Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mll, milahatra araka ny daty
mll ( 06/07/2007 20:23)
fitsaboana ao antsirabe
sao mba misy mahalala ny adressen'ilay toerana fitsaboana malemy any antsirabe azafady (tel sy adresse) ny mamako mantsy malemy tsy afaka miteny no tsy afaka ny maneha efa ho 2 taona izao any dago mis... tohiny
mll ( 10/12/2005 20:15)
invitation ( suite sujet Maika cancer)
Manaona daoly , araka ny sujet io de efa nandefa le sujet momba lay olona voan'ny cancer any dago ka mila fanampina eo @ 7000E za tany aloha tany efa tsy maninona lay marary fa voatery mividy an'ilay ... tohiny
novalian'i watafon ny 14/12/2005 18:01
mll ( 12/08/2005 20:52)
maika cancer
mba te hanotany aho raha misy malala renseignement momba ny fitsaboana cancer du sang any dago fa misy havana akaiky voa dia nolazain'i mpitsabo fa mila manao greffe de moelle zany hono nefa tsy afaka... tohiny
novalian'i fijo ny 09/09/2005 20:34
mll ( 12/11/2004 00:17)
tsy matory
2 ans ny zanako ,taitra fona izy isaky ny @ 2h du matin ary tsy matory raha tsy 1 h apres sao mba misy afaka ny hanampy sy manoro hevitra fa tena manahirana be le izy, za mbola tsy te ho any @ dokot... tohiny
novalian'i watafon ny 10/01/2005 16:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0935