maika cancer

21. watafon ( 17/08/2005 10:46)
mll : le techinque sy ny fitaovana tokony hanatanterahana azy mitsy no mbola tsy hananntsika aty dago e! ary tena mbola tsy vita aty mitsy izy io !
22. fijo ( 17/08/2005 20:29)
aty aza anie misy ny ampy nefa mbola sahirana ihany ny mpitsabo e
23. cocorie ( 18/08/2005 13:40)
:roll:
tena ny fahasalamana marina no voalohan-karena ry reto a!
24. fijo ( 18/08/2005 20:35)
izay mihintsy,aleo salama tsy dia manana toa izay manana nefa marary lava
25. pitchou ( 23/08/2005 18:16)
toy izao ny misoratra eo @ etiquette ny "VAHONA", fanafody vokarin'ny Homeopharma ary ampiasaina eto mada:
effet remarquable sur le système immunitaire
utilsé dans la prévention ou le traitement de certaines formes de tumeurs et de maladies de de dégénérescence
puissant agent de cicatrisation
anti-inflammatoire naturel (rhumatisme, arthrite, douleurs)

Dokotera no mi-prescrire an'io vahona io aty, fa toa misy fréquence sy dose ampiasana azy. En général: 1 cuil à soupe 3 fois par jour avant chaque repas, pdt 10 jours; dia repos 10 jours, dia vaerina indray ilay cure

Marihiko fa nisy namana voan'ny cancer du sein, efa avancé, atao chimiothérapie tany an-dafy, fa nasain'ilay dokotera mpitsabo azy tany nanafatra an'io "VAHONA" io izy.
26. fijo ( 23/08/2005 20:41)
za koa dia nihinana an'io tamin'ny vavony fa tena vita tanteraka le marary.ary tena tsara tamiko le izy
27. watafon ( 26/08/2005 17:21)
na za koa aza ange ry fijo e!
28. Veloo ( 26/08/2005 19:38)
Pitchou tsy oe juste preventif fotsiny ve aky ilay vahona? satria oy injy oe
utilsé dans la prévention ou le traitement de certaines formes de tumeurs et de maladies de de dégénérescence

