inona ny hvtrareo raha manampitiavana @ vhv manambady ny lhl
21. jos13
(
16/08/2005 14:31)
ilay sipa aloha tena reveko , ary fijeriko azy koa toa mirevy ahy , fa tsy fantatro fotsiny hoe manao jeu ve rasipa hoe mody mirevy ahy,ny pbleme @ ankizy aloha tsy mampaninona ahy e, matoa miditra efa sahy zay fa aleo koa miheritreritra tsara vao mananao foana ka zay nampidirako anilay hvt ato @ serasera mba ahenoana ny hvt ny be sy ny maro satria mbola tsy sendra anio cas io za , tsy mbola niteny @ t@ faniriako aho hoe te anambady azy
22. cutie
(
16/08/2005 14:36)
ka anjaranao sisa no manampakevitra ry jos13 , fa ny oul eto manome hevitra fotsiny . Enao sisa ny tompo-tsafidy . :wink:
23. fasaly
(
16/08/2005 14:37)
hay ve toi ihany ilay manana ny ampy e! kou raha tsy sur de mandehàna mitady ny tsy manambady e! tsotra fotsiny fa inona no tena hirevenao be anilay sipa e!
izy aza manambady sy efa mananjanaka roa be zao, sady tsy tena sur enao amy fitiavany.
sipa maro milay eran'ny tanàna ity ve???
izy aza manambady sy efa mananjanaka roa be zao, sady tsy tena sur enao amy fitiavany.
sipa maro milay eran'ny tanàna ity ve???
25. akamatiana
(
16/08/2005 14:50)
aza maka ny efa eny antanan'oul waaaa , mampijaly oulll enao fa tsy mbo mitia akoury amizany an , ra tsy weee mijaly mafy nga rasipa d enao manavotra azy , de ok l fitiavana :p
27. eh
(
17/08/2005 12:05)
andraso maharitra aloha ilay fiarahana vao manapa-kevitra fa sao misy ny fihovana ê! taitaitra amboalohany eo! fa ilay fitiavana koa anie mety mandalo ihany ê! inona no tena fototr'ilay fitiavana amin'izao?
29. cocorie
(
18/08/2005 07:26)
ny hevitro : Manalà azy le sipa fa tsy hisaraka pour rien @ famillen\'izany izy e! Sipa bobaka be reo ve de hiady ny efa an-tanan\'ol. ato @ serasera zao d\'efa vraky be; Ny sipa hono atao fa ny vady tsy fanary zany.:roll:
31. deghany
(
19/08/2005 13:35)
cocorie:

'zany we: andrianiko ny vadiko de ny an'ny hafa koa teteziko!!=))
32. deghany

33. cocorie
(
19/08/2005 14:34)
Zany ve de tsara @ zao toetr'andro efa be aretina zao. manalà baraka izany.
iray ihany ahoana lesy rafijo no hitan'elà a! misy voa zany mason'ise zany ka 8-)
iray ihany ahoana lesy rafijo no hitan'elà a! misy voa zany mason'ise zany ka 8-)
35. texam
(
01/09/2005 12:04)
Ny fitiavana tsy voasakana zany ra tena mifankatia!na zaza na in!nefa mila fotoana sady mety aharitra ny fahatanterahany!ny tokony hatao?marihina fa tsy de tsara loatra ny mampisaraka olona!nefa....ra tena mifankatia ry zareo de izy roa ihany no tokony handamina izany @ alalan'ny fifanankalozan'kevitra!
36. nantenaina12
(
01/09/2005 14:33)
isrine:
de ohatr'izany ny lehilahy, rehefa tia de tsy mahita zavatra hafa mihitsy. na ny fifanajana fotsiny aza ve: efa manambady amanjanaka ilay vehivavy!
mahamtra mihitsy ny toetsainareo lehilahy!
tena marina ihany lazainao ka nefa kosa , raha misy manirikiry azy ve ao antokatranony miady izy mivady Ohatra ka manome lamosin'RANGA dia tsy hitady ny tsaratsara koko nohon'ny vadiny izy ( tonga @ ilay fitenenana hoe
mangididy hôtrôrina i ramatoa
38. hesham
(
22/09/2005 12:22)
Raha hisaraka @ vady niterahana 2 aloha za tsy miditra @ izany tsony e . Raha 1 dia mbola azo leferina fa 2 be zao .
Ianao mety sambatra fa reo zaza 2 mijaly refa kelikely .
Ianao celibat io ve dia tsy ahita vehivavy hafa mbola tsy misy zaza e , @ zao aloha nareo mbola milamina fa rehefa mitokantrano ka tonga eo @ zay ny zanakareo 2 mitambatra vao manomboka ny olana madinidinika e .
Diniho ihany fa sao hanenina .