Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i jos13, milahatra araka ny daty
jos13
(
17/11/2005 10:21)
mba omeo toro hevitra!
inona avy ny fitaovana ataonareo vhv mba ahatonga anareo mahazo bandy revenareo!, na efa miaraka aminareo na ny mbola tsy miaraka aminareo!, ohatra: manao mikata ve sa miavonavona b sa ....., na koa w...
tohiny
novalian'i fameusecousine ny 21/11/2005 22:05
jos13
(
09/11/2005 09:23)
fihetsika ahafantarana fa manampitiavana ny olona iray?
ny fandehanana isanandro any @ olona ilazanao we tianao ve d efa fampisehoana fitiavana ?,raha mankany ianao nefa tsy milaza fa we tia , d mety ho tonga ve ny hafatra !satria mety misy fahamenerana m...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/11/2005 06:48
jos13
(
30/09/2005 11:40)
miverina t@ teo aloha
mahagaga @ ankampobeny ny vhv d tsy miverina @ sipa teo aloha fa ny lhl mora voasintona @ io, izy aloha tsy voatery andeha lavitra ny fitiavana fa tsy mahakivy azy ny hiverina ihinana mofo ,sy ny revy...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2005 23:10
jos13
(
29/09/2005 21:27)
fitia mandeha ila
misy vhv 1 tara @ lhl iray nefa ranamana io d tsy miraika @ ilay vhv, inona no tokony atao mba hampitovy tatana anilay fitiavana sy ampikambana azy 2, nefa marihana fa ilay lehilahy tsy d tsara loatra...
tohiny
novalian'i kiali ny 07/10/2005 18:01
jos13
(
29/09/2005 18:41)
fitia mandeha ila
misy vhv 1 tia lehl iray nefa io lhl io tsy tara @ d inona notokony atao mba ahatonga ilay fitiavana reciproque?, ny mahagaga anefa io lhl io tsy dia mankaiza loatra fa ilay sipa manja b nefa tsy maha...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/10/2005 15:32
jos13
(
29/09/2005 10:12)
didipotra
fomba malagasy ny mamora zaza lahy na ny lehilahy gasy, fa ny tena tiako fantatra we inona ny antony tsy maintsy hamorana ny zazalahy sy ny fihatraikany eo @ fahasalamana ,zany we , ny lafy tsara sy n...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/10/2005 16:16
jos13
(
04/09/2005 07:43)
isika lehilahy
ny lhl @ ankampobeny d mora lefy ihany @ fitiavana satria misi sipa miaraka @ntsika 1erinandro na 1 volana d leo sahady isika , ny vhv raha mbola tsy azontsika d liana sady mitady mafy azy isika , mat...
tohiny
novalian'i booboo ny 29/09/2005 14:59
jos13
(
01/09/2005 19:57)
fitiavana rava
misy mpifankatia miaraka amantaonany maromaro nifampanaiky we hivady, nefa mapalahelo fa misaraka! , fanontaniako tiako hapetrako we maninona olona notiviana no hisarahana , nefa tena sur ianao t@ voa...
tohiny
novalian'i deghany ny 19/09/2005 13:59
jos13
(
15/08/2005 07:51)
ody fitia
mandaitra ve ny ody fitia , ary efa Nahita olona voan'ny ody fitia ve nareo? ...
tohiny
novalian'i Achia ny 07/09/2005 13:23
jos13
(
13/08/2005 10:20)
inona ny hvtrareo raha manampitiavana @ vhv manambady ny lhl
lhl celibataire iray, ary io vhv io efa mananjanaka2?ary inona ny solution fa tia an' ilay vhv ilay lhl? (izy tia any ilay bandy koa fa mety tsy hisaraka @ vadiny izy noho ny zanany ). Raha misaraka a...
tohiny
novalian'i hesham ny 22/09/2005 12:22
