maika cancer

1. mll ( 12/08/2005 20:52)
mba te hanotany aho raha misy malala renseignement momba ny fitsaboana cancer du sang any dago fa misy havana akaiky voa dia nolazain'i mpitsabo fa mila manao greffe de moelle zany hono nefa tsy afaka manao anio any dago fa solona fanafody 25millions zany rehefa manao chimio dia mila intelo na inefatra manao anio zany hoe mila manana 100 millions zany ka sao mba misy afaka manazava na manoro hevitra fa tena mila ho very hevitra.Marihiko fa efa manao chimio io olona io fa mbola mila io fanafodina 25 millions io hono ny manaraka
novalian'i fijo ny 09/09/2005 20:34
2. kalaholy ( 13/08/2005 07:34)
Salut,
efa mba betsaka ihany no sitran'itony vahona itony raha resaka cancer ka mba makà information feno avyamin'ireo mahalala, sao mba hanampy nyhavanao.Mirary soa; klholy
3. tafita ( 13/08/2005 09:48)
Marina tokoa io voalazan'ny namana iray io fa fanaon'ny olona ny mampiasa ny vahona + tantely sy toaka mahery ( Ambodivoaran'ny Fandriana ireny )
Ka toy izao ny fatrany : 4 ,4, 2, izany hoe Ranan'vahona 4 ( Litatra na sotro na izay ataonao tsy haiko ) Tantely 4 ( izany hoie mitovy ny fatran'ny vahona sy ny tantely ) ary toaka mahery 2
Efa misy karazan'izany hitako amidy eny amin'ny JUMBO na CORA taloha eny Ankorondrano fa tsy haoko nambola misy na efa tsy misy intsony izao . Ataovy fisotro fa mandaitra io. Tsy aleo ve mandany andro mitady vahona sy tantely toy izay handany vola tsy toko tsy forohana toy izany ............
4. watafon ( 13/08/2005 12:27)
fa firy taona kay ilay olona marary raha tsy mahadiso ?
tafita : ny fatran'ny vahona haiko ndray alou d tsy ohatran'io e : 33 tantely,3 vahona, 3 toaka .
ary voaporofo ara-tsiantifika fa manana pouvoir ANTI -CANCERIGENE ny VAHONA fa mba andramo tokoa !
5. cheboman ( 14/08/2005 08:40)
toa efa misy amidy @ pharmacie ilay vahona sy tantely raha tsy diso aho fa arak'io voalazan'i tafita io asa raha mbola misy na tsia @izao. mirary fahasalamana eh !
6. mll ( 14/08/2005 14:53)
22ans le olona ary vehivavy ,efa mihinana fanafody gasy ihany izy fa andramana ihany aloha le vahona sy tantely zany . misotra anareo rehetra nanome valiny
7. watafon ( 14/08/2005 16:57)
le fomba fitsaboana an'io aretina io alou tokony hitovy ihany na eto na any e! ary tena marina tokoa fa somary maharitra ihany ! ny sandany sy ny vidim-panafody tsy haiko ; fa ny momba io aretina io no azo hambara raha tianao ho fantatra (LEUCEMIE no fiantsoana azy io ) ;ary ny greffe de moelle dia mbola tsy vita eto amintsika nefa anisan'ny manampy be de be ny traitement ! ny tiako marihina dia hoe raha eto amintsika zany dia tsy maintsy
manao ilay CHIMIOTHERAPIE ! satria ilay greffe tsy possible !
8. aristar ( 14/08/2005 17:06)
watafon>
ary voaporofo ara-tsiantifika fa manana pouvoir ANTI -CANCERIGENE ny VAHONA fa mba andramo tokoa !

