..inona mo no antony hilazanao fa zaho mandreraka anao? miala-siny aho raha nisy zavatra tsy nety nataoko taminao,de mamela ahy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7489