sa ahona?
Aiza kosa dia asiana toka zany arakn'ny filazan'ny sasany tsy mino za...
29. pitchou ( 29/08/2005 18:09)
veloo> raha ny fazahoako le resaka dia mampiakatra be ny défense ny organisme le izy ka izay no antony ampiasana azy hitsaboana koa! dia ferany izay ilay multiplication anarchique satria tsy noral io ho an'ny organisme! ary olona efa voan'ny cancer du sein stade avancé izany nampiasana azy izany!
Fa misy version 2 ilay izy: ny iray au miel, ny iray misy alcool (ary ny formule nomena aza moa dia hoe whisky). Andraso fa halefako eto ilay lahatsoratra mikasika an'io vahona io @ manaraka
30. Veloo ( 29/08/2005 20:08)
Pitchou a ie retsy tena mba lina fa alefaso an...:-*
31. fijo ( 01/09/2005 19:51)
tamin'ny za tany mada farany teo dia nisotro io vahona io foana,ary sady nhinana,ombalahy koa,ka tena hummmmmm,ny zoma magnifika moa teo ihany koa,ka tena salama tsara mihintsy e
32. Veloo ( 01/09/2005 21:23)
fijo a ombalahy? inn zany? :roll:
33. adidy ( 03/09/2005 17:04)
Miarahaba anareo rehetra eto @ serasera ny tenako.
Izaho dia miombon-kevitra tanteraka @ aristar ary izay koa moa ny isan'ny hevitra nosoratako t@ lohahevitra iray momba an'ilay hoe Noni.
Tsy misy tsy mahalala hoe mahatsara ny vahona, nefa tsy mbola nisy publication mazava @ fampiasana azy @ cancer. Raha ny @ effet-ny eo @ hoditra ohatra dia efa notenenina hoe izao ny dosage izao ny coposition. Ary talohan'ny nivoahan'ireny produit ireny dia tsy maintsy efa nisy étape maromaro (essai clinique) avant mise sur le marché.
Ny asan'ny vahona sasany izao dia momba ny constipation, dia efa nivoaka koa ny fiche thérapeutique-ny sy ny effets secondaires grave ohatra ny hoe hyperkaliémie avec arrêt cardiaque.
Donc alohan'ny ampiasana azy @ protocole de chimiothérapie @ cancer dia tsy maintsy mila étude be. Ary dia tsy misy labo mi-finance an'izany.
Ny homéopharma dia finaritra be milaza ny effet rehetra fa etsy ambany mahay mailo ihany hoe ceci n'est pas un médicament.
Ny mitsabo cancer ange tsy mora e, tsy taova iray no tsaboina fa ny taova rehetra sy ny mety ho fiantraikany @ ankapobeny. Manao fanafody iray ianao dia mandinika hoe inona no effet sur le coeur, les reins etc... Dia nasiana dokotera manokana mihintsy hoe cancérologue misahana an'izany.
Ny mahagaga anefa dia izao olona rehetra izao milalao an'ilay fanafody daholo, manome hevitra daholo, dia matetika adinon'ilay marary ny mihinana ilay fanafodin'i dokotera iray essentiel.
Ny mpitsabo dia tokony mahalala ny fetran'ny fahalalany ary manetry tena miteny hoe 'ndana @ izay mankany @ Dr Ranona izay spécialistn'itsy.
Ny mampalahelo dia nisy olona havana voan'ny cancer du sein: nohainoana daholo ny tenin'ny mpanotra, nampiasaina ny tambavy, dia ny chirurgien irery no tsy nohainoana. Efa nanao métastase généralisée vao niverina tany @ chirurgien sy nanao chimiothérapie. Herintaona taty aoriana maty, ny ankizy kamboty, 45 ans.
34. watafon ( 03/09/2005 20:44)
adidy : d inona zany no tena tianao ho lazaina kay ?
35. adidy ( 04/09/2005 01:24)
Ny tena tiako ho lazaina dia saro-pady ny fitsaboana, indrindra fa ny aretina ohatra ny cancer.
Tokony hanana mpitsabo raikitra ny olona manaraka azy(référent) ary iny mpitsabo iny no maka ny info rehetra sy mandefa azy @ spécialiste raha ilaina.
36. jajaf401 ( 04/09/2005 07:48)
Andramo ihany ilay vahona fa izay nanao dia sitrana amin\'ny ankapobeny eh! Fa arakaraka ny localisation\'ilay aretina ny dose sy ny durée ary ny procedure ampiharina aminio. Fa raha amin\'ny vaisseaux hafa ny procedure, fa raha any anaty tsaoka kosa de mba mila fotoana lavalava ny application fa mety tsy ho 10j na 20 jours de hanao repos sahady.
De mirary fahasalama zany eh!
37. watafon ( 04/09/2005 13:36)
adidy: raha any ange zany d possible e! fa ny aty ange mbola hafa mitsy e! fa za ndray ange mitovy hevitra aminao e! ary zany mitsy no tokony ho izy ! fa saingy ...
38. adidy ( 04/09/2005 15:34)
watafon: Fantatro fa sarotra nefa izany indrindra no tsy maintsy hilofosantsika hanova tsikelikely ny toe-tsain'ny olona ary ilaina ho fampandrosoana. Tsy manary ny soa toavina nefa kosa miezaka manarina ny tsy mety. Ary izany indrindra no ilaina itony hay aman-jery maoderina itony hifampitana vaovao.
39. pitchou ( 04/09/2005 17:48)
adidy> tsy misy diso ny nolazainao saingy tokony navoitranao hoe ny fanafody rehetra (rehetra hoy aho) izay navoakan'ny tandrefana ary amidy eny @ farmasia dia tsy misy na iray aza tsy misy effets secondaires ary mety hahafaty tampoka! milaza an'izay aho satria toa ohatra ny manaratsy raokandro ianao!
Be d be tokoa ny dokotera na mpandidy , satria hoe nianatra firy taona teny @ oniversite dia mihavitra izay tradi praticiens ery tsy manana fahaizana na d kely akory aza, ka raha mahita ny dokotera namany hafa rizareo hoe mandefa marary iray any @ ireny tradi praticien ireny dia manebaka, d rehefa mahita ilay marary sitrana avy teo dia ilaza fa par hasard no nahasitrana azy!
otran'ny ahely @ cercle sasany ny maharatsy ny raokandro, nefa tena resaka economique ny ao ambadika, fa
40. pitchou ( 04/09/2005 18:05)
(tohiny)
tsy adala akory rizareo manam-pahaizana tandrefana mandany vola be sy mampiasa ati-doha miezaka ny hahafehy ny raokandro avy @ tany mahantra mahavita manondrana antsokosoko na @ fomba détourné an'ireny, d avy eo maka brevet, d iza no voa?
ahotra iray hitan'ny rehetra ny kinesitherapie, izay fahaizana manokana an'ny tradi-praticiens, d nohezahan'ny sasany nofehezina, d efa misy mahasahy miteny izao fa tsy ze tradipraticiens tsy mahay mamaky teny ery no mahay manotra fa tsy maintsy nianatra manokana momba an'io! efa dy hevitra b izy io taty, fa zavatra tsy vitan'ny chirurgiens malaza no namboarin'ilay mpanotra tsotsotrement fotsiny! tsy miracle fa fahaizany manokana! tsy honohono izany fa zava-misy isan'andro!
ary mahagaga moa fa raha misy olona iharan-javatra avy @ireny nampiasa raokandro na notsaboina t@ raokandro ireny dia dradradradrain'ny sasany hoe io le efa nolazaina ... tapa-kazo .... olona tsy nianatra teny @ oniversite ... fa raha ireny dokotera ireny no manao diagnostic diso ka mahafaty olona na nanome fitsaboana diso ka nahatonga zavatra hafa d lazaina fa mety diso otran'ny olona rehetra ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3106