didipotra

1. jos13 ( 29/09/2005 10:12)
fomba malagasy ny mamora zaza lahy na ny lehilahy gasy, fa ny tena tiako fantatra we inona ny antony tsy maintsy hamorana ny zazalahy sy ny fihatraikany eo @ fahasalamana ,zany we , ny lafy tsara sy ny ratsy fanaovana azy io!
2. vivi ( 29/09/2005 10:30)
reny toa nolovaina tao @ baiboly koa!, fa ny vazaha no toa tsy mifora hono , fa toa mora azonaretina ny olona tsy voafora
3. xxx ( 29/09/2005 10:43)
misy krouty koussa lé tsy mitapaké !:-D:-D
4. Veloo ( 29/09/2005 14:47)
tsy misy lafi-ratsy mihitsy ny didipotra. araka'ny lazanin'i vivi io doly ny antony. Ny vazaha tsy maintsy misasa fona isan'andro raha tsy izany mampisy infection :/:/
5. Herimiafina ( 29/09/2005 17:52)
Refa mi-pipi le boay kely ka tsy misasa tsara matetitetika dia misy tavela kely ao amin'ilay satroka dia rehefa miandrona iny dia lasa CRISTAUX D'URÉE de mamaivay. Sady raha manao rapport amina sipa dia manimba ny EPITHELIUM VAGINAL an'ilay sipa ilay cristaux tavela, mampangidihidy, sns.

Fahadiovana izany no zava-dehibe niantombohan'ny fiforana. Manangona aretina mantsy le capuchon iny e.
6. ravakamalala ( 30/09/2005 13:21)
mampataatsa zany lé tsy mitapaka reny an! :?

Am zao fotoana zao atyandafy ho an ny zaza gasy dia tsy dia tena lié am lé hoe fomba ntsony no tena antony anaovana azy fa tena resaka fahasalamana be izao, betsaka ny zazalahy kely fantatro tsy maintsy natao fa efa nanomboka nisy infection.
Nisy zanaka frantsay izay koa aza tsy maintsy natao mihitsy koa noho io antony io ihany.
7. vivi ( 30/09/2005 19:06)
sady ilay tsy mitapaka kosa aloha d ratsy pozy e! aleo ihany ny bandy gasy fa raha anambady vazaha nefa tsy mitapaka lery d aleo ilamina , en plus mbola mitondra aretina koa! asa aloha e!
8. Herimiafina ( 30/09/2005 19:12)
Efa nahita tsy mitapaka tany njay nga enao io ry vivi,? hehehehehehehehe. Mihinana akondro tsy mivaofy. hheheheheh:-D:-D:-D:-D
9. vivi ( 30/09/2005 20:02)
an,an azafady ! any @ xxl no ahitako anireny !zahay tsy tia vozongo fa lhl gasy mbola milay na tsy tonga lafatra aza!
10. fijo ( 30/09/2005 20:16)
ravakamalala ngah mila tsy mitapaka????hi hi hi
misaotra vivi an
11. ravakamalala ( 01/10/2005 15:42)
fijo > Tsy mitady aho fa asa ...raha tsy mitapaka ianao dia mety miova hevitra aho.
12. rongatry ( 01/10/2005 16:41)
za tena mihevitra fa dokotera i herimiafina, ka zay lazainy arahina ra-jos13 a !
jereo ny fanazavany fa ara-dalàna be a !
13. Herimiafina ( 04/10/2005 04:23)
Saiky tratra teto njay ny momba n'i Herimiafina marina, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. Veloo ( 04/10/2005 17:36)
ravaka a jereo tsara aloha retsy an :-D:-D:-D
15. ravakamalala ( 05/10/2005 14:27)
Veloo > aza matahotra ndry!:-*
16. Herimiafina ( 05/10/2005 14:59)
Refeso koa raha azo atao. hehehehe:-D de teneno anay le mezura avy eo. hehehehe:-D
17. ravakamalala ( 05/10/2005 15:15)
Ka izy aza tsy hita ntsony !
8O 8O nankaiza tanteliko teto ô?
18. Herimiafina ( 05/10/2005 15:24)
Tena tadiavinao mihintsy kou lery en plis n'izay an. enao ty an.hehehehe:-D
19. ravakamalala ( 05/10/2005 16:08)
Ka nandombaravarana ve izy tsy hovohaina e!
20. Herimiafina ( 05/10/2005 16:16)
Ka izy aza lasa kou.

Raha misy mpilaiso mandondona kou zany de vahanao? hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3991