maika cancer
41. fijo
(
04/09/2005 18:40)
veloo,ombalahy fanafody vita gasy mampatanjaka sady tsara.
za koa ry zareo dia mahita fa toa manaratsy fotsiny ilay raokandro nareo an,aza hadino nefa fa na ireo mpitsabo avy aty europa sy zamerika dia efa manao fikarohana momba azy io,ary manahy ny fahasimban'io zavamaniry io,ka sao isika indray ary no hovoa mafy eo fa saino ihany e.

42. watafon
(
04/09/2005 20:09)
pitchou : za ndray alou d manaiky mihitsy fa maro ary efa nahita aretina tsy sitran'ny fanafody tandrefana e! fa na izany aza ange misy ireo tradi-praticien CHARLATAN e!
fa ny niatombohan'ity ady hevitra ity moa zany ange resaka cancer du sang e ! fa nanao ahôna tokoa zay moa le marary ?
fa ny niatombohan'ity ady hevitra ity moa zany ange resaka cancer du sang e ! fa nanao ahôna tokoa zay moa le marary ?
43. adidy
(
04/09/2005 20:26)
Pitchou, Fijo: tsy sanatria manebaka ny raokandro aho sanatria, izay no nahatonga ahy niteny hoe mitana ny soa toavina, ary sanatria koa tsy miteny hoe rehefa tsy mankany @ oniversité ny olona dia tsy mahay.
Izaho koa tia mihotra ary tsy manaratsy ny fanafody zavamaniry fa kosa mampitandrina satria aretina toa ny cancer no resahina eto.
Am-bava homana , am-po mieritra e!
Izaho koa tia mihotra ary tsy manaratsy ny fanafody zavamaniry fa kosa mampitandrina satria aretina toa ny cancer no resahina eto.
Am-bava homana , am-po mieritra e!
45. pitchou
(
05/09/2005 01:12)
watafon> kou ngah enao mihevitra fa ireny dokotera nivoaka ny oniversite ireny d tsisy CHARLATAN? tena devoly mintsy aza ny sasany! fa tsy izay atao hoe dokotera d mahay daholo ary tsy izay atao hoe tradi praticiens d mahay daholo, saingy ny tradi praticien tsy andeferana mihitsy raha tsy mahasitrana fa raha dokotera d tsy d maninona na mahafaty aza
fa le marary voan'ny cancer du sein aloha d mihatsara hoe e! izy moa tsy nandefa sary!
adidy> mampitandrina ve enao hoe aleo mbô ny vazaha aloha no hidedaka fa nahita azy vao ho azo ampiasaina le izy? matoa rizareo manao fikarohana momba an'ireo raokandro ireo hitsaboana ny cancer d mahafantatra tsara fa tena misy vokany azo trandrahana le izy

46. watafon
(
05/09/2005 18:23)
pitchou : za alou tsy charlatan e! :lol: ary tena masika be amina Dr mitsy ange enao zany e! mba azonao lazaina v ny antony kay ?
47. adidy
(
05/09/2005 20:34)
Pitchou: izaho ho'aho tsy mandà ny effetn'ilay zavamaniry, fa ilay fifehezana an'ilay fitsaboana aminy no hitako tsy ampy. Hevitro manokana izay fa samy manana ny safidiny ny olona rehetra. Ny dokotera koa rehefa misy tsy mahay sy tsy mahafa-po dia azo ialana, izay no nitenenako hoe ny mpitsabo rehetra(na tradi-praticien izy, na dokotera ) tokony hahafantatra ny fetran'ny fahalalany.
Miala tsiny aho mitantara ohatra iray havako izay mampalahelo tokoa: ramatoa 45 ans izy t@ izany, nahitana nodule, dia hoy ny chirurgien hoe ndao hasorina. Dia hoy ny mpanotra: vitan'ny vavaka sy ny otra ary tambavy. Dia io fitsaboana faharoa io no narahiny(zony izany)Herintaona taty aoriana: voadona: fracture avec méta osseuse, izay vao maika nanao opération sy chimio. Herintaona taty aoriana : maty.

48. pitchou
(
06/09/2005 08:23)
watafon> ny mahatonga ahy masiaka be @ dokotera? tapaka clavicule le zazakely izay vao amam-bolana! d nataon-dradoko immobilisation, afaka 3 andro otran\'ny lasa orera be, le zaza nijaly fadiranovana! farany dokotera namany tao ihany no nanoro hoe mpanotra gasy itondrana io zaza io fa tsy mety! kay le zavatra nifandiso hatr@ taolana !!! herinandro ihany no nitsaboan\'ilay mpanotra azy nahitsy tsara le taolana kely rehefa notarafina t@ radio!!! tsy lazaiko eto ze komatera nataon\'ilay dokotera nanao immobilisation n\'ilay zavatra fa maharikoriko!
Dia tsy vitsy koa ny olona maty na saika lasa noho ny erreurs de diagnostics nataon\'ny dokotera. Ny erreur de diagnostic eo ihany fa miampy le fanafody tsy mifanitsy d anjaranao ny mieritreritra hoe ahoana!!!
Farany: fanafody mbola andrana angamba na sahala @zany moa ity nomena le marary fa tsy hita eny @ farmasia! loza fa nony nojerevana akaiky t@ loupe dia tsy vitany hoe tsy misy eny @ farmasia le zavatra fa efa lany andro (efa lany taona manko e!) ihany koa!

49. pitchou
(
06/09/2005 08:28)
watafon> tsy ny dokotera rehetra akory ny sahala @zany! fa rehefa maheno olona "tsy tia" ireny tradi praticien ireny aho d offusquée satria tsy rariny le toe-tsaina mihevitra azy ireny ho tsy mahay na inona na inona noho izy tsy tany an-tsekoly, nefa raha dinihana dia ireny mahavita betsaka lavitra noho ny dokotera noho ny fitsaboany mora sy takatry ny sarambabem-bahoaka! rehefa tena tsy maintsy didina kosa aloha dia aleo mankany @ dokotera mpandidy toy izay mankany @drizareo e! rizareo manko tsy mpanokatra moteran'olona kou!:D
50. Veloo
(
06/09/2005 19:55)
Fijo a misaotra lesy a de inn ny compistion an'izany ombalahy zany kle? misy omby ve ao?
Pitchou, adidy a samy manana ny fahamarinana izay lazainareo.. An'ny tsiray2 avy no mieritreritra izay mety azo ataony... Nefa kosa raha mbola vo depister aloha be ilay aretina tena mbola afakin'ny zavamaniry... Bien sur rehefa tara kosa aleo ra-Doko ny hanao azy an...:wink:

51. pitchou
(
07/09/2005 17:25)
veloo> tssss! au contraire rehefa tara d zavamaniry fara ala-nenina!
52. fijo
(
07/09/2005 20:07)
veloo an,an an,tsy misy omby ao,fa ny hery azo avy eo no hoatry ny omby kely.
53. Veloo
(
08/09/2005 17:53)
pitchou a tsy mety retsy zany a aleo atao zavamaniry aloha zany serieux e...:P
56. pitchou
(
09/09/2005 17:47)
sao v sery vitan'anamalaho d itsindromana quinimax? hihihi! ny dadabenay matin'ny quinimax!
58. fijo
(
09/09/2005 20:34)
hi hi hi ,hay efa niandry mihintsy watafon le.izay vao azony le zavatra.
veloo ko tssssssss
veloo ko tssssssss
59. pika
(
28/10/2005 05:53)
manatona ireny fikambanana masera ireny oh na ny mpanao asa soa sao mba afaka hanampy arampanafody...
toy izany koa ny fangalana renseignement momba ny vahona
ny tena ambony indrindra dia mivavaha mafy fa Atra no tena dokotera mahay indrindra ary izy no mahafantatra izay mahasoa ny havanao sy ny fianankavianareo ka na inona na inona miseho dia mahasoa avokoa izany
mirary soa tanteraka ary mivavaka ho azy

60. rachid
(
29/10/2005 10:36)
zao ry zareo a, io samy manana ny safidiny ny tsirairay fa zao ,raha resaka dokotera aloha ny anabaviko zao dia andro vitsivitsy fotsiny no tsy nahafaty azy efa saika ho tsboina aty ivelany fa saingyarirariran'ny dokotera lava n nisy olona anefa nanondro anay hoe mandehana any amin'ny mpitsabo iray zay eny ankadifotsy no misy azy hatraminzao , aloha ary mitsabo amin'ny alalany vavaka sy ny tambavy mety hisy hitsivalana avy hatrany angamba ity hevitra ity,fa zao sahy milatsaka vavolombelona amin'zay olona rehetra tonga any , raha mahasoa anao io anefa de mba andramo ihany aloha fa na izahay aza lany vola maro , talohan'ny nahitanay io olona io ,anontanio olona , I NENIFARA no intsoany olona azy , ary maro ireo ankizy aty ivelany mbola manaraka ny fitsaboany amin'ny alalan'ny tel , anisan'izany ny tenako ,
ka raha mahasoa anao de io no mba vahaolana atolotroa aza tonga anefa de miteny hoe tsia sao de mba mahasoa ihany fa andana aloha anontanio sy fotory tsara ok
ka raha mahasoa anao de io no mba vahaolana atolotroa aza tonga anefa de miteny hoe tsia sao de mba mahasoa ihany fa andana aloha anontanio sy fotory tsara ok