ody fitia

1. jos13 ( 15/08/2005 07:51)
mandaitra ve ny ody fitia , ary efa Nahita olona voan'ny ody fitia ve nareo?
novalian'i Achia ny 07/09/2005 13:23
2. vivi ( 15/08/2005 08:55)
efa aminizao andro mandroso izao ve d mbola hisy anizany ihany ve , fa mety mandefa saina be koa ianao zany ?, raha olona any ambany vohitra aloha d manaiky aho fa aty! hi!hiihih
3. xxx ( 15/08/2005 14:24)
vivi >>>
Fa ny asan'ny ratsy anie ry vivi ka tsy miankina fandrosoana fa raha vakinao ny tenin'Andriamanitra de ny ratsy dia miha ratsy hatrany e,
4. fijo ( 15/08/2005 20:07)
ny fahaizana mampirevy ihany no ody fitia mahery e
5. fasaly ( 15/08/2005 20:09)
zà kou! dakaoro amzay ry fijo a!
6. kally ( 15/08/2005 20:22)
Izaho ry reto efa voan'ny ody fitia sy fanainga lavitra fa satriko ihany a!:lol:
7. kally ( 15/08/2005 20:23)
Izaho ry reto efa voan'ny ody fitia sy fanainga lavitra fa satriko ihany a!:lol:
8. tafita ( 15/08/2005 20:51)
Tena zava-dozaio ry anina marina fa aza mba voany . Raha amin'ny tany mandroso aloha de ekeko fa tsy misy manao io intsony angamba . fa aza mba sendra ny faritra aty aminay ange , fa tena tsy mahalavi-tany io ary tena maha- adala tokoa
9. vivi ( 15/08/2005 22:05)
ary ty jos13 ty koa anie tena mba manana fisainana lavitra sa tratra ny ody fitia?
10. fasaly ( 16/08/2005 05:37)
any mada aloha mbola betska ny mahay an'io hono e! indrinda fa any ambanivohitra na any amy cote any fa tena mandaitra mintsy hono...
11. cocorie ( 16/08/2005 14:58)
Ny aza voany hoy i Mompera! fa de manainga lavitra mitsy
12. maditra ( 16/08/2005 17:53)
Sarotra amiko alou ny hino an'izany e. Fa angamba fotsiny hoy aho raha tsy mety ny olona tsy tokony terena amin'izany ody fitia izany. hihi
13. fasaly ( 16/08/2005 18:30)
ka ny olona azo amin'ny ody fitia koa ange tsy haharitra mintsy e! rehefa lany ny herin'ilay ody de miverina normal lay olona e! fa toa mi exist hono io ka! zà alony mbola tsy nahita olona tratra fa fa ny olona efa nahita no mitantara e!
14. zefalah ( 16/08/2005 21:55)
za efa nanao fa tsy nandaitra..atody fito..ny roa atao ambany fatana..ny ray atao ambony tafotrano,ny efatra atao eo ambaravarana...fa tsy nandaitra..
lasa tsy tin'le sipa za...fahavalony ngamba..efa tsy mandaitra io ry se a..t@ andro dadan' dadan'dadan'dadan'dadan'dadabeanay io no nandaitra
15. zefalah ( 16/08/2005 21:57)
za efa nanao fa tsy nandaitra..atody fito..ny roa atao ambany fatana..ny ray atao ambony tafotrano,ny efatra atao eo ambaravarana...fa tsy nandaitra..
lasa tsy tin'le sipa za...fahavalony ngamba..efa tsy mandaitra io ry se a..t@ andro dadan' dadan'dadan'dadan'dadan'dadabeanay io no nandaitra
16. marozevo ( 17/08/2005 21:34)
NY ODY FITIA TSARA INDRINDRA DIA NY FITIAVANA
17. cocorie ( 22/08/2005 14:08)
tsy aleo ve ovaina Ody faty rehefa tsy mandaitra ny Ody fitia de amizay hitanao eny foana le ol tinao!:-D:-D
18. manitra456 ( 24/08/2005 19:08)
cocorie:

tena marina ny anao nefa azatazomina ela fa sao dia mamofina rehefa kelikely dia ianao indray no lasa manary azy

tsy aleo ve ovaina Ody faty rehefa tsy mandaitra ny Ody fitia de amizay hitanao eny foana le ol tinao!:-D:-D



19. fijo ( 25/08/2005 04:56)
cocorie an,mba asio fanainga lavitra hoe za.
20. Achia ( 07/09/2005 13:23)
ka ny mombanao aloha tsy maintsy fantany ianao ; zay vao mandaitra zany ;zaho efa nahita olona mampiasa io fa tena mandaitra ;no kopahany mosora fotsiny dia tsy hafaka intsony fa manaraka azy zay tiany atao fa tsy tompon'ny tenany ;rehefa lany ny herin'ilay fanafody apres 1an ou 2ans dia manomboka taongasaina ilay olona ;dia lasa ady lava ;tafasaraka ny farany raha toa tsy manamafy ny odiny any @idadabe indray manampy ody
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6187