Resaka_Regedit_kill_me

1. Jhi ( 13/08/2005 18:44)
Ahona ry zalah ny fomba iray hi protegéna ny regedit mba tsy kitikitihan"ny olona !
répondu par Jhi le 21/08/2005 18:32
2. aristar ( 13/08/2005 19:03)
Jerevo eto
http://www.pcastuces.com/pratique/windows/xp/interdire.htm
http://www.pcastuces.com/pratique/windows/xp/interdire.htm
3. Jhi ( 16/08/2005 18:16)
Fa hono wa ry zalah inona ny fomba anakiray hahafahana manao ny regedit ho notepad , zany we : raha misy olona manao éxecuter de regedit no tapern-ny de raha vao mi valider izy de lasa notepad ilay izy fa tsy regedit !
Merci !
Jhi_pro
4. DotMG ( 17/08/2005 07:37)
Voalohany aloha mila manana droits ao @ répertoire Windows.

Manamboara fichier iray, ohatra hoe x.bat

Izao no atao ao anatiny (raha atao hoe ao @ répertoire c:\winnt\ no misy ny notepad.exe sy regedit.exe):

cd c:\winnt
c:
copy regedit.exe tideger.bat
del regedit.exe
rename notepad.exe regedit.exe


Rehefa mila regedit.exe ianao dia ilay tideger.bat lancéna. (atao tideger.bat ny anarany satria raha vao atao .exe dia hita @ icône-ny eo).

Andramo fa ny ahy aloha hatramin' izao nety e! (Raha >= WinNT dia amboary ny droit @ilay tideger.bat mba tsy hisy hikitikitika.)
5. Jhi ( 21/08/2005 18:22)
Tena milay zany hevitrao zany fa tena tsy arako firy ilay izy fa hampio kely zah amin'io ! satria noheritreretiko fa zah irery no nanana hevitra toy ireny ! nefa TWA efa nahavita izany !
Ok dé merci , raha mety de valio ami'ny mailakako amin'ity : tapane@tapane.ht.st na hitako eto ihany ny tohiny !
Merci ah !
Kill_me
6. Jhi ( 21/08/2005 18:32)
Raha possible ry zalah de apio kely moi eo amin'ny sehatra création na page perso ah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0781