dokotera ve ianao dia miteny hoe vahona, tantely sy taoka dia mahasitranan\'ny leucémie ! Tsy laviko hoe mety misy principe actif anti-cancérigène ao @ vahona faha tsy milaza mihintsy izany hoe mahasitrana leucémie. Misy principe actif (belladone) ny anamamy faha sy hoe mahasitrana ny aretim-po rehefa mihinana anamamy fa mila dosage sns. Misy publication scientifique iray ve miteny hoe vahona+tantely+taoka dia mahasitrana leucémie ? Mahazo Prix Nobel de Médecine izao namaoka an\'izany atsy ho atsy.
mll>Mahazo mihinana vahona, tantely sy taoka ilay olona satria ilay fiteny hoe : Si çà ne peut pas faire du bien, çà ne peut pas faire du mal. Ary raho nolazain\'ny dokotera hoe mila greffe de moelle (tsoka) na efaa nanao chimio aza dia gereffe de moelle noho hilaina ary raha tsy afaka any Dago dia any La Réunion afaka manao izy. Sarotra ihany ilay izy satria mila donneur compatible dia na aty Frantsa aza tsy mahita donneur compatible mora. Ny mpirain-tampoha matetika compatible dia olona roa noho makany @ hopitaly. Ilay olona salama comptable akanan\'ny tsokany sy ilay marary greffe-na rehefa purifié ilay tsoka
9. watafon ( 14/08/2005 18:03)
aristar : azfd fa za ange tsy niteny hoe sur fa mahasitrana e! tsy hitanao angaha ilay soratra hoe MBA andramo tokoa ! aoka mba tsy handika vilana isika e! ary izaho kosa anefa milaza aminao fa efa nisy olona nanao cancer fa sitran'ny vahona soa aman-tsara !
raha ny kely mba fantatro dia : ny chimio aloha no atao voalohany ka raha mi-réussir dia atao amin'izay ny greffe avy eo; ary marina tsy misy ampiana ny voalazanao eo ambony ireo !
10. aristar ( 14/08/2005 18:48)
watafon>
aoka mba tsy handika vilana isika e!

Tsy hoe mandika vilana faha be dia be ny mpisoloky milaza hoe mahasitrana ny cancer sy ny sida nefa izao noho lazaiko misy cancer sy cancer ary tsy mandaha aho hoe misy sitrananin'ny cancer tamin'izao fotsiny faha raha hoe ny vahona noho na sitranan'azy dia mbola ady hevitra satria mbola tsy nahita publication scientifique momban'io aho. Mety nihinana voamanga na katsaka isan'andro izy dia hoe ny conclusion dia ny voamanga na ny katsaka mahasitrana cancer !
Amiko aloha dia tsy misy olana ny mihinana vahona tantely sy taoka satria tsy mahafaty io sady mamy noho misotro taoka kely faha raha te-hanasitrana leucémie dia chimio sy greffe de moelle ihany. Ny vahona dia mbola en stade de recherche amiko
11. mll ( 14/08/2005 20:47)
tsy leucemie no mahazo azy fa zany lymphomes zany ka azoko tsara le leucemie fa efa nahafantatra olona voan'io tany dago koa za ary sitrana soa amantsara (nanao chimio)
12. cutie ( 14/08/2005 20:50)
in reto zany vahona zany fa tsy haiko ??
13. aristar ( 15/08/2005 07:03)
Mitovy ihany izany faha leucémie terme générale momba ny cancer du sang ary lymphome cancer du système lymphatique
La leucémie est une affection maligne, qui peut être chronique ou aiguë.
Les formes les plus répandues de ces cancers sont les leucémies chroniques qui se divisent en trois types: les leucémies lymphoïdes chroniques (LLC) , les leucémies myéloïdes chroniques(LMC) et les lymphomes non-Hodgkins (LNH) dont il y a une grande variété. Avec LLC et LMC on peut survivre quinze ou même vingt ans tandis qu'avec les lymphomes la survie et beaucoup plus variable. Du rare lymphome du manteau (ou lymphome des cellules du manteau), par exemple, la survie médiane n'est que deux à trois ans.
14. fijo ( 15/08/2005 21:29)
aristar an,tsy voatery hoe hisy famoahana siantifika makotroka akory vao handaitra ny zavatra iray.misy zavatra mandaitra nefa tsy mbola tafavoakan'ny boky vahiny.jereo ny fitsaboana sinoa,izay mahasitrana nefa tsy mbola nisy famoahana azy amin'ny boky siantifika aty europa.
15. diamondra27 ( 16/08/2005 06:01)
aristar a! inona no manakana ny dokotera hanome hevitra hafa ra sarotra ny artsiantifika, tsy hitako ny anomezantsiny an'izany, efa oe andramo; fa tsy oe hano. Ny fanafody mahasitrana ny iray nge tsy voatery hoe mahasitrana ny hafa e!, ny toebatana samy manana ny azy,

