Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jos13 ( 15/08/2005 07:51)
ody fitia
mandaitra ve ny ody fitia , ary efa Nahita olona voan'ny ody fitia ve nareo? ... tohiny
novalian'i Achia ny 07/09/2005 13:23
LazaRandri ( 15/08/2005 07:17)
Fitaizana zaza Silamo 3 taona sy tapany
Nalaina tamin'ny "magazine de la femme Musulmane": Nandeha fahitalavitra tany Egypta: http://www.memri.org/french/video/segment1_basmallah.html Sary mihetsika: http://stream.realimpact.net/rihurl... tohiny
novalian'i onjah ny 16/10/2005 13:01
hery ( 14/08/2005 22:57)
Firaketana Malagasy
Sendra hitako tao amin'ny internet fa misy diksionera Malagasy - Frantsay - Anglisy - sns... izay mbola mihatsara hatrany. Mahafinaritra. http://firaketana.org... tohiny
Jhi ( 13/08/2005 18:44)
Resaka_Regedit_kill_me
Ahona ry zalah ny fomba iray hi protegéna ny regedit mba tsy kitikitihan"ny olona !... tohiny
novalian'i Jhi ny 21/08/2005 18:32
zefalah ( 13/08/2005 14:16)
asa any dago
za mba mangataka zavatra aminareo zany hoe fanazavana kely. amireto olona navita fianarana tsy mety maita asa reto..moa ve ny fandrakana tsy mba mijery azireny? ary inona no tokony atao raha sendra... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 20:26
jos13 ( 13/08/2005 10:20)
inona ny hvtrareo raha manampitiavana @ vhv manambady ny lhl
lhl celibataire iray, ary io vhv io efa mananjanaka2?ary inona ny solution fa tia an' ilay vhv ilay lhl? (izy tia any ilay bandy koa fa mety tsy hisaraka @ vadiny izy noho ny zanany ). Raha misaraka a... tohiny
novalian'i hesham ny 22/09/2005 12:22
mll ( 12/08/2005 20:52)
maika cancer
mba te hanotany aho raha misy malala renseignement momba ny fitsaboana cancer du sang any dago fa misy havana akaiky voa dia nolazain'i mpitsabo fa mila manao greffe de moelle zany hono nefa tsy afaka... tohiny
novalian'i fijo ny 09/09/2005 20:34
booboo ( 12/08/2005 20:47)
tononkira kalon'ny fahiny
Mba mitady hira : sady tsy haiko ny titre-ny no tsy fantako ny mpihira azy no zara raha haiko ny tonony :°). Misy an'izao fotsiny any @ ref : Bakobako rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrroa Ry toka... tohiny
Herinjaka ( 12/08/2005 12:18)
Mozika
Anisan'ny mpankafy mozika indrindra ny mozika mivoatra,tsara ho halain-tahaka ny mpanankanto sasany ohatra i Tiana ,Ricky...maro ny matihanina eto amintsika fa ny fanjakana variana miady an-trano ka t... tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:07
Herinjaka ( 12/08/2005 11:59)
Tiana
:D nivoaka ary efa mandeha @ ireo fahitalavitra misy eto amintsika ny rakitsary an'i Tiana,ilay fantatsika à ilay hira maro malaza ary anisan'izany "Laisse pà mwwoin là" ,ilay rakitsary kosa dia n... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 20:00
ainaheri ( 12/08/2005 10:54)
baril??????
Nanapakevitra ny hanondrotra frais ho 300ar ny fikambanan'ny mpitatitra ny ampitso 13 août nefa misy ireo mpanjifa tsy mankasitraka izany, ary raha mba manaraka vaovao izy dia mety ahalala fa ah... tohiny
loloniary ( 12/08/2005 08:45)
Fa maninona ary e?
resaka ny mpivady tao an-trano izy ity : "Ianareo lhl tony wa tena vendrana mihitsy : aiza ve ka de ny mametaka bokotra @ pataloanareo avy de tsy hainareo" de hoy le lhl namaly : "Ka raha tsy... tohiny
novalian'i Veloo ny 31/08/2005 18:38
LazaRandri ( 12/08/2005 05:38)
I Luv Yeshu
[img]http://www.mounet.com/~kassi31/images/toon.gif[/img]... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:49
xxx ( 12/08/2005 00:22)
Melbourne 2006
[img]http://www.melbourne2006.com.au/_template/headerleft.gif[/img] [url]http://www.melbourne2006.com.au/?s=home[/url]... tohiny
novalian'i RHTP ny 02/11/2005 06:19
zama91 ( 11/08/2005 21:19)
Ny finoana sy ny siansa
Tsy mifanipaka ihany ve izy roa ireo raha fijerinareo azy satria toa arakaraky ny handrosoany siansa no mampiroborobo be ny finoana... tohiny
novalian'i zama91 ny 03/09/2005 12:11
zama91 ( 11/08/2005 21:06)
BIlan 3ans an'i Ravalomanana selon le monde
près trois ans de pouvoir, Marc Ravalomanana, le petit vendeur de yaourts devenu chef d'entreprise, puis chef d'Etat, n'a pas beaucoup changé. Il dirige le pays comme son entreprise, Ti... tohiny
novalian'i rasera ny 01/11/2005 21:36
zefalah ( 11/08/2005 19:16)
mila evitra
inona kay ny fanafodin'ny Angatra? fanazavana. lay Angatra dia 'nana' mivoaka @ mahalehilahy..na nana mivoaka @ mahavehivavy. ary io aretina io dia azo @ alalanin'ny firaisana..ka mila evitra aminar... tohiny
fasaly ( 11/08/2005 18:17)
stress
lazao izay fantantsika mba ahazoana miady amin'ity stress ity e! betsaka mantsy ny vokatra aterany fa na ny tarehy aza mikaraikona tratrany... tohiny
novalian'i vale ny 22/09/2005 20:09
xxx ( 11/08/2005 17:33)
Mitady namana hiresahina tsy antitra be tsy tanora be
Raha mba misy re dia mba manorata eto e... eny @ 50 ans raha misy... dia miandry o ary aza mananihany o.... tohiny
novalian'i jamal ny 02/11/2005 14:03
barbie ( 11/08/2005 12:24)
mba mila toro hevitra amintsika vehivavy ny tena
faly miarahaba antsika rehetra ny tenako .Tsy izany fa saika mba hangataka hevitra sy toro lalana amintsika vehivavy ny tenako.Zany hoe inona no tokony hataoko raha te hiteraka , de misy zavatra harai... tohiny
novalian'i deghany ny 07/09/2005 09:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5044