inona ny hvtrareo raha manampitiavana @ vhv manambady ny lhl

1. jos13 ( 13/08/2005 10:20)
lhl celibataire iray, ary io vhv io efa mananjanaka2?ary inona ny solution fa tia an' ilay vhv ilay lhl? (izy tia any ilay bandy koa fa mety tsy hisaraka @ vadiny izy noho ny zanany ). Raha misaraka anefa ilay sipa dia manana tombony be satria manana ny ampy rehetra ilay lhl (vola, trano ......)
novalian'i hesham ny 22/09/2005 12:22
2. fasaly ( 13/08/2005 10:29)
iza no manana vola sy trano lay celibat sa lay tompom-bady,
voalohany aloha raha vao io fitiavana io mintsy no ty izay ny fandehanay de milalao afo ihany lay sipa ka mi assume zay rehetra mety hiseho izy n'inona fiantraikany avy eo, raha tena fitiavana anefa izany
faharoa, raha ohatra ka vola aminakrena no entina hitiavana olona dia tsy mety satria fitiavana par intéret mety tsy haharitra, ka mila misaina sy mandinika tsara aloha tramatoa alohan'ny hanaovana zavatra , tsy haiko alony.
3. vivi ( 13/08/2005 11:27)
ahoana moa no ilazany fa tia azy io sipa io, raha tena tia anazy aloha izy de mety tsy nisalasala ary tsy ni-poser anio question anio akory , faha2 tsy atakalony ny vadiamanjanany mihitsy fa aleo miova lasy, faha3 maninona bandy celibataire manana ny ampy nefa hiaraka @efa anjaran'olona sady betsaka anie sipa mitady bandy tahaka izany e!
4. xxx ( 13/08/2005 12:31)
Aza tonga kosa dia kivinareo ilay olona é! KA raha ity tokoa ka tena efa tsy mety ny tokantranon'ilay vehivavy inona ny olana? Ny hafatra ho an'ilay lhl fotsiny dia na oviana² aza mi-basé fiarahana @ vavy @ volanao izany fa sao mamita-tena ianao
5. pandrybe ( 13/08/2005 13:34)
mba mitovy hevitra amiko i vivi, matoa tsy ialany io vady niterahany io de ao raha f'aleo mipitika!!!, efa nahazo ahy io situation io ary dia ny niala pà ihany no fanafodiny fa sao manaraka eo ny aina!!!
6. cutie ( 13/08/2005 20:05)
tsy hitako ze olana refa samy tia nareo . :roll:
7. kally ( 14/08/2005 08:38)
Mino ve ianao fa hiaraka maharitra aminao izy?Vadiny niterahany roa aza nialàny koa ianao indray ve? Ary mba zakanao sy velonao ve aloha ireto zanakeliny e?
8. isrine ( 14/08/2005 18:08)
de ohatr'izany ny lehilahy, rehefa tia de tsy mahita zavatra hafa mihitsy. na ny fifanajana fotsiny aza ve: efa manambady amanjanaka ilay vehivavy!
mahamtra mihitsy ny toetsainareo lehilahy!
9. fasaly ( 14/08/2005 18:42)
ka io tsy nisy ni forcé- kosa an'ilay vehivavy hanaiky ny fitiavandralehilahy, fa matoa nanaiky i ravehivavy de izy kou no tena nazoto sy tia kou!
10. fijo ( 15/08/2005 21:42)
za koa aloha toa an'i cutie e.raha izay no reviny ve.atao akory fa lasa e
11. Herimiafina ( 15/08/2005 22:08)
Tsy miady izany, izany fomba izany mihintsy no mahatonga ny tany lasa feno olona ary hipoaka indray andro any.
12. fijo ( 15/08/2005 22:10)
ka hiaritra sy hitsiriritra eo fotsiny ve
13. cutie ( 15/08/2005 22:45)
mifankatiava ihany hono raha mbola velon'aina e :-P, de mamenoa ny tany 8)
14. akamatiana ( 15/08/2005 23:13)
ra sipasipa mou ka maninn fa eee zany izy weee efa manambady sady efa mananjanaka 8O mila mieritreritra l bandy kle .
Fa houn waaa , l vhv v mijaly ara-pitiavana sa maninnn?? no mbola mitia ouln-kafa njay??
15. lilbon ( 16/08/2005 05:55)
ka izao zany no olana e.
le lhl ve mahazaka le zanak'oll sa ahoaana?
le fitiavana anie tsara e,fa le misaraka no tsy mety;
de na de tia be aza le lhl de refa avy eo de hiova hevitra reny le fitiavana mila mieritreritra aman-taonany vao azao tanterahina .Tsy voasakana anefa refa ela lefy foana de manjary misy fanenenana ;-):P8O
16. babalahy ( 16/08/2005 09:49)
Tsy misy andro anao atakalony vady aman-janany ary koa na vadiny niterahany roa be izao ve hialany de hanao inona aminao izy sady mety te-hilalao fotsiny izy fa tandremo.Sady betsaka ange vhv tsy manambady eto fa kanefa refa tiana tsy misy fanafody ka mahereza.Kanefa refa mankatia anao izy de tiava arak'izay tokony ho izy fa mampalahelo sady tsy tsara mifamitaka .
17. akamatiana ( 16/08/2005 10:02)
de l bandy ve efa tafiditra vo nahafantatra wee manambady amanjanaka l sipa ehh sa d efa nahafantatra fa d ninia tsy t ahalala mitsy:roll:
18. xxx ( 16/08/2005 13:12)
Ataovy mitapô aloha ny sambo de hitan'i Jos13 tsara raha misy ilay fitiavana na tsia
19. fasaly ( 16/08/2005 14:10)
babalahy:
non! misy lay vehivavy rehefa tia izay na firy zanany de lasa an! rehefa tena mivoara mena be zay ny afaon'ilay fitavany de lasa izy fa aoka itsy! aza de matoky an'izany loatra.
de misy koa ny lehilahy mahazàka zana-drafy, fa faran'izay azo isain-tanana alony e!
20. cutie ( 16/08/2005 14:21)
nareo reto kou manasarotra fiainana, efa mifankatia aza izy mi-tsam de in ny olana .:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6816