fa fanotaniana manitikitika ity oe reny olona manana allergi @ mecicament reny zany ra manao ody gasy de aona? sao de mifanipaka le izy, oh oe allergie aspirine etc... misy ifandraisany ve?
16. aristar ( 16/08/2005 17:45)
Izaho ange tsy manakana na iza na izy mihintsy faha nilaza ny hevitro fotsiny e ! Ary nolaizaiko ary hoe
Si çà ne peut pas faire du bien, çà ne peut pas faire du mal. Ilay dokotera mitsoba an'ilay marary efa miteny hoe greffe de moelle noho tokony hatao faha tsy afaka hatao any Dago. Ny antony dia tsy fantatro laotra na hoe tsy misy équipements na / sy tsy misy dokotera manana expérience @ greffe de moelle any Dago na base de données-ny donneurs compatibles. Tsy io lalana io ve noho tokony jerevana voalohany @ alalani'ny solidarité internationale ?
Hitako ny asan'i Rakoto-Ratsimamanga et alt. atramin'ny 1969 momban'ny vahona faha tsy milaza mihintsy hoe mitsabon'ny cancer rehetra indrindra faha misy cancer sy cancer. Ary indrindra misy variétés-na vahona 30 mahery any Dago ary tsy izy rehetra noho mahasitrana satria misy tena toxique mihintsy.
Farany raha mahasitranan'ny cancer ny Vahona dia efa tokony manankarena nohon'i Pfizer na Sanofi-SyntheLabo sns ny orinasa Homeopharma satria mivarotra Aloès Vahona 12.50 € ny 500ml (amin'izao na misy tantely) ao @ Internet sady tsy mila ordonnance

ALOES VAHONA
Propriétés : Cicatrisant, Anti-inflammatoire, Dépuratif, Reconstituant de l'état général de l'organisme.
Mode d'emploi : 1 cuillère à soupe, 3 fois par jour pendant 20 jours. A renouveller jusqu' à rétablissement total avec arrêt de 10 jours entre chaque cure de 20 jours. .

Présentation : flacon 500 ml


http://www.madagascar-homeopharma.com
http://www.madagascar-homeopharma.com
17. fasaly ( 16/08/2005 18:24)
ka mbola mandany fotoana elabe lay solidarité international e! raha misy koa ny vola ampiasaina amzany raha tsy manakantao lay olona, nanana havana akaiky aho voan'ny tumeur tamy loha tao, fa raha tsy nanana havana taty ivelany izy tsy taf tamin'ny operation, ka tsy andramana ve alony ny vahona sao mba mahavoa ihany e!
tsy hoe akory hoe rehefa dodkotera de tsy afaka manoro hoe andramo ny vahona! araka ny filazana tetsy abmony mantsy tena otran'ny nanebaka be an'ilay namana dokotera iray ato amy serasera....
18. mll ( 16/08/2005 20:37)
mbola tsy nahazo renseignement tsara ny antony tsy anaovana le greffe any dago izahay fa mba nijerijery eto @ internet ihany ka na aty an-dafy aza toa sarotra be le izy ary mandany vola be. Ka dia mbola mitady solution ny hanaovana azy sy hiviadanana le fanafody any dago ihany. Misotra an-tsika rehetra mandray anjara,le marary aloha mbola mavitrika be sy matanjantsaina ihany atramizao .
19. fijo ( 16/08/2005 21:10)
andramo marina aloha izay misy any antoerana fa tsy hay izay ahasoa e
20. chipie1 ( 17/08/2005 07:04)
sarotra io greffe io fa nahafantatra olona mitovy cas taminio za aty france , ka dia mahereza ilaina betsaka ny moral
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2476