Fitaizana zaza Silamo 3 taona sy tapany

1. LazaRandri ( 15/08/2005 07:17)
Nalaina tamin'ny "magazine de la femme Musulmane":
Nandeha fahitalavitra tany Egypta: http://www.memri.org/french/video/segment1_basmallah.html

Sary mihetsika: http://stream.realimpact.net/rihurl.ram?file=realimpact/memri/memri_10-30-02_01.rm


novalian'i onjah ny 16/10/2005 13:01
2. ainaheri ( 15/08/2005 20:33)
Mahafinaritra alo lay zaza fa maranitsaina kely
nefa nifandiso any @ tsy izy no nitaizana azy,
zay mahatonga ahy miteny hoe diso tafahoatra loatra
ny fomba fitaizana azy @ fivavahana mahatonga azy manaonao foana.
3. Herimiafina ( 15/08/2005 22:17)
Anisan'ny endrika isehoan'ny fahabetsahan'ny olona eto ambonin'ny tany ny fitiavan'ny olona ady sy fifamonoana. Ankizy kely iny dia efa mahafantatra ny gidragidrampiainana sahady. Hitondra ny tany ho aiza anefa izany.
4. booboo ( 16/08/2005 10:11)
Lavage de cerveau beeeeeeeee tsisy ôtra zany lé ! zazakely vao 3 taona ve dé ahateny raha ôtra ireny raha tsy izay no nasesika tao an-dohany na nasaina teneniny ?
5. xxx ( 16/08/2005 10:38)
Tena grave be e! mba te aheno ny hevitr'i Zefalah za satria izy toa nivadika silamo raha tsy diso za!
6. ann ( 16/08/2005 12:01)
za alo isany mpakato an'io tenin'i basmallah io .
sao de nareo alo no tsy maharaka ny tantara de zay no maha tonga anareo hanomr tsiny azy .
raha ny tantaran'ny jiosy no jerena de tena mampalahelo mihintsy ny manjo an'ireo palestine ,nefa mo isika tsy afaka afaka hiaky ny marina mihintsy [fantatrareo ve tantaran'ny palestine ?]tsy misy olana io satria raha zava\dratsy no nampianarina azy de diso ny rad fa zava- marina no nampianarina azy .
fa ataoko nareo angmba no mbola tokony lavage vana ny cerveau nareo
7. booboo ( 16/08/2005 12:41)
dé mitondra mankaiza lé fankahalana ? sao tsy fantatry Ann koa ny tantaran'ny Nazisme ? vao kely ôtra an'i Basmallah ny zaza allemands défa bourré-na ny @ "superiorité de la race Aryenne" ny ati-dohany ; dia inona no vokany ?
8. jentilisa ( 16/08/2005 14:28)
Miala tsiny aho raha hiteny hoe ny fomba tahak ireny indrindra no famolavolana ny antsoina amin'izao fotoana izao hoe terorista. Io ary vao ny jiosy fotsiny no lazainy fa aiza ny kristiana?

Mampanontany tena koa hoe tsy maintsy miaina amin'ny fifankahalana ve iazny ny olona ao azia andrefana ao? Jereo tsara fa eo amin'ilay hoe hamono jiosy no nanohizana ny teny hoe hotahiana anie ianao...lasa tsara ny mamono olona avy eo no dikany...

indrisy!
9. zefalah ( 16/08/2005 21:50)
ny evitro dia tsotra...ataoko ngamba fa sika samy mahalala lay zavatra atao hoe finaona,sy ny fahazarana...ny arabo dia misy ny fahazaran'izireo koa...fa ny finoana dia ho an'ny rehetra.
ao anatin'ny finoana rehetra dia misy zavatra atao hoe fitaizana...ny silamo dia nitaiza ny taranany t@ fanopoana sy fahendrena,ary fahaizana,mba tsy hiroso @ reo zavatra noraran'andriamanitra izireo.
ita-sika tao @ lay orona-sary fa lay akizy atao hoe basmala dia mankahala jisosy,satria ny jisosy no fahavalony silamo ankehitriny...satria ny jiosy no manao an'reny,ary Andriamanitra dia nilaza tao anaty qur'an fa ny jiosy dia anisany vahoaka voahozona.
satria rehefa nilazan'ny mosesy izy reo mba amono omby dia nifamatra izy reo...tsy zay ainy.
refa navotanan'Andriamanitra tamin'ny ranomasina zay nisokafan'Andriamanitra izireo.ary avotra avokoa.
ary naita vahoaka nanompo sampy,ka ho izireo hoe.
ory mosesy: angatao @andriamanitra izahay mba anompo sampy toa reo vahoaka reo...tsy zany iany..refa nomen'Andriamanitra an'lay manna sy salwa zany hoe sakafo avy ani andanitra directe dia hoy Izireo hoe: ory mosesy: angatao @ andriamanitra izahay mba hihinana sakafo Akotran'reo..zany rehetra zany dia anisany antony lehibe nahatonga Andriamanitra anozona ny vahoaka an'Israel..zay no nahatonga an'lay sipa kely iny tsy tia jiosy.
le hoe evitro::naita evitra maro be za eo ambony eo
ra mantany aminareo hoe: ny zaza tazaina @ finoana ve ho lasa terroriste? ary moa ve ainareo lay atao hoe terroriste> mila ainareo alo le hoe terroriste,fa raha tsy ainareo le terroriste aza miteny hoe terroriste...raha raha be io..fa mila fanazavana bedabe mintsy @zay nareo mahay.
aza miteny aloany ahaizana,nareo mbola tsy mahay akory hoe inona no atao hoe silamo? de inona no atao hoe terrosriste?sa nareo mahay hoe inona no atao hoe silamo? de inona no atao hoe terrosrite? zavatra rehetra tsy tonga de avoka ny vava..indrindra ny resaka toitony...ok mamaky boky maro be @mombany silamo sy ny terroriste vao miteny hoe silamo terroriste....mahagaga:-D za za no zefalah?
10. fijo ( 16/08/2005 22:09)
ny zavamisy aloha dia izao.ny zaza jiosy koa dia maro no notaizana toa io.ary dia misaina toa io mikasika ny silamo.
ny fanontaniana dia hoe ,hitondra azy ireo hoaiza izany?
ary izany ve no tena atao hoe fivavahana?
11. LazaRandri ( 16/08/2005 23:27)
Ann,
Ny tantaran'i Palestine no tianao ho fantatra? Hatramin'ny nisian'ity tany ity dia tsy mbola nisy izany fanjakana na firenena atao hoe Palestine izany. Noforonina sy noterena nomena "passeport Palestinien" ny olona tamin'ny 1967 na dia "Jordaniens" sy avy amin'ny firenena Arabo hafa aza.

Ahoana ny momba ireo toerana izay lazaina fa anaovan'ny Jiosy "occupation" ireo? Tany Arabo izy ireo taloha saingy "tsy nahay niaina" ry zareo ka nanafika ny Jiosy (6 days war - guerre des 6 jours). Resy an'ady anefa ry zareo dia izao ny vokatr'ilay setrasetra nanafika.

Diso tanteraka io fihevitr'i Fijo momba ny fitaizana zaza Jiosy io.
12. zefalah ( 20/08/2005 14:12)
fa marina kosa nenao? LazaRandri?
palestine tsisy tana ozy enao? mba namaky tantara tsara ve enao? palestine no tompony tanana.zay no novakiko..fa tsy aiko na nanofy ko za t@ iny.
t@ 1948 dia niady hihiditra ao israel...ary resy ry zareo t@ zany..niparitaka @zay ry zareo..nisy nande tany frantsa nisy nade tany ethiopie,nisy nade tany egypte nisy nande tany algerie sns...taty aorina dia nitaraina ry zareo fa tsisy tany hipetrahana,ary nanaky i britanika ny hidiran'izireo ao...britanika no nandranaka any palestine t@zany fotoana zany.
1950 teo eo dia nanaky ny hidiran'israel i asera rafaty,zay efa nofahanana vola sy arena..nahazo tany kely ry zareo..ary nanomboka teo ny famelaratany.
niady israel mba hitobo ny tany..ary efa tanteraka zany @zao..asera rafaty no tena rangory fotriny afo t@ fisiany israel tao...tsy enonao nga ariel sharon nanao filazana hiverenany jiosy rehetra era-tany fa efa malalaka ny tany? nanao filazanaizy fa zay jiosy dia hiangavina mba ande israel fa efa misy toeraa ao..ary vao ofakomaly no nanala vahoaka tao Gaza ry zareo,mba anapenanany maombahoaka..fa israel dia tia filaminana..nefa tsy zany,misy antony matoa sharon nametraka an'io lalana io..raha jerenao dia palestine no tena fototsiny olona mipetraka tao ats'izay...nanomboka t@ androny Abraham zay teraka tao galili palestine,ary mbola tao koa ny nalevina.
ny tena fototr'israel dia avy aty yamen aty...t@ androny yossof zo nawasy..lay mpanjaka namono zay olona mpino kristianina rehetra..voalaza ao anaty baiboly ngamba zany..
okazayyyyyyyyyyy
13. LazaRandri ( 21/08/2005 05:07)
tsy ataotao foana tokoa ny anarana an! hahaha.
zefalah:
ny tena fototr'israel dia avy aty yamen aty...t@ androny yossof zo nawasy..lay mpanjaka namono zay olona mpino kristianina rehetra..voalaza ao anaty baiboly ngamba zany..

Ny niandohan'ny teny hoe "Israel" dia anarana niantsoan'Andriamanitra an'i Jakoba sy ny taranany aloha raha tsy fantatrao. Ary tsy mbola nisy "mpino Kristianina" tamin'izany.


zefalah:
mba namaky tantara tsara ve enao? palestine no tompony tanana.zay no novakiko..fa tsy aiko na nanofy ko za t@ iny.

Mety tsy nanofy ianao fa ny zavatra novakianao no lainga tsy mitototra
Tsy mbola nisy teo amin'ny tantara izany hoe fanjakana na firenena Palestinianina izany. Tsy haiko na "angano" avy aiza izany novakianao izany na "fanasana atidoha" nataon'iza fa lainga tsy mitototra.
Ireo olona lazaina ankehitriny fa "palestiniens" ireo dia "Jordaniens" sy "Syriens", "Libanais", "Egyptiens" ary avy amin'ny firenena silamo hafa. Ireo ilay nanangana ady nanafika an'Israely dia resy. Ny sisa heriny dia namoron-dainga hoe "Palestiniens" izy. Betsaka no tezitra satria noterena hanova ny "passeport" nananany ho "passeport palestinien", saingy vitsy no sahy mijoro amin'izany fahamarinana izany satria ampihorohoroana ho vonoina.
14. zefalah ( 24/08/2005 13:34)
mamaky de mandinihy
15. fijo ( 24/08/2005 20:25)
le resaka fitaizana zaza jiosy aloha dia fandaharana tany israel,mikasika ny zaza jiosy no hitako tamin'ny "arte" ary dia mitovy amin'io fankahalana arabo io mihintsy no resaka nataon'ireo zaza.izany hoe efa fitaizana hifanaovana ny azy ireo ka aleo hiady ao
16. onjah ( 16/10/2005 13:01)
Tena @ teny tsy fantatra ilay izy koa. tsy afaka manaome hevitra eh.:